NY Fisamborana an\' i MANANDAFY: ny fomba fanao...
1. rabingogilabanga
(
30/04/2009 03:36)
1) Ny fomba nisamborana an\'i Manandafy sy ny namany rehetra dia tsy rariny tokoa(ny fomba hoy aho, na dia lazaina fa nisy aza ny mandat d\'arrét)(sahala @ nisamborana a-dry voninahitse en pleine session parlememtaire, nefa tsy en flagrant delit...),
2)Aoka halefa ny tribunal dans 48heure au maximum, ho respecter-na ny durée ny garde à vue (48 heure koa), ary raha tsy meloka izy, aoka ho votsorana (dans 48 heures koa), fa indrindra aoka tsy hisy ratra na vono hahazo azy ireo, aoka ho tandrovana ny ain\'ny tsirairay, ary aoka hahazo hamangy azy ny havany sy ny Avocat-ny....(ny sary @ Internet dia itadiavo autorisation @ havany aloha, raha mbola azo atao ....
3)Aoka hilamina ny fomba fitakiana, ny fanaovana appel au meurtre, @ fandefasana ny anaran\'ireo Miaramila sy ny mombamomba azy (satria tsy rariny ireny fomba fanao ireny, ny vegeance isankarazany, no mitarika izao zavatra tsy mety rehetra izao, ka maharangitra ny andaniny sy ankilany hoenjehin\'ny lalana ianareo na aiza na aiza , ary penal ireny na ho an\'ny webmaster na ho an\'ny mpanao forum (ny fandefasana sy ny appel au meurtre atao contre ny militaire izany) (archiver any @ serveur ny IP-nareo pendant 10 ans, izay no lalana...
4)tandrovy hatrany ny aina sy ny fihavanana na ho an\'ny andaniny na ny ankilany

novalian'i fijo ny 30/04/2009 21:03
3. Oay
(
30/04/2009 04:16)
sitlo:
archiver any @ serveur ny IP-nareo pendant 10 ans
=))
manampim-bava amin'ny fampihesonana
Sitlo a! Tsy otran'izay kosa ny fahitako anazy fa :
_olona any andrefana any i rabingo noho izany d efa zatra ilay fanarahadalana izy d mampitandrina izy fa ny site ny serasera ohatra d any Italie any ny serveur mi-héberge anazy ka raha mametraka fitoriana eo anatrehan'ny fitsarana Italiana tokoa ny tompon'ireny sary ireny d hiakamidina eo i hery!
_Za manokana moa d mahita hoe nianatra momba ny lalanà ity rabingo ity ka d mahita za hoe ny tiany d mila manaradalana isika.
4. sitlo
(
30/04/2009 04:29)
Aza misolo vaika ny akalana.
Izaho manana site fa izay tiako hitahirizana ny IP io. Firy milliard izay ny site nikatona teto an-tany nandritra ny 10 taona?
Raha any amin'ny communiste na any amin'ny musulman dia ekeko hoe enjehin'ne fanjakana ny manelingelina ny fitondrana amin'ny internet.
Fa raha tandrefana araka ny lazainao io, endrika iray tsy hanafenana ny marina io. Bin Laden aza amin'ny internet no manao fanambarana.
Ny tian-drab atao dia izao. Koa satria efa nofahon'ny CAPSAT sy ny mpanendaka ny fakan-tsary maro, dia nihena ny fanampariaham-baovao. Ny famoretana ataon'ny CAPSAT amin'izao dia manginy fotsiny amin'ny mpaka sary.
Maro ihany anefa ny olona no tsy voafehin'izany. Ka ny fampitahorana azy ireo amin'ity IP ity indray no asesy.

5. Oay
(
30/04/2009 04:42)
io ny lalana ry sitlo a:
Selon les articles 226-1 à 226-8 du Code civil, tout individu jouit d'un droit au respect de sa vie privée ainsi que d'un droit à l'image,.
En vertu de ces dispositions, la publication ou la reproduction d'une photographie sur laquelle une personne est clairement reconnaissable n'est possible qu'avec son consentement préalable, que l'image soit préjudiciable ou non. Font exception à cette règle les photos de foule où la personne n'est pas le sujet centrale ou bien les photos prises de loin ou de dos.
Un document manuscrit doit ainsi étre signé par la ou les personnes concernées par la photographie. Le document doit en outre faire apparaître les mentions permettant de faire référence aux photos concernées par l'autorisation et à l'utilisation qui en est faite.
Il ne peut en aucun cas étre établie d'autorisation globale, couvrant tout type de photographie impliquant la personne.

7. sitlo
(
30/04/2009 04:50)
Dia teneno koa hoe manana ny sonian'i Britney Spears daholo ireny namoaka ny sariny ireny.
Raha ny lalàna, efa figadrana no nisy an'i TGV. Ka aza ny mpaka sary manely vaovao indray no rahonana an'ity figadrana ity.

10. Oay
(
30/04/2009 05:07)
sitlo:
Dia teneno koa hoe manana ny sonian'i Britney Spears daholo ireny namoaka ny sariny ireny.
Raha ny lalàna, efa figadrana no nisy an'i TGV. Ka aza ny mpaka sary manely vaovao indray no rahonana an'ity figadrana ity.
Raha momba ny stars indray no lazainao d ity misy extrait d ampiasao google é!
Vous me direz alors pourquoi les sites people continuent à publier des photos volées ? Tout simplement car ils vendent beaucoup ses magazines et quand bien méme il y a action en justice et qu’ils perdent mais ils ne paieront qu’environ 10000 euros. Autant dire rien au regard de ce que ils gagnent en retour. Par contre un citoyen lambda, 10000 euros pour une photo ou un lien sur son blog, c’est énorme.
Faharoa ny photo dédicacée ndray d azonao ampiasaina satria efa nahazo ny consentement n'ilay star ianao par le biais de sa signature apposée sur la photo!
D mijereva ianao manomboka eto fa ny poster n'ireny star ireny d misy mot kely apetrany miaraka @ sonia entina milaza fa efa nahazo fanekena!
11. sitlo
(
30/04/2009 05:18)
Hitanao izany fa mandika tsara an'io "lalana" nosoratanao eo ambony io io nospratanao eo ambany io.
Diso aho ve izao fa mamoaka hoe nalain'ny miaramila ny praiminisitra. Dia arahiko porofo amin'ity sary ity?
[center]
[/center]
:-@
Diso aho ve izao fa mamoaka hoe nalain'ny miaramila ny praiminisitra. Dia arahiko porofo amin'ity sary ity?
[center]
[/center]:-@
12. Oay
(
30/04/2009 05:29)
Sitlo a! enao anie valiko poit par point é!
Enao niresaka Britney d navokako taminao ilay article sy ny fomba fanao!
Fa raha hiresaka an'io sary io indray ianao d sahiko ny miteny anao fa raha hitory anao i Manandafy ohatra satria mihevitra izy fa manalabaraka anazy ilay sary d sahiko ny miteny anao fa ady fiady io
D momba an'io sary io indray d mbola averiko fa dadabeanay izao mipetraka tsara any antranony d tsy tratra otranizao, fa i Manandafy zavatra tadiavina ny anazy!
D Jereo i Rabetsitonta é! i Ravalomanana no nanedry anazy ho sénateur d maninn izy tsy mety manohana intsony an'i Ravalomanana fa aleony mipetrapetraka aloha!

13. essera
(
30/04/2009 05:35)
Ratsy famaranana carrière Manandafy ka... Efa ataon'ny olona robot guidé fotsiny ve dia mbola sahy hiditra ihany ??? Noeritreretina fa henjana fa tena tsy nandinika.
14. xxx
(
30/04/2009 07:34)
Kely loha marina elah ry essera fa mba diniho ny hiafaran'ireo capsat sy ny fintondrana ara-basy tony,diniho kely fotsiny mazava ve!!!
15. yakuza
(
30/04/2009 07:58)
Cdt Charles,Cdt lillyson!omany ny vata paty ataovy maromaro misy asina anireo namanilisany ho avy tsy hoela
Tsy maintsy misy ny valifaty ary atao mavesatra zany ,tsy afa maina koa ny fianakavinareo .HAT indrindra aza manadio tena fa tomponantoka nareo.
Manomboka zao mandehana mody zay FRANTSAY fa tsy milanareo ny gasy firenena mahantra indrindra ao europe vazah resy ..... :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

16. AndriambyII
(
30/04/2009 08:34)
yakuza:

Tsy basy tsy tafondro tsy tank eo ampelatana dia hanosika ny olona hamono tena fotsiny ianareo ,manafara aloha fitaovam- piadiana , dia asio strategie mazava ny @ paik'ady fa tsy hisorona ny ain' ny olona ao an-tanàna .Ampy izay ny fifampatokisana fosika fa dia mba haneo ny herinay koa izahay manomboka izao.
:twisted: :twisted:
17. Oay
(
30/04/2009 08:55)
AndriambyII:
Tsy basy tsy tafondro tsy tank eo ampelatana dia hanosika ny olona hamono tena fotsiny ianareo ,manafara aloha fitaovam- piadiana , dia asio strategie mazava ny @ paik'ady fa tsy hisorona ny ain' ny olona ao an-tanàna .Ampy izay ny fifampatokisana fosika fa dia mba haneo ny herinay koa izahay manomboka izao.
:twisted: :twisted:
Araho io kozin'i Andriamb io fa io no tokony ataonareo satria ny "Atody tsy miady amabato ary ny tanapolo tsy maharesy olona mitanabasy"
18. xxx
(
30/04/2009 15:05)
diso ianao ry oay tsisy mpanjanaka nijanona izany nanaon'ny mpiady anaty akata , na ady an-tànana zany,misy foana ny résistances fa mitohy ny tolona !!!ary ny torohevitra tsy eto no anasiana azy ,betsaka ny paika any fa mba manatona na par curiosité fotsina aza reny fivoriana etsy sy eroea reny tsy tgv na tim fotsiny io fa misy isan-karazany any ry akama a
19. rakaroka
(
30/04/2009 20:19)
Ilay izy angamba tsy misy lalàna mifehy ny fisamborana olona hoe toa izao na toa izao...Ary nisy fisamborana h@ hoe na tsy voatandro aza ny ain'ilay olona!
koa dia isaorana an'Atra aza mbola tsy izany .
Ary izay ilay antsoina hoe "Naiveté" fa mieritreritra ve ianareo fa "hitsitsy" anareo ny adversa , tsy "adala akory Ra-8 raha nitsoaka !
Misaotra aloha @ sary e :-* :-* :-* Hay va re ohatr'izao izany Manandafy en pyjama ! ka lé "koplé" be izay mantsy no nahatadiavako azy , sady eto koa hita tsara h@ ny kibony (mahay le mpaka sary ka! satria inoako fa nahaliana ny maaaro koa hoe ahoana aza no niseho!) . I Mahery zanany anefa efa niteny azy ! Ouf : akory atao kou!

20. fijo
(
30/04/2009 21:03)
marina fa misy mifehy ny sary sy ny fanehoan aazy,fa ny net koa dia natao hanaparitahana ny zavamisy