Tonga ny fotoana

1. arindrano ( 29/04/2009 21:27)
Ry namana rehetra,
Betsaka ny tsy rariny efa nitolomana, fa tonga angamba ny fotoana tokony handraisan-tsika rehetra anjara eo anoloan'izao habibiana izao; heveriko fa ity angamba no tolona mendrika indrindra ho an'izay mbola manana fo mitempo ho an'ny Madagasikara sy ny Malagasy.

Feom-bahoaka izao miantso anao .............
novalian'i Mio21 ny 30/04/2009 09:42
2. pikatti ( 29/04/2009 21:31)
aza hanàna hantra ntsony fa bibisaina reo , ny basy no miteny ny azy ,

zarao basy @ zay zahay fa aleo hitovy ny hery fa mihinana reo
3. Mio21 ( 29/04/2009 21:54)
ampitomboy aloha ilay 25.000Fmg/jour dia mba asio indemnité de risques sy assurance vie @zay mba apetraka sy misy holovain'ny vady amanjaka.

ny iverenan'ny Ra8 eo @toerany ve rangah ty no ndeha hamonoako tena na aradalàna iny na lanimbahoaka taloha elabe iny na maninona iny.

Raha mahay mifanentana ihany, tsy aleo ve vitaina malaky ny fifidianana, raha mbola lany eo lery tsy misy afaka ny handà an'izany intsony eo.

Mazotoa dia bonne chance raha hoany france fa ny aty tsy venance e.
4. pikatti ( 29/04/2009 21:57)
tsy mila tambiny enao raha hamonky ny zanakao , raha tsy hoe angaha olona efa tsy avotra raha mada ny fianakavianao dia tsy miteniteny foana toa izany enao
5. Mio21 ( 29/04/2009 22:18)
Tena mada daholo mihitsy ka.

Fa tsy mety ngà io sosokevitro lala-tokana hisian'ny filaminana sy hitsaharan'ny vonoolona sy gidraka isankarazany io, na avy @ andaniny na avy @ ankilany? Samy ampandefitra ny ambom-pony avy.

Ny fahitako azy io ry pikatti a.
Amiko dia tsy misy irarahiako izay ho filoha eo, tsy hiady @izay iverenan-dRa8 eo @toerany aho satri efa fantatra fa tsy hanaiky mora an'izany ireo TGV ireo = gidraka be. Tsy hiady @izay hampateza an'i TGV eo @ toerany ihany koa satria tsy hanaiky ary hanohitra foana ny mpomba andRa8 = gidraka

Fehiny : tsy hifarana mihitsy ity gidraka sy vonoolona lava ity na ho tonga any @ 2010 aza.

Vokany : tsy hovoky araka ny voalazanao ny zanako.
6. ravalotgv ( 29/04/2009 22:20)
arindrano:

Ry namana rehetra,
Betsaka ny tsy rariny efa nitolomana, fa tonga angamba ny fotoana tokony handraisan-tsika rehetra anjara eo anoloan'izao habibiana izao; heveriko fa ity angamba no tolona mendrika indrindra ho an'izay mbola manana fo mitempo ho an'ny Madagasikara sy ny Malagasy.

Feom-bahoaka izao miantso anao .............



sao de mba fona arindrano manaradrenirano
sniff
milay eny ambony lakana mihaninkazo

sniff
tchrouff



:@ :@ :@ :@ :@ :@
7. zandikely ( 29/04/2009 22:58)
Mio21:

Tena miombon-kevitra aminao tanteraka mihitsy
Tsy misy olona tia tanindrazana izany ireo e, na ny andaniny na ny ankilany fa fitadiavana seza daholo no manjaka.
8. essera ( 30/04/2009 05:32)
Tsy misy olona tia tanindrazana izany ireo e, na ny andaniny na ny ankilany fa fitadiavana seza daholo no manjaka.

Tsy voatery fa ny toe-tsaina no mila amboarina.
9. xxx ( 30/04/2009 07:26)
atomboy @ toe-tsainao ry essera ,ajanony ny jamala refa tsy mahazaka
10. coucou2 ( 30/04/2009 07:38)
Mio21:

ampitomboy aloha ilay 25.000Fmg/jour dia mba asio indemnité de risques sy assurance vie @zay mba apetraka sy misy holovain'ny vady amanjaka.

ny iverenan'ny Ra8 eo @toerany ve rangah ty no ndeha hamonoako tena na aradalàna iny na lanimbahoaka taloha elabe iny na maninona iny.

Raha mahay mifanentana ihany, tsy aleo ve vitaina malaky ny fifidianana, raha mbola lany eo lery tsy misy afaka ny handà an'izany intsony eo.

Mazotoa dia bonne chance raha hoany france fa ny aty tsy venance e.

25000 F/jour nga no nomena zay nakeny @ 13 mai t@ andron'i TGV. Tsy miasa raha tsy vola an!!!Tsy mahagaga!!
Hitako iany nefa oe venance ianao raha manaiky ny habibiana mitranga @zao fotoana izao. Tsy fantatro oe mbola misy fon'olombelona mitempo iany ve?
11. Mio21 ( 30/04/2009 09:42)
ary nosolokian'ny mpizara vola coucou2 raha tsy nahakobo an'izany leaza! Aza manaiky venance zany fa ndàna alaivo ny anjara.
Cousine eny Ambohimanarina sy ny mpiray tanàna aminy mankeny Ambohijatovo isanandro sitrany mba mipirina ny karamam-badiny fa efa mavita sakafo isanandro ny 25.000 fa tsy hoe fitiavana andRa8 akory.
Zaho saika haka congé ande ho eny koa fa tsy misy indemnité de risques sy assurance vie ilay izy (tsy ohatran' ny an'ny Capsat) dia aleoko mijanona fa tsy assuré ny avenir n'ny vady amanjanako raha matimaty @napany eny. Tsy maty amboninahitra fa maty @mahavenance. :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0968