hafatra ho ani Pety sy sareraka
1. arindrano
(
29/04/2009 13:19)
Ry namana mpiara dia fahiny; ialao lavitra ny HAT alohan'ny farany; miverena manotrona ny ara-dalana na dia betsaka ny tsy fitovian-kevitra !
Tsy mendrika ho anareo ny fiafaran'ity resaka ity, satria mba olona nanao kely ihany !!!
Tsy mendrika ho anareo ny fiafaran'ity resaka ity, satria mba olona nanao kely ihany !!!
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:11
2. tsiafoi1
(
29/04/2009 13:25)
Ny hirariana de mba ho tafita soamantsara ny hafatrao. Mivavaha mba tsy ho jamban'ny fialonana sy ny fankahalana ny fony, fa mba hahiratra ny masom-panahiny.
3. andrywui
(
29/04/2009 13:32)
Ry namana mpiara dia fahiny; ialao lavitra ny HAT alohan'ny farany;
tena aza manapatsinay moa letsy ry lereto azafady marina a !!
5. naina3
(
29/04/2009 14:44)
zany ve ! de ho tapaka noho ny inona moa izany ,noho ny HAT ihany ve ialao @izay hoa raha anapaka tsinay e ! :-D
6. KALACK
(
29/04/2009 16:36)
ien oa r ret , ten manaptsnay marn le rediredn tim ato mbol manaten pouvoir ho az ty kà , ef mampitenten foan marn v ny votsotra sakafo ????
7. fijo
(
29/04/2009 19:11)
inona no hiraharahian'i pety izany,fa izao izy hafaka manao jiolahimboto arak aizay tiany mihintsy
