visa madagasikara
21. xxx
(
11/05/2009 05:05)
Tena tsy azonao ilay izy. Tsy ny hoe hanao inona any Afrika ny gasy na hoe hanao inona aty M/car ny Afrikana. Fa hoe maro dia maro tokoa ny vahiny EU, US, Asian no mitsidika ny kontinanta Afrikana ao. Maro amin'izy ireny koa no te hitsambikina kely mba hitsidika eto M/car rehefa tonga ao akaiky ao nefa dia maro no voasakana satria lafo ny saran-dalana. Jburg na NRB-Tana. Izay efa mitovy na lafo vidy noho Tana-Paris.
Asa raha mazava @nao amin'izay ny tiako lazanaina?
Asa raha mazava @nao amin'izay ny tiako lazanaina?
22. Tazana
(
11/05/2009 13:06)
Tsy azoko antoka hoe tena arako ny resakareo fa ny tiako nanontaniana anie dia hoe iza ohatra nareo no ho any Afganistan na Iraq na zay tany tsy misy fandriampahalemana. Za tsy miteny hoe guerre be any amintsika fa extreme ireo cas nalaiko ireo. Marina tsy misy sécurité totale na aiza na aiza fa na izany aza, raha hain'ny olona hoe mety hiditra loza ny ainy tonga izy dia tsy te handeha na dia ataonao tsisy visa aza...Aleony velona raha oharina @ ilay 30 na 60 euros visa. Fa kosa rehefa milamina ny zavtra rehetra any ka gratuit ny visa dia zay aho dia manaiky fa fomba hisintonana olona ho avy tokoa. Ka @ izao tsy hampiova hevitra ny olona ho avy ny visa gratuit fa rehefa hitan'ny olona hoe efa mba milamina dia avy moramora reo. Ny olona tonga mitsidika an i Madagascar ny ankamaroany dia satria nisy lien manokana (mahafantatra olona: namana, havana, mpampianatra), misy koa efa manana liste hoe za ho ary sy ary dia tao anatiny Mada, sy ny toy izany. Fa kosa ny olona hanao vacances tsotra hoe hiala sasatra sy sea, sand and sun fotsiny fa tsy hanao découverte sy hi voyage dia aleon dreo mandeha ireny ile akaikiny ireny sady mora. ny mandeha Mada anie ilay manao découverte mihitsy no mahatsara azy no ho ny faune sy flore sy tsingy nefa raha tsy olona vonona hipetraka tente (fa tsy voatery hotel foana), raha tsy olona vonona hanao sur route tous les 1 na 2 jours dia tsy hety mihitsy...Mety sur route matetika dia ilay farany 4 jours libre any Ifaty na any Diégo avant départ no sisa. Ka hafa mihitsy ny karazana touriste tadiavintsika fa tsy ilay karazana hoe tena vacanciers pur fa mila somary aventurier ary koa mila olona manam-bola na fara faharatsiny efa ela nanangona (zany no nolazaiko hoe efa tena olona manana projet hoe Mada sur mal liste). Ny hilazako anireo, niasa tamin'ny secteur tourisme tao Antananarivo aho taloha ary tena mampalahelo fa isaky ny crise dia io secteur io tonga dia maty tanteraka tena zéro, nul...ary zany no maha sarotra tafarina satria vao mba tafarina kely dia korontana ndray dia départ 0 indray. Za tsy miteny hoe tourisme ihany fa betsaka fa ny tourisme no efa hitako aloha ka lazaiko. Ny namako aty tsy aventurier dia zay no question voalohany ohatra: sécurité, hotel décent ve, infrastructure...Dia zay no lazaiko hoe tsy ho an'ny vacancier miaingitra any - raha tsy hoe ho avy hijery an Iarivo fotsiny. Fa ny tena tia Mada dia tia aventure. Zay no hany tiako nambara...za tsy momba na iza na iza satria na za aza tsy mahay hoe inona no solution.
23. Ralay
(
11/05/2009 14:25)
xxx: Azoko ny tena tianao ambara nefa vitsy ireo olona lazainao te hitsimbadika mankany M/car rehefa tonga any Afrika ireo mihoatra ny avy @ tany Eropeanina manao direct any amintsika. Marina ny voalazanao fa lafo ny frais na miala any Afrika ary na avy any Eropa koa aza dia mahita fa lafo ka io no tokony ho jerena akaiky nefa alohan'ny ahatongavan'izany fihenàna izany raha ho tonga dia efa tsara aloha ny tsy fisian'ny Visa satria araky ny voalazako teo aloha dia vola mety ho fanampin'ny budjet-n'ny mpizahatany ary miditra direct any @ paosin'ny Malagasy io fa tsy ho lasan'ny fanjakana.
Concl: Mitovy hevitra ihany isika @ lafiny frais fa ny tsy hitovizantsika hevitra fotsiny dia ilay hoe rehefa tsy misy visa dia ho lasa varoboba i M/car araky ny voalazanao.
Tazana: Marina ny voalazanao fa ny sécurité no fanotaniana voalohany apetraky ny olona raha hitsidika toerana iray izy.
Concl: Mitovy hevitra ihany isika @ lafiny frais fa ny tsy hitovizantsika hevitra fotsiny dia ilay hoe rehefa tsy misy visa dia ho lasa varoboba i M/car araky ny voalazanao.
Tazana: Marina ny voalazanao fa ny sécurité no fanotaniana voalohany apetraky ny olona raha hitsidika toerana iray izy.
24. tess
(
11/05/2009 16:52)
mignone:
hono oà ry zareo , misy mahalala ve oé gratuit hono ny visa refa mijanona latsaka ny 1 volana any dago ?
misaotra anze mamaly e !
amzao fotoana hono aloha tsy misy visa izany fa miditra fotsiny .... satria nisy namana lasa any tsy nila naka visa, izany hanintomana ny vahiny hono e!
25. Tazana
(
11/05/2009 18:50)
Ralay :Napetrako ery ambany ny resaka nifanaovana. Hitanao zany no nahatonga ahy nanontany hoe dia tena ho avy tokoa ve ny touriste satria nihena ny visa na tsy misy nefa tany tsy mbola milamina? Zay ilay tsy azoko amin'ilay tactique...
Za tsy miteny hoe logique gasy na vazaha (za koa gasy) ary za koa raha ny marina tsy manana solution atolotra fa ny tsy azoko hoe tsy efa mba takatra ve hoe ny sécurité no mampihemotra ny olona....Tsy zany fa za rehefa aty an tanin'olona mahare zavatra ohatra izao misy any amintsika izao dia sarotra ny mizaka atao ilay hoe any aminareo hono zao na hoe zao hono any aminareo...Tsy hita mihitsy izay mba hiarovan-tena rehefa ataon-dreo sady vazivazy nefa miharo ohatra ny tsy vazivazy fa manao hoe ''zany ve ny aminareo''. Aza fady fa tsy manisy na iza na iza aho fa tsy azoko fotsiny maninona manao an'izao any amintsika e...Avy eo tsy ny vahiny ihany no tsy tonga fa na ilay gasy avara-pianarana na izay mahita lalana hivoahana dia lasa daholo nefa mbola hafa ny any amin'ny tena. Bref, fiainana daholo zany.
Valiny #10
Valiny #12
Valiny #22
Za tsy miteny hoe logique gasy na vazaha (za koa gasy) ary za koa raha ny marina tsy manana solution atolotra fa ny tsy azoko hoe tsy efa mba takatra ve hoe ny sécurité no mampihemotra ny olona....Tsy zany fa za rehefa aty an tanin'olona mahare zavatra ohatra izao misy any amintsika izao dia sarotra ny mizaka atao ilay hoe any aminareo hono zao na hoe zao hono any aminareo...Tsy hita mihitsy izay mba hiarovan-tena rehefa ataon-dreo sady vazivazy nefa miharo ohatra ny tsy vazivazy fa manao hoe ''zany ve ny aminareo''. Aza fady fa tsy manisy na iza na iza aho fa tsy azoko fotsiny maninona manao an'izao any amintsika e...Avy eo tsy ny vahiny ihany no tsy tonga fa na ilay gasy avara-pianarana na izay mahita lalana hivoahana dia lasa daholo nefa mbola hafa ny any amin'ny tena. Bref, fiainana daholo zany.
Valiny #10
Tazana:
Tsy azoko izany ilay logique....hoe hisintonana olona ho avy ve no maha-gratiut ilay visa? Dia mba ahoana moa zany? Ny tsy hatongavan'ny olona anie tsy hoe lafo ny visa fa tsy matsiaro en sécurité ny olona, sa nisy zavatra tsy arako?
Valiny #12
Ralay:
Tsy misy hoe misy lozika gasy na vazaha fa anisan'ny fisarihana mpizahatany daholo izany rehetra izany na eo aza ny insecurité. Aiza moa ny tany misy sécurité totale?. Tsy hoe rehefa mpizahatany akory dia be vola avokoa ka na 10euro aza no azony dia efa mikaonty ao @ budget-ny izay miampy ny frais izay mihena kely koa sns...... dia ataovy ny ++ fa bebe ihany rehefa mitambatambatra.
Valiny #22
Ralay:
Tazana: Marina ny voalazanao fa ny sécurité no fanotaniana voalohany apetraky ny olona raha hitsidika toerana iray izy.
26. Ralay
(
12/05/2009 00:28)
Tazana: Tsy hoe ho avy ny touristes fa tsy misy visa fa anisan'ny critères hanintonana ny touristes koa io ary matoa natao io dia anisan'ny fangatahin'ireo mpikarakara ny tourisme any amintsika (Tours operateurs; hoteliers,sns...) izay misahana izany fa ny tena olana goavana hitako dia ny frais no lafo loatra. Na gasy mandeha manao vakansy na vahiny mankany M/car dia mahatsapa izany avokoa. Izay no ilazako hoe tsy aleo ve ahena ny frais dia mba feno foana ny avion toa izay mandeha à moitié vide na à moitié plein. :lol:
27. Tazana
(
12/05/2009 01:05)
Mitovy hevitra aminao za ka...fa ilay situation any amintsika misy ankehitriny no hilazako hoe na hahena aza ny visa aloha "zao" tsy hisy conséquence loatra @ fiavian'ny olona satria mbola samy matahotra ny toe-draharaha ka zany no hilazako hoe inona aza no eritreritra nanao ilay visa gratuit fa ahoana raha ny sécurité aloha no atao miverina. Rehefa milamina indray ny tanana dia hisy vokany ho hita ny fihenan'ny visa ary indrindra ilay lazainao hoe ny frais avion fa zay no tena mampikaikaika. na niasa secteur tourisme aza aho tsy mahay resaka billeterie sy aviation sy ny karazany ka tsy fantatro hoe maninona ny frais no lafo be... Tsika koa mbola mila infrastructure betsaka. Tokony mitombo ny olona mi investir resaka hotel ohatra sur la route du Sud sy ny Faritra SAVA (ohatra fotsiny reo). Misy ihany any fa dia ilay conditions...nefa moa tsika koa tsy stable dia mijaly mihitsy ny opérateurs touristiques...@ zao économie ankehitriny zao koa n'aiza na aiza tsy misy sécurité absolue intsony ka ny miaina @ zay misy angamba sisa no atao..
