Kabinetran-Dramaroson nadine izy dia mivadika ny Kung-Fu

1. penguin ( 29/04/2009 05:51)
Loza ny vokatr'ity tgvendrana foza orana ity fa misaritaka avokoa ny rehetra: - Ny Pastora ampihinanana ny tsy fihinana, sady voasintona amin'ny vozon'ankanjony imasom-bahoaka - Ny Vice Amiral teren'ny sous-officier hanoratra ny fialany tsy ho Ministra ary hamaky izay voasoratra eo amin'ny heno aman-jery - Ny lehiben'ny fokontany sns tsisy ilana azy hoy ny tgvendrana - sns tsy ho tanisaina - Ny Kung-Fu WISA indray izao rehefa nijoro ny Pésident dia ireo mpiambina an'ny fianakaviana ramaroson ary misy akaiky ny kabinetran-dramaroson nadine no mijoro koa milaza fa tsy Avoko irery no Kung-Fu Malagasy. Izany hoe tsy manaiky ny mpitondra sy mpitarika azy koa ry zalahy satria homena toerana ao amin'ny Ministeran'ny Mponina. TSY MAINTSY MIANJERA IZAO FITONDRANA TGVENDRANA FOZAORANA IZAO. Milaza ny fanagadrana nataon'ny sasany nefa izy no tsy ampy firy volana dia mitetika hanagadra olona marobe amin'ny fandrika sy fitaka aseho ny vahoaka. Tsy vao izao no ahalalana ny fanasisihana rongony anaty paosin'olona rehefa tiana hosamborina ilay olona.
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:10
2. sitlo ( 29/04/2009 06:07)
Hainao tsara mihitsy ny nilaza azy.
3. Noue ( 29/04/2009 06:55)
tetika fanaony io ee! eo dia mamorona an'zao akanga tsy amanorana isan'andro zao mba hisamborana ny olona tsss!!! mbola ho avy ny anjaran'ireo tgvendrana ee! tsy ho ela io !!!
4. xxx ( 29/04/2009 10:10)
Sady tsotra no mazava ny teniny Avoko oe "Aoka izay ny rà mandriaka" fa ra mbola mitohy kosa io de ekeko fa tsy mety. Matoa zany reo Kung-Fu milaza azy manohitra an'i Avoko reo de manohitra ny tsy hisian'ny rà mandriaka. Nahita ranondranony tany @ tgvendrana any de mody avadika ny resaka teo @ haino amanjery. Mody oe tia filaminana e! hoy e! Ka ra tena tia filaminana naninona no tsy nanohana ny teniny Avoko oe "Aok'izay ny rà mandriaka". Ary tiko asina resaka kely eto ko le momba any Sefo Sécurité ny HCC nosamborina. Hita-poko hita-pirenena angmba iny 4x4 fotsy mitifititra etsy sy eroa iny, misy sivily sy miaramila tao anatiny. Nanin mou ra tonga de noenjehiny miaramila ary natao haza lambo mintsy iny4x4 iny hahitana oe iza no tao anatiny? nefa de navela fotsiny t@ zao. Refa vita @ zay nefa ny action de nitady oul hamiliana ny zavatra natao. De oe io Sefo sécurité io. Nefa tsy ananana porofo mazava. Zà aloha tsy taitra t@ reny fitaovampiadina hita tao antranony reny e! satry izy ange miaramila e! en plus chef sécurité, norme be ra oe misy fitaovam-piadina ao aminy. Ra ohatra oe sivily izy de hafa ndray ny fipetrany. Ra oul tena nanao ratsy izy de efa vitany ny nanafina an'ireo fitaovana tao aminy na oe nafindrany toeran-kafa mba hanadiovany tena oe io fa tsisy in ato antranoko. Tsy haiko na in no anaty lohan'ireo capsat reo. Efa be lôtra ngamba le foza ao.
5. fijo ( 29/04/2009 20:10)
ka ny vendrana tsy misain aizany ,izay no olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4211