atsangano koa ny gvt serasera e!!!

1. bazylou ( 28/04/2009 23:37)
mitsangana ny atsy , mitsanganany aroa, dia ianareo milaza fa manara dalana ve dia mihevitra fa vaha olana le gvt aloha e???? dia manangana ny azy koa i zafy , sy ry avoko, pierrot dia inona nolazainareo ?? :-D :-D :-D :-D
novalian'i sapele ny 29/04/2009 13:25
2. tafondro ( 28/04/2009 23:44)
Manaraka ny ankolafiny daholo ny rehetra raha tena dinihana ry Bazylou a ! tsy maintsy misy foana ny fifandraisan- tsaina n' inoninona miseho eo @ fiaraha- monina .Tsy misy mihintsy izany atao hoe " acte innocent " izany eo @ fisian' ny olombelona ety an - tany .Toute mobilité est céleste ,diso vé izany ?
3. pikatti ( 28/04/2009 23:45)
ka inona ny olana leity a,naelaha aza efa nanangana lohakely vendrana io koa manino moa zany ,afaka miteny elah fa iza no nandrara toe zao :-D :-D :-D
4. bazylou ( 28/04/2009 23:48)
hita marina ialahy isany fa tim , tsy misy lohany kle!!! raha izao no tohizana aloha dia tsy hisy mandrakizay ny filaminana e!! ary aleo ary samy hifanao 1 sy 1 rehefa tairina ihany izy ity!!!! :-D :-D :-D
5. pikatti ( 28/04/2009 23:51)
elah anie efa fantatry ny kofa fa tsy any le kozy é,de inona zao ny hevitr'elah @ zao ????
6. tafondro ( 28/04/2009 23:53)
I' m no TIM , TGV , AREMA ,MFM, .... just one men who like peace everytime and everyspace where i will be .
7. pikatti ( 28/04/2009 23:59)
tsy voatery ho mpikambana ho @ antoko politika ry zalahy vao afaka manambara ny heviny , malalaka zao ny sehatra , fa ny an'i bazily zay tsy tgv de tim :-D :-D :-D
8. xxx ( 29/04/2009 04:35)
:roll: :roll: :roll:
9. bazylou ( 29/04/2009 07:27)
tsy misy afaka mialangalna izao , tsy misy intsony ny hoe izaho neutre , e, maketsy e, makeroa, na ianao tgv na ianao le8!!!! :-P :-P
10. rafitia ( 29/04/2009 07:33)
:roll: zay lay democratie tiana tao eto e
11. ndenn ( 29/04/2009 08:14)
Le problème ,c' est que , lesquelles vont jouer les rôles des méchants et des gentils ? et à qui va t-on attribuer l'arbitrage et la place du médiateur et du sauveur de la nation pour acceder à la place de président ? C' est du déja vu aussi . :?: :?:
12. sapele ( 29/04/2009 13:25)
tafondro:

I' m no TIM , TGV , AREMA ,MFM, .... just one men who like peace everytime and everyspace where i will be .

I agree with you!Peace is the fruit of wisdom and it would be great to see Madagascar in peace.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2066