Ny niandohan'ny serasera

1. ni81 ( 28/04/2009 14:10)
Tena mba lasa ny saiko nanao hoe: mba ahoana ary no niantombohan'ity SERASERA ity teto e? Iza sy iza avy ary no nanana eritreritra hamorona azy ity, dia taiza no nifankahitan'ireo mpiandraikitra isan-tokony t@ fiandohan'izy ity?
Dia efa saika napetrako teto ireo fanontaniana ireo sy ny hafa koa aza. Kanjo dia rehefa nitsikilokilo teny rehetra teny dia nahita an'ity blogy ity ary dia hitako tao ny valiny nilaiko.
http://serablog.blogspot.com/2004_10_01_archive.html
2. fahamarinana ( 28/04/2009 14:43)
:arrow: merci ni81 ,za koa aza mba tsy nahalala ny tantara raha tsy namaky an'io ! :) (l)
3. fasaly ( 28/04/2009 14:55)
he he he! zay ve vao mahalala anzany :�) :wink: ny dikanzany dia mitongava amzay am fety serasera am manaraka :-D :^)
4. fahamarinana ( 28/04/2009 14:58)
:arrow: fasaly : koa za anie akia vao roa taona zay no tato e,tokoa moa ! k'efa hoe hovay zay sy ni81 koa !sa ahoana moa ni izy teo ? :D (l)
5. kotobekibo ( 28/04/2009 16:16)
10 taona @ ity izany ? hummm !
jaobily b :roll:
6. ni81 ( 28/04/2009 16:28)
he he he! zay ve vao mahalala anzany :�) ny dikanzany dia mitongava amzay am fety serasera am manaraka
ie, zao vao nahalala an'izany. Tena marina fa tsy vazivazy e! Tsy hita fa TARA NY VENDRANA hoy ilay fiteny e!:-D :-D
fasaly : koa za anie akia vao roa taona zay no tato e,tokoa moa ! k'efa hoe hovay zay sy ni81 koa !sa ahoana moa ni izy teo
ho avy akia zay roa a! Efa vonona hatr@ ny hira ho hirainay. Zany moa ry faha o! :-* :-* :-P
7. fahamarinana ( 28/04/2009 16:31)
:arrow: ni81 :kay moa nisy ilay hira koa ? ..ary hadinoko tanteraka ! :-P :-*
Ny niditra forum aza tamin'izany taloha zany toa tsy nataoko akory kouh ! (l)
8. ni81 ( 28/04/2009 16:33)
ni81 :kay moa nisy ilay hira koa ? ..ary hadinoko tanteraka !
Ny niditra forum aza tamin'izany taloha zany toa tsy nataoko akory kouh
ie, ngaha adinon-dry e? Hum! ataovy ny repety fa sao wain eo tsika roa an!
9. soanja ( 28/04/2009 16:36)
Ehhhh Tadidiko tokoa ny Fbra2 izay navitrika tokoa nentin-dry Tahiry.
Tsaroako daholo ry Sahoby sy ry Sylvain ary ny hafa izay tena namana nahafatrapo tokoa.

Raha mbola ato ianareo rehetra dia tadidio fa tsy miala ato ampoko ny fahatsiarovana ny nihaonana tany St Louis, Missouri. Ehhh lasa tsy mba fanadino tokoa ireny. Nitambatra ny Malagasy ary nifankatia tokoa; nohalavirina izany resaka Politika izany tamin'izany.

Na izany anefa na tsy izany dia isaorana be dia i Hery nandray an-tanana ny fitohizana ny fifankatiavan'ny samy Malagasy sy ny fifandraisana amin'ity Serasera ity. Tretrika anie ianao sy ny fianakavianao ary ireo izay manao ny ainy tsy ho zavatra mampandroso andro aman'alina ny fikarakarana ny serasera eto.


:-* :-* :-*
10. fahamarinana ( 28/04/2009 16:50)
:arrow: Za manokana be resaka sy tia mifandray amin'olona ity aloha dia sambatra be nahalala ny serasera satria teto no nahalalako namana mahafinaritra maro dia misaotra ny mpandrindra sy ireo nanao ny hisiany rehetra ihany koa !!! :-* (l)
11. kotobekibo ( 28/04/2009 16:56)
ngoooy !
f'angaha misy an'izany ? 8O

eee! zà tsy handray anjara raha toa ka tsy misy voalavo sy kadradraka ilay trano ,
mitsoaka h@ ireny manko ref zà izay no mamoaka feo . :-D
12. ni81 ( 28/04/2009 17:23)
Dia tena misaotra anareo mpandrindra tokoa e! Ho ela velona tompoko o! :-*
13. fasaly ( 28/04/2009 17:40)
TSY VOTERY mihira anie aky ry izy roa vavy e! sao izany ndray no ialàna bala am manaraka hoe menatsa hihira izahay d tsy ho tonga :-D
zà alou tsy anisany am lay mihira fa hainareo ihany feongajajka be e!
14. fasaly ( 28/04/2009 17:43)
za aky tam 2005 mitsy no niditsa tato ah! faly ery aho nahita ilay site 100°/° gasy fa tena efa ela ny ela te hiserasera am gasy , :-P efa saika goaika fa mbola voromailala klou zao mbola tsy ampy folo taona hihihih
i kotobekibo zao tsy vao heritaona???? :roll: :-D
15. ni81 ( 28/04/2009 17:43)
TSY VOTERY mihira anie aky ry izy roa vavy e! sao izany ndray no ialàna bala am manaraka hoe menatsa hihira izahay d tsy ho tonga
zà alou tsy anisany am lay mihira fa hainareo ihany feongajajka be e!
faha a! zany hono e!:lol: :lol: :lol:
16. fahamarinana ( 28/04/2009 18:23)
:arrow: :-D :-D dia inona ndray zany ny fika ho ataontsika roa zao fa tratrany fasaly ilay teo ? :) (l)
17. ni81 ( 28/04/2009 18:34)
Zà koa niditra t@ 2005, dia nisy fotoana elaela mandalo sy miserana fotsiny dia voafafa ny anarana.
Dia niverina ndray 2006, dia mbola voafafa ihany fa kamo foana tsinona ilay mandeha cyber.
Dia 2007 vao tena mba nazoto niditra @ zay ary tsy voaroaka tsony. :lol:
dia inona ndray zany ny fika ho ataontsika roa zao fa tratrany fasaly ilay teo ?
Fa iza no nilaza t@ ndry fa fika io? Tena izy io! :-P Fa afaka manao tsianjery koa ange tsika e! Ny fahatongavana no tena zava-dehibe ranona a! Kouny an :^)
18. ari.malala ( 29/04/2009 05:32)
Humm za efa ela b no nahalala ny fisian saerasera, fa ts tadidiko le fivoriana tery am EPP Ampefiloha no nandeanako volou. Nisy oul efa fantatro efa ela b talohan serasera hitako tany, i Naritsimba ;) (kopa-tanana kely hoan Naritismba ra sendra mandalo) d nanomboka nande fihaonana foana amizay, d telo aloha teo ndray manao sambo milentika fa sahiran-dava hahaha! Fa efa hiezaka e!
19. sympa ( 30/04/2009 00:42)
Raha ny @ko aloha de mtovy @ i ni81 satria efa ela ihany aho no tato fa tsy nahafantatra hoe ahoana ny fiantomboanin'ity serasera ity ééé??????
20. fasaly ( 30/04/2009 05:12)
Fa iza no nilaza t@ ndry fa fika io? Tena izy io! Fa afaka manao tsianjery koa ange tsika e! Ny fahatongavana no tena zava-dehibe ranona a! Kouny an

FA HITA O0 HIHIHIH fika ah fika i faha oà tsssss mitady hametrapetraka an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2743