Ity ary ilay ilay reportage M6 momba an i Côte d'IVOIRE !

1. lemenakely ( 28/04/2009 10:55)
Ity ary ilay lien ho an ilay ranamana nangataka ity reportage ity !

Mila haut débit , dia source sonore (casque, haut parleur)hihainoina ny feo

http://www.m6replay.fr/#/emissions/enquete-exclusive/12600343
répondu par ndenn le 28/04/2009 22:05
2. sitlo ( 28/04/2009 12:53)
Frantsay :x

Efa im-piry izay teto no nisy hoe jereo ity sns nefa tsy mandeha raha tsy any frantsa.
3. lemenakely ( 28/04/2009 13:10)
misy tena anti français be ato izany !
4. xxx ( 28/04/2009 13:21)
Ny ahy aloha nandeha kanefa zah eto Mada fa mbola tsisy fotoana aho zao fa radem angamba mivalapatra tsara.
5. sitlo ( 28/04/2009 13:39)
Mazava ho azy izany fa ny frantsay dia mieritreritra foana fa territoire francais i Madagasikara.

[center][/center]

6. Noue ( 28/04/2009 17:36)
mazana koa zany raha vidéo aa!
7. lemenakely ( 28/04/2009 17:52)
marina fa misy tsy itovizany ilay cas satria tany dia nisy genocyde nefa ny ankoatr izay dia mampiahy ahy ihany raha mitohy ny zava-misy eto @ tanàna
8. Noue ( 28/04/2009 17:55)
ny hitovizany dia ny didy jadona !! jereo anie ity fomban'ilay sefo ee!! marina fa manao ny asany izy fa zany notena atao oe pas de kdo !! oatrany mahita an'ilay vidéo nandravan'ny capsat ilay fivoriana iny ilay izy
9. fijo ( 28/04/2009 21:50)
ireo aza mbol amisy ahiahy fa tsy toa ny capsat ko
10. ndenn ( 28/04/2009 22:05)
Tsy mivoaka ilay rohy é !!TSSS,mandreraka ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547