Izay mihetsika, izay miteny dia samborina, dia gadraina
1. Noue
(
27/04/2009 15:58)
mba rariny ve zao ozy ianareo ee???
Arrété pour avoir dit : «non, il ne faut pas tuer des malagasy»
Son « crime » : il a simplement dit « non, il ne faut pas tuer des malagasy », aux militaires en train de tirer sur des personnes en train de fuir devant le ministère de l’eau, dont l’un a dit « il faut qu’on en tue au moins un ».
http://www.topmada.com/2009/04/arrete-pour-avoir-dit-non-il-ne-faut-pas-tuer-des-malagasy/
Manarakizany indray dia
18:00 - Confusion autour du siège de la HCC à Anosy. Des tirs ont été entendus cet après-midi et le directeur en charge de la sécurité a été arrété par les militaires

répondu par Oay le 28/04/2009 05:41
2. Noue
(
27/04/2009 16:10)
tsy mahagaga raha ozy ny UIP
18:30 - L’Union interparlementaire (UIP) a fortement condamné « l’arrestation arbitraire des parlementaires élus démocratiquement »

3. Oay
(
27/04/2009 16:13)
Tsy rariny kosa izany ka nisy ny adino d latsaka ity ohatra:
Ce que le président Marc Ravalomanana n’a pas dit ou feint d’oublier, c’est que le FMI a dénoncé diplomatiquement, l’achat de Force One two. Auparavant, ce gendarme des finances mondiales a aussi dénoncé les détaxations. Mieux il avait pointé du doigt des opérations de changes effectuées par Marc Ravalomanana directement à la Banque centrale, sans passer par le Marché interbancaire des devises (MID).

4. Noue
(
27/04/2009 16:20)
aza hafangaro ry Oay ny zavatra voalaza eto aaa! ny eto dia manaiky ve ianao raha mba miteny oe aza mamono olona fa samy malagasy dia avy dia samborina sy gadraina???
5. Oay
(
27/04/2009 16:27)
Noue:
aza hafangaro ry Oay ny zavatra voalaza eto aaa! ny eto dia manaiky ve ianao raha mba miteny oe aza mamono olona fa samy malagasy dia avy dia samborina sy gadraina???
Tsy manaiky an'izany i Oay ka, d izay no tsy hanohanany ny fidinana andalambe na TGV io na TIM satria ny vahoaka madinika no mihinana ny ... fa ny mpampirisika mihanikanina ery ananona ery!
Ny mpampirisika manao kozy bobaka d manadino sy mandatsaka ny marina fa mamahandalitra ny vahoaka tsy mandady harona!
Efa nolazaiko fa ny atody tsy miady ambato ka raha tianareo lohadohan'ny mpisorina ao @ TIM ny ady d omeo basy sy akanjo tsy laitra ny bala ny mpanaraka anareo fa aza alefa hiady @ basy fa ny tana-polo tsy maharesy basy! sa hoe mandrangitra sy mitsetsetra no fanaonareo satria tsy havanareo no maty fa ny anareo ny seza ambony noho ny aina!
6. Garfield
(
27/04/2009 17:12)
Noue:
mba rariny ve zao ozy ianareo ee???
Arrété pour avoir dit : «non, il ne faut pas tuer des malagasy»
Son « crime » : il a simplement dit « non, il ne faut pas tuer des malagasy », aux militaires en train de tirer sur des personnes en train de fuir devant le ministère de l’eau, dont l’un a dit « il faut qu’on en tue au moins un ».
http://www.topmada.com/2009/04/arrete-pour-avoir-dit-non-il-ne-faut-pas-tuer-des-malagasy/
Manarakizany indray dia
18:00 - Confusion autour du siège de la HCC à Anosy. Des tirs ont été entendus cet après-midi et le directeur en charge de la sécurité a été arrété par les militaires
Normal raha samborina satria mamporisika ny olona hanapotika,hifamono...
Raha naneho hevitra madio tsy dia nampaninona fa sady manao difamation public,manompa sisa no tsy nataon'ireo mpitari-tolona teny ambohijatovo.
Rariny sy hitsiny raha nosamborina ireo delegation 4 izay avy any abira ny sasany t@ ireo satria tratra ambodiomby teny ambohipo nizara vola t@ jiolamboto sy gros bras hamotika fananana sy hanakorontana ary hampihorohoro ka ilaina ny fisamborana azy.
:-$
7. Noue
(
27/04/2009 17:22)
tsy novakian'i Oay sy Garfield ny voalaza rehetra ao dia zay no mahatonga anareo milaza ireo nolazainareo ireo, koa manasa anareo aho hamaky azy hatraminy farany dia hazava aminareo ny tena fandehany ee!
8. Noue
(
27/04/2009 17:26)
sady mba diniho @ fo sy saina tsy miangatra koa ilay izy ee! aiza ve ka hilaza ve ianareo oe «non, il ne faut pas tuer des malagasy» dia tsy mampaninona anareo ny fisamborana sy fanagadrana anzany???
9. ravalotgv
(
27/04/2009 20:36)
tokony betsabetsaka wa no novonoina fa tsy mety mikorotana tsara ny tanana
sniff
tchroufff
manjary tsy mande ny clic @ nety
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
manjary tsy mande ny clic @ nety
:@ :@ :@ :@ :@ :@
10. zandikely
(
27/04/2009 22:27)
TSY ZAVABAOVAO ZANY E!
NY NATAON'IREO TALOHA IANY MIVERINA
IZAO VE IANAREO VAO MAHITA VA NISY AN'IZANY
TARA LOATRA E

11. xxx
(
28/04/2009 05:20)
nampalelo ahy r'zalah lé senatera vosambotra iny kalé. ny vady efa namboarin'ra8, zao ny tena migadra. gravy zany an. hihihi, cocu tateraka kofboay, aiza mo no tsy harary fo!!!!!
12. Oay
(
28/04/2009 05:41)
Noue:
tsy novakian'i Oay sy Garfield ny voalaza rehetra ao dia zay no mahatonga anareo milaza ireo nolazainareo ireo, koa manasa anareo aho hamaky azy hatraminy farany dia hazava aminareo ny tena fandehany ee!
Noue marina ny anao fa tsy namaky an'ilai izy za noho izao antony izao:
_Ny atody tsy miady amabato ary ny tanapolo tsy maharesy basy!
_Ny mpitarika mijanona mampirisika any Afrika kanefa ny vahoaka asaina miady @ miaramila mitana basy!
_Nisy resaka nataon'i dada moa nilaza fa manao toa ny nataon'ny Gl De Gaulle i Ravalomanana ka tsy maintsy avy any ivelany no manetsika ny fanoherana, fa d efa mihevitra anay ho dondrona tsy mahalala ny tantara ve sa ahoana fa i De Gaulle raha nitsoaka tany England d satria occupée ny Allemand i lafrantsa fa i Madagasikara tsy misy mi-occupée fa samy Malagasy ny eto ka maninn i Ravalomanana no mandrangitra ny hifamonoan'ny samy Malagasy!