tsy vendrana ny afrikanina

1. sitlo ( 27/04/2009 15:04)
Raha misy ady an-trano any dia hoy isika hoe mba v koa ireo izany, izy samy izy ihany.
Mandeha par tour io. Fahaleovan-tena ivelany

Congo:[center][/center]

Madagascar:[center][/center]
novalian'i Oay ny 27/04/2009 16:15
2. Mirananirina ( 27/04/2009 15:17)
samy afrikana zany isika de mitovy sa inona moa :) izao isika indray no pire e,bibiolona mandehandeha :(
3. Noue ( 27/04/2009 16:01)
misy dia misy ny bibiolona :^) :^) :^)
4. Oay ( 27/04/2009 16:15)
sitlo a! ka ny mahatonga an'io d misy adino d latsaka fa hita ihany d ity:

Ce que le président Marc Ravalomanana n’a pas dit ou feint d’oublier, c’est que le FMI a dénoncé diplomatiquement, l’achat de Force One two. Auparavant, ce gendarme des finances mondiales a aussi dénoncé les détaxations. Mieux il avait pointé du doigt des opérations de changes effectuées par Marc Ravalomanana directement à la Banque centrale, sans passer par le Marché interbancaire des devises (MID).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2212