didi-pitsarana hivoaka
1. diamondra27
(
27/04/2009 14:11)
am 29 avril hoe no hivoaka ny didi-pitsarana
be de be le zavatra voatanisa lazain'i radio mada
vaovao mahafly dia hoe efa manao travaux hono izao fa tsy maintsy vita dans 3 semaines ny fanamboarana ny TVM

novalian'i nancy ny 27/04/2009 16:33
3. diamondra27
(
27/04/2009 14:21)
le an'i dada hono e! nefa oe tsy nanaiky ny avocat tam le blocages ny comptes
4. sitlo
(
27/04/2009 14:21)
Koa raha tsy mitapy ny bandy koa simbainao ny zavatra iray dia avy eo hoe amboarinao dia milay ianao izany fa manamboatra zavatra.
Figadrana no miandry anao.
Figadrana no miandry anao.
5. halloween
(
27/04/2009 14:22)
tsy maintsy tsirihana aloha le kaonty ka rah vao mamofompofona volampanjakana de tsy maintsy giazana
6. diamondra27
(
27/04/2009 14:28)
asa na marina doly aloha ze voalaza fa misy hoe ohatry ny nataon'lery ho anazy hono nny banky surtout ny société générale zany
za tsy mahalala ny marina sy tsy marina fa izany no mba angataihna ny namana avy any dago mba hanome vaovao raha misy maharaka momnba io

7. Oay
(
27/04/2009 14:42)
diamondra27:

Diamondra a! mba jereo MADAGATE fa io Jeannot Ramambazafy io raha ny famoahany ny zavatra soratany ao d hitako hoe sérieux.Sady mba mila mijery zavatra hafa ihany koa é! fa ilay izy na eto @ tanana aza otrany mikorontana be ilay izy, fa misy zavatra tena azo tsapain-tanana aloha toa ilay fanotofana tany ohatra d azonao atao ny mandeha eny!
ilay resaka hazo koa d hita tsara!
Fa io gaigy be satria misy sociétés avy any ivelany anisan'ny mpitory an'ny TIKO ohatra ka jereo ilay ao @ MADAGATE après tu te fais ton propre opinion!
8. xxx
(
27/04/2009 14:47)
"diamondra27":dia rehefa tsy mahalala ny marina dia aza be morale sy mamely tsaho fa maharikoriko!! ity honohono tsy misy farany ity sy ny desinformation hajanony fa mankaleo!!!!
za tsy mahalala ny marina sy tsy marina fa izany no mba angataihna ny namana avy any dago mba hanome vaovao raha misy maharaka momnba io
"Oay":sérieux ahoana? site tgvendrana io ary ianareo tgvendrana ve moa tsy hilaza hoe sérieux ny zavatra voalaza ao? nefa hita zao fa lainga sy fanosoram-potaka olona fotsiny ny ao :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
mba jereo MADAGATE fa io Jeannot Ramambazafy io raha ny famoahany ny zavatra soratany ao d hitako hoe sérieux
9. diamondra27
(
27/04/2009 14:56)
Oay: misaotra mizara
xxx: aza mora tezitra fa hifanome vaovao nge sy hifandinika no aleha eto e!
naheno tam rdadio mada vao teo aho de nanambara teto fa te-hahalala bebe kokoa , sa tsy azo atao koa izany ? Mba avelao any am zay ho'aho le didijadonareo 'ty fa tsss
xxx: avoahy ny vaovao azonao mba iaraha-mijery eto , atomboy amin'ny ps-nao aloha sa mila atao ampamoaka koa :-D :-D :-D

10. Oay
(
27/04/2009 15:02)
XXX a! ny antony nitenenako an'i Diamondra hoe jereo d satria tsy hita ilay mpametaka afisy fa tsy nalohandry zalahy ny volany d za anefa tsy mahay an'ilay asa fametahana afisy satria moa samy manana ny asany é!
Za tsy miresaka an'i MADAGATE en tant que site fa miresaka ny zavatra voasoratra ao, ary lazaiko anao fa vitsy ny mpanao gazety manana ny qualité ananan'i Jeannot Ramambazafy tadidio fa ny ainy aza efa saika nafoiny raha nanohana an'i dada izy t@ 2002, za manokana mbola tsy niresaka taminy fa i Rossy anisan'ny olona nanenjika an'i Jeannot Ramambazafy t@ 2002 fa lazaiko anao fa nanaiky i Rossy ary nilaza fa raha otran'ny fomba fiasan'i Jeannot Ramambazafy daholo ny fomba fiasan'ny mpanao gazety d handroso ny asa ny filazambaovao eto Madagasikara!

12. diamondra27
(
27/04/2009 15:41)
Mirananirina: aleo hiandry vaovao amin'ny le 29 izany rehefa samy tsy mahay sa ahoana akia
mivadibadika be ilay resaka politika dago ka tsy araka intsony.

13. diamondra27
(
27/04/2009 15:45)
ty aloha misy hafa hitako http://www.madagascar-tribune.com/Didy-hafahafa,2166.html fa le resaka bois de rose, sns mbola miandry
15. Oay
(
27/04/2009 16:02)
diamondra27:
ty aloha misy hafa hitako http://www.madagascar-tribune.com/Didy-hafahafa,2166.html fa le resaka bois de rose, sns mbola miandry
Ce que le président Marc Ravalomanana n’a pas dit ou feint d’oublier, c’est que le FMI a dénoncé diplomatiquement, l’achat de Force One two. Auparavant, ce gendarme des finances mondiales a aussi dénoncé les détaxations. Mieux il avait pointé du doigt des opérations de changes effectuées par Marc Ravalomanana directement à la Banque centrale, sans passer par le Marché interbancaire des devises (MID).
16. diamondra27
(
27/04/2009 16:03)
xxx: :D miandrasa amin'ny alarobia izany ho'aho rehefa tsy hanome vaovao ianao
17. xxx
(
27/04/2009 16:26)
Oay: Aiza koa no misy an'izany gendarme des finances mondiales izany? Aza mamorona ho'a fa mandreraka.
Diamondra: Ny Ste Generale ry Kala an'i Frantsay a, ary ny fanjakana Frantsay no manana ny renivola be indrindra miasa ao. Ka ahoana no akan-dRa8 an'io jereo ny socgen.com dia hitan-dry ao ireo rehetra ireo. Izy no nividy ny BFV taloha eh

18. Oay
(
27/04/2009 16:31)
xxx:
Oay: Aiza koa no misy an'izany gendarme des finances mondiales izany? Aza mamorona ho'a fa mandreraka.
XXX ce gendarme des finances d entina milaza ny FMI é! mba tsy hanaovana redondance!
19. nancy
(
27/04/2009 16:33)
Tsy misy maharatsy ny ampamaoka mihitsy. Fa saingy tsy tokony ho Ravalomanana irery no anaovana ampamaoka fa anaovy koa ireo membre n'ny hat rht ireo (izy rht tsy misy ankanavaka). Dia ho hitanareo eo e. Tsy ho hita eo ve izay vola nangalarain'i tgv nandritr'izay 1 volana nahateo azy teo izay, raha tsy hiteny afatsy ny tao amin'ny bank central fotsiny.