tsy nisy fitifirana izany fa mpandainga ny TIM sy MFM

1. xxx ( 27/04/2009 09:28)
I Rakotonandra noel no niteny an'io,tena hita mihitsy le maha taranaka arema azy
http://www.dailymotion.com/Rajoelinandry/video/15299288
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:49
2. ravatorano ( 27/04/2009 10:22)
=)) =)) =))
izay izany no fahitany azy
raha nandre ilay valan dresaka nataon'i jeneraly Ramakavelo aho dia niverina tato antsaiko ilay hoe "maintien de l'ordre "
Nolazainy tamin'izay fa misy tohatra maromaro momba io fanamparitahana olona sy fampiasana ny tafika amin'izany.
Raha ny polisy sy zandary fotsiny ouz dia mbola hazo (gourdin) sy fiaro na bouclier no ampiasaina dia izay no atao hoe maintiend'ordre
raha vao mampiasa basy ny mpitandron'ny filaminana dia izay no atao hoe ennemifa tsy adversaire intsony !
Raha izany ary dia efa "stade" aiza no misy amin'ireo resaka "maitien d'ordre" teto amitsika.Taorian'ireny fampiasana miaramila nataon'ny fitondrana Ravalomanana moa no nisian'izay resaka izay .
amizao Ingahy jeneraly io dia mangina satria efa nahazo seza ary tsy hainy tsony angaha ny famaritana izay efa nolazainy taloha fa efa tafiditra amin'ny "fahavalo" koa izao ny miaramila izay mpiray tanindrazana aminy ihany !
aiza ary izany !
mamy tokoa io seza io na dia tsy volamena aza an !

RAha tsisy fitifirana teto Madagasikara indrindra fa tamin'iry HAT ity dia ahona izany ireo olona lavo ireo ???
3. majakely ( 27/04/2009 11:11)
Frapy crâne daholo izany!ämizay nareo mangina!
4. xxx ( 27/04/2009 11:18)
majakely:

Frapy crâne daholo izany!ämizay nareo mangina!

marina izany majakely an ,frapy crane ve nisy ohatran'ilay policier votifitra teo @ lohany nipotsaka jiaby ny ati dohany
frapy crane ve nisy ohatran le sipa mpivarotra boky teo ambohijatovo,manohatra no novakiana ny famaky ny lohany
izany no atao hoe frapy crane e

5. tafondro ( 27/04/2009 11:23)
Bàla sa famaky no nahazo an' ilay ramatoa é ? tsy mazava!!
6. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:49)

Aleo ny tribunal militaire international no hitsara azy fa efa mizotra tsikelikely ho amin'izany anie ny tantara e. Tsy adala akory reo HCC ireo fa olon'ny lalana ireo "LA LOI C'EST LA LOI". Nanao azy ho tsy maty manota ny terroriste Sadam Hussein, fa pendaison no niandry azy ary tsy azo nivalozana izany rehefa nihatra.

Tsy ho ela de hitodi-doha ny dia. RETOUR EN ECLAT
7. xxx ( 27/04/2009 13:43)
tafondro:

Bàla sa famaky no nahazo an' ilay ramatoa é ? tsy mazava!!


bala à bout portant iny

8. andrywui ( 27/04/2009 14:12)
Mapmé be anie fa izao vao mivoaka le resaka fa famaky kay no namelezana lay ramatoa e !! Tim illay namely azy ary teo ampivarotana izy no nasianay tampoka de ny HAT ndray no voaloza !!! soa fa nisy BC nanao ny ankety !!
9. sitlo ( 27/04/2009 14:34)
Manao raisonnement faible-n'i essera koa colonel izany. Efa hita izao fa mitifitra koa en l'air aho hoe. Dia misy voa indray dia lazaina olon-kafa no nitifitra. Dia be dia be ny voa dia lazaina fa mandainga indray ny mpitsabo dia tafina any amin'ny hopitaly.

Tsiafahy ianao afaka kelikely.
10. Oay ( 27/04/2009 14:35)
ravatorano a! ka efa mba nametraka fanontaniana ihany za nanao hoe "raha toa ka à hauteur d'homme ny tirs nataon'ny Capsat, d firy no efa tokony hofaty fa maromaro ihany izay tirs natao izay hoy ilay tsy mahay manisa?

Mbola averiko fa ny fitifirana na teny Ambotsirohitra na teny Anosy, na teny Anosy be na teny Ambohijatovo d tsy mbola misy afaka manome porofo fa ny TIM na TGv no nanao an'ireny ka izao no tokony atao: avelao hijoro ilay fitsarana mahaleo-tena d avelao ny mpitsara no hanao famotorana ka hitondra ny porofo @ izay tena marina momba ireny!

Fa ny @ izao aloha d mbola averiko fa ny atody tsy miady ambato, jereo fa ny blindé ary nirehatra maika fa vatan'olombelona ka amiko ny fahendrena d na:
_omena akanjo tsy laitran'ny bala daholo ny mpanao fihetsiketsehana,
_na ajanonana ny fihetsiketsehana
Fa raha tsy izany d lazaiko fa i Charles efa tena maimbo rà ka d amiko ny fandefasana ny vahoaka hiantsy ny olona toa an'i Charles d fampirisihana ny olona handeha hamono tena ka ny tsy fanakanana ny olona hanao izany d non assistance à personne en danger izay voahelokin'ny lalanà satria mbola averiko fa tana-polo tsy maharesy basy ary ny atody tsy miady ambato!
11. fijo ( 28/04/2009 22:49)
tsy nitifitra ny capsat ka,namono fotsiny izy.ary tsy gasy ireo maty ireo fa mercenera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139