fijo , noue , sy ireo sasany andevon-dra8
1. essera
(
25/04/2009 04:58)
Tena henjana koa ny nahazo anareo omaly iny a. Ary tompony "namanabe" a.
Nareo wa ba hendry fa nvanitika be mits a nahita ny hatezeran'n namanabe am nareo reo. Penguin ar ts itako tampoka ndray.
Ngamba nandeha nijery vao2 sur terrain mits d tsy hita kely aloha.
Fa manin rah manome solution am zay fa ts ny zavatra tsy hisy no tadiavina eo e.
- Oh : Tsy maintsy tonga dadanay
- Miala tgv
- etc...
Ndao am semaine ambony iny mba samy hanome sosokevitra dia ifamaliana avy eo. Sa ahoana ry Ifiona ? hi hi hiiiiiiiiiiiiii

novalian'i Oay ny 27/04/2009 09:27
2. rakaroka
(
25/04/2009 07:34)
Lé izy tokoa aloha a : ho anay mpitazana aty ivelany, somary "NAIF" izany , toa zaza mitomany miandrandra hoe "ho avy tsy ho ela i dada" . Koa raha tsy "situation tsy dramatika no nanjo an-dra8" nampitsoaka azy knou !
Tsy "garantie" na ny aina aza @ haromontan'ny olona sy ny fahatezerany raha ao Dago an! Rahateo ny miaramila lazaina fa efa "voavidy" ! Dia heverinareo indray fa tsy tokony hitsoaka izy?...
Ny hiverenany koa, tsy "évident" satria maaaaaro koa ny tsy mankasitraka ny nataony => Donk tsy ho moramora ny hampanaiky ireny olona ireny fa tsy misy toa azy : "bien sur ho an'ireo nahazo "avantage" t@ fitondrany dia ny tsy misy toa azy , fa ho an'ireo hafa "NANGAIHAY" , nihazan'ny tsy rariny isan-karazany ....sns dia marina ny tenin'i Soanja fa tsy vahaolna mihitsy i Ra-8 pour l'instant". Izany tsy midik hoe "mankasitraka an'i Andry" fa "effet lojika ny hoe i Andry aloha no "nisongadina" sy nanao ny tolona, fa raha misy hafa moa dia "dépassé-o" i Andry kou!

3. essera
(
25/04/2009 07:51)
[quote]Izany tsy midik hoe "mankasitraka an'i Andry" fa "effet lojika ny hoe i Andry aloha no "nisongadina" sy nanao ny tolona, fa raha misy hafa moa dia "dépassé-o" i Andry kou![/quote]
D cercle vicieux io zan ry rakaroka rah we andé am zay tsika. Efa taona maro ange no nande ny fampanantenana we :
- amboarina ny lalam-pifidianana, etc etc
Aleo mihitsy aloha amboarin'lery ny règle de jeu vao manomboka ny tena lalao fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo. Ireto noana seza be ireto ihany ange no mbola manembona ilay fofona d io manakorontana io e.

4. ravalotgv
(
25/04/2009 08:00)
aleo ndray ra hery no atao filoha manohana daholo nareo gasy diaspora de atomboka eto ny propagandy hitadiavambola hividianana capsat
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@
5. Oay
(
25/04/2009 08:34)
[quote=essera]
Ka ataoko angamba fa efa resy lahatra ny ankamaroan'ny eto @ serasera fa mila repoblika vaovao isika ary ny mpanaramaso sy ny mpiaramiasa @ i Madagasikara aza moa d efa niteny fa mila fifidianana é!
Izany tsy midik hoe "mankasitraka an'i Andry" fa "effet lojika ny hoe i Andry aloha no "nisongadina" sy nanao ny tolona, fa raha misy hafa moa dia "dépassé-o" i Andry kou![/quote]
D cercle vicieux io zan ry rakaroka rah we andé am zay tsika. Efa taona maro ange no nande ny fampanantenana we :
- amboarina ny lalam-pifidianana, etc etc
Aleo mihitsy aloha amboarin'lery ny règle de jeu vao manomboka ny tena lalao fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo. Ireto noana seza be ireto ihany ange no mbola manembona ilay fofona d io manakorontana io e.
Ka ataoko angamba fa efa resy lahatra ny ankamaroan'ny eto @ serasera fa mila repoblika vaovao isika ary ny mpanaramaso sy ny mpiaramiasa @ i Madagasikara aza moa d efa niteny fa mila fifidianana é!
6. ravalotgv
(
25/04/2009 09:06)
mila repoblika vaovao tsy miaraka @ ra8 sy tgv fa aleo maka olona vaovao
sniff
tchrouu
ohatra oe i ra hery sy oay zao no mety filoha vaoavao dia manao governemanta masahina eto @ serasera
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

7. rakaroka
(
25/04/2009 12:43)
"Blem" tokoa aloha lé "ady seza beee ftsn dia lasan'le olona farango tsy mahalala afa-tsy ny famenoana ny paosiny foana ny seza ;'ndrisy raha mbô nahay niady seza moa ny olona "mba afaka hitsimbina marina ny firenena!"
sady toa be rizareo no mafana (l) ato an, afaka angalana doholo ny andaniny sy ny ankilany : Rabingo...Hery,Wiwi, Noue, Ifiona, Mirana, Soanja, Fijo,Yuka Essera,...xxx ,YYY, sns...tsy voatanisa . Dia 'za atao "conseillère" mazoto tsara mihitsy :-D :-D :-D

8. Noue
(
25/04/2009 12:56)
tsisy fika intsony ve ry essera dia zao sisa no mba dinika atao aaa!! politikan'inona indray zao ity ee??? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. halloween
(
25/04/2009 17:05)
Famaizana vaovao ndray ty ampiharin'i essera amin'ny TIM ato ty lé !!!
mangotsoka be daholo ny Tim ato zany !
mangotsoka be daholo ny Tim ato zany !
10. Hinagasy
(
25/04/2009 23:56)
Fa hono'aho, mba fanontaniana ity, ianareo TGVistes ireo ve dia mahita hoe mety ity ataon'ny TGV ito izao? izaho koa ataoko hoe mijery avy ety ivelany, fa tsy misy azo comparer-na ny habibiana nataon'ny TGV amin'izao. Tsy nety ny nataon'i Ra8, fa amiko mulitplier par 1000 ny zvatra ratsy ataon'ity fitondrana tetezamita ity.
Ary tsy hoe nahazo tombontsoa tamin'ny Ra8 aho no miteny na ny fianakams-ko, fa au contraire nitondra faisana ny fianakaviana sasany izay avy amin'iny faritra Alaotra iny, fa izany tsy manampina ny masoko amin'ny habibiana amin'izao fotoana izao. Nanohana ny fihetsika nataon'ny TGV tamin'ny fidradradrana ny tsy mety nataon'ny Ra8 aho fa kosa tsy manohana ny coup d'Etat n'inon'ninona raisons, sy ny habibiana misseho amin'izao fotoana izao.
Izany tsy manadio ny zavatra tsy manjary nataon'i Ra8, fa ny tena mahagaga ahy fotsiny dia mbola misy manohana ihany ito TGV ito amin'ny zavatra ataony amin'izao.

11. xxx
(
27/04/2009 06:41)
Mba be vava koa ity essera ity nefa rehefa anontanian'ny olona hoe ahoana ity ODOIE Razanakolona ity malaky mihorakoraka , manoatra koa noho ny an-devon'i Odon marina !!!!
12. tataka
(
27/04/2009 06:53)
Ny solution dia ny fanalanay mpanohana ny ara-dàlana an'ny HAT tarihin'i andry tgvendrana
13. Oay
(
27/04/2009 09:27)
xxx:
Mba be vava koa ity essera ity nefa rehefa anontanian'ny olona hoe ahoana ity ODOIE Razanakolona ity malaky mihorakoraka , manoatra koa noho ny an-devon'i Odon marina !!!!
XXX a! diniho tsara aloha ny zavatra lazaina satria izao:
1°Matoa niditra t@ raharahampirenena ny FFKM d satria niantsoa anazy hanao izany ny ONU t@ izany andro izany. Noho izany @ maha ray amandreny d omeko anao izao zavatra izao : Eritrereto hoe mifamaly enao sy ny mpiray tampo aminao d manelanelana ny ray amandreny d mazava ho azy fa tsy maintsy hiteny ilay ray amandreny manao hoe :
_Avelao hiteny sy haneho ny heviny ny tsirairay!
_Tsy azo atao ny mifamono fa apetraho iny antsy eny antananao iny!
_D avy eo tsy maintsy mihaino ny tsirairay izy!
Koa raha dinihanao d io no nataon'ny FFKM!
2°Amin'izao fotoana izao anefa d tsy misy miantso ny FFKM noho izany d tsy miditra izy na izany aza anefa d nanao fanambarana ny FFKM ny anajanona ny fifampihatsiana izay miteraka fifamonoana nandeha t@ onjam-peo izany!
Ka raha hiteny momba an'i essera ianao mikasika an'i Monseigneur Odon d amiko ny fahitako ny position'i essera d tsotra : "efa nanao ny andraikiny ny FFKM t@ alalan'ilay fanambarana nataony" ny momba an'i essera moa d ny fahazahoako ny fijeriny d "Tsy tia jadona izy" d mahita izy fa mbola tsy vita ny fandravana ny jadona d mihezaka izy mitondra porofo entina hanaporofoana @ mpisera momba ireo jadona sy tsy nety nataon'i Ravalomanana! Tadidio fa i Oay tsy mbola nifidy an'i Ravalomanana satria amiko aloha d tsoriko fa tsy olona natao hanao politika i Ravalomanana fa efa sitrk'Andriamanitra moa ny nahatonga anazy teo d tsy misy lazaina i Oay, fa i essera d olona anisany nilaza fa nitia an'i Ravalomanana ary efa nanaovany lohahevitra teto izany!