ifiona a! ampio i Oay fa tsy azon'ity é! saotra mialoha!

21. halloween ( 24/04/2009 09:28)
Aoka izay Oay fa tsy sahy miditra tsony ifiona fa mitomany be a! i Noue aza nahalala ny fahamarinany de nody fanina koa nefa otrizay izy efa nandefa sary nanaporofo be teo !

mitazandavitra an'io vidaka nalen'i Oay io daholo ny Tim ! tsy hiditra petsa eo zany ry zalahy fa aleony mamaly hevitra hafa ary ! Menatra koa no tena marina e! Ra-hery aza io mivanaka fotsiny koa hoe kay ve efa nanao fahotana mahafaty toa izany i dada e
22. Oay ( 24/04/2009 09:30)
ifiona:


t@ 2008 no nametrahan'ilay bandy an'io.

Natavy be ve onitiana realy dia zay no mahatonga an'io vao haingana
:lol: :lol: :lol: :lol:
hafa kely ndray zay



ifiona a! na oviana na oviana d tsy olana fa efa i Ravalomanana aloha no resahan'i Manandafy @ io!
D niresaka fitondrana jadona miteraka mpanongampanjakana izy.

D ny lesona azo raisina d hoe tsy tsara ny jadona satria misy hira izay manao hoe : "Fanjakana lohamboto tsy mba ho ela velona"

23. ifiona ( 24/04/2009 09:32)
halloween tsy sahy miditra @ awooooooona ary :lol:

mbola tsy nitomany aloha aho hatramin'izao fa dia misaotra nitaintaina ho ahy e!


io koa anie no mampiseho hoe mahay mitazona ny heviny i Manandafy donc bon choix de PM ===> ka zay hahasoa ny firenena no ataony, raha hitany hoe tsy mety ny ataon'i tgv mihoatra noho ny nataon'i Ra8===> aleony miara miasa amin'i Ra8 ===> condition: tsy misy tapenam-bava ntsony!
24. halloween ( 24/04/2009 09:34)
Ifiona , ravatorano , Noue :-D :-D :-D ,aza mitsoak ry reto fa valio le fanotaniana sy dinika ato a! aiza ary ty rehefa tratra de mody valaka ity !

25. ravatorano ( 24/04/2009 09:37)
halloween < resaka masinina sy ara tekinika no nahatonga ilay tsy fisokafana fa aza itarina be loatra fa adi hevitra no ataovy tsara !
za manoka aloha dia manaiky fa nisy ny fanaparamm-pahefana sy fanangonana asa aman-draharaha ho an'ny tena manokana tamin'ny fitondrana Ravalomanana , izy raha teo moa dia iaraha mahalala fa tsy mila torohevitra avy amin'ny mpiara dia aminy loatra fa izay fantany fa mety aminy no ataony !
Izany rehetra izany dia nitondra sy niteraka izao rehetra rehtra miseho izao .
fa kosa reefa nahita an izay v ny HAT dia hanao ny toy izay koa ? hanao antsirambina ny fitatanama ny fandehan'ny raharaham-pirenena indrindra amin'ity fanendrena olona mbola misazy ity izay efa manbampatra ny heriny sahady any amin'ny misy azy any ka tsy mamela ny ben'ny tanana amin'ny toerana sasany tsy hivory fa heverina fa hampiverina andravalo eo ami'ny fitondrana !
izay ange no natonga an'ilay fitenenana hoe TIM To Ihany no Miverina satria ny nataon'ny Arema ihany no mbola novoizina hany ka lasa nanampahavalo marobe ry zareo e !
dia mbola izay koa no ataon'ireto tgv sy HAT ireto amin izao !
aza hadino ilay fitenenanana hoe "ataovy toy ny voakazo an'ala ka ny mamay atelomy ny mangidy aloavy" !
26. Oay ( 24/04/2009 09:40)
ifiona:


aleony miara miasa amin'i Ra8 ===> condition: tsy misy tapenam-bava ntsony!




Ok mazava fa d hiady isika rehetra mba tsy hisy intsony ny fanampenambava ny olomarina, ary ny mpitondra mba hihaino ka handre!
27. Oay ( 24/04/2009 09:46)
Mazava tsara ny tenin'i ravatorano ary izay anie no nahatonga an'i Oay nilaza fa mila omena entité neutre ny fikarakarana an'ity fidirana @ repoblika vao ity d tsy nanaiky moa ny andaniny sy ny ankilany!
Amin'izao fotoana izao indray d mangataka ny miaramila ny maro an'isa (ny miaramila hoy aho fa tsy ny CAPSAT) mba handray andraikitra d mandà ny andaniny sy ny ankilany!
Mandritra izany fotoana izany d mijaly ny vahoaka satria tsy ny TIM sy ny TGV ihany anie no vahoaka é!
28. halloween ( 24/04/2009 09:48)
Henoy tsar anie le tenin'i Manandafy e! ozy lery oe rehefa manao didy jadona na managadragadra fahatany ny vahoaka zany de haongan'ny vahoaka foana no hifarany fa tsy tafapetraka eo zany ianao !! i Manandafy Premiere ministre no nilaza izany ho andravalomanana Prezidany aminizao fotoana izao !

mikorotana ny zanak'atidohan'ny Tim zao le ! de ahoana io Manandafy aminizao io ry reto ?? sao de tokony haongana teo koa io ?
29. Noue ( 24/04/2009 10:36)
henoy sy vakavakao tsara ny zavatra voalaza ao fa oatran'ny tsy ao zany ianao eee :-D :-D :-D :-D :-D
30. Noue ( 24/04/2009 13:06)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
31. Oay ( 24/04/2009 15:23)
Selon les articles 226-1 à 226-8 du Code civil, tout individu jouit d'un droit au respect de sa vie privée ainsi que d'un droit à l'image,.

En vertu de ces dispositions, la publication ou la reproduction d'une photographie sur laquelle une personne est clairement reconnaissable n'est possible qu'avec son consentement préalable, que l'image soit préjudiciable ou non. Font exception à cette règle les photos de foule où la personne n'est pas le sujet centrale ou bien les photos prises de loin ou de dos.

Un document manuscrit doit ainsi étre signé par la ou les personnes concernées par la photographie. Le document doit en outre faire apparaître les mentions permettant de faire référence aux photos concernées par l'autorisation et à l'utilisation qui en est faite.

Il ne peut en aucun cas étre établie d'autorisation globale, couvrant tout type de photographie impliquant la personne.

Andriamanitra mahalala Fa izay tsy malahelo @ izao fahafatesana izao d tsy miantso tody i Oay fa mahatoky kosa izy fa tsy maintsy hivaly aminy izany satria efa voalaza fa "AZA MAMONO OLONA" ary "AHY NY FAMALIANA HOY I JEHOVA"
Nataoko copier-coller io lalanà io mba hisarihako ny sain'ny tsirairay ihany koa manoloana ny andraikiny!
Za tsy hifamaly satria tsoriko fa tsy fotoanan'ny fifamaliana izao fa mila fo tony ka aoka isika tsy hanao vavabe fa tsy vahaolana izany!
Tsaroako eto ny teninin'i Manandafy t@ 1991 rehefa tsy nety nitondra vahoaka teny Imavoloha ny MFM:" Ny MFM ozy i Manandafy d tsy tehotompon'andraikitra eo anatrehan'ny tantara ka hitondra olona hovonoina eny Iavoloha" nopain'ny vahoaka ny MFM t@ izany fa amiko d courage politika goavana ny nananany!
Noho izany d amiko mila courage politique izao zavatra hatrehantsika izao! fa tsy ampy ny fampirisihana ny vahoaka madinika handeha hifamono!
Izay fa manahirana be ilay izy satria tsy tompon'ny maty isika fa ny azoko lazaina anefa raha ny fahitako ny an'ilay Ratompokovavy @ ilay sary d olona sahirana ilay izy d mbola hitombo indray ny fahasahiranan'ny fianankaviana satria matoa izy tsy maintsy nandeha nivarotra d satria noho ilay fahasahiranana!
Miondrika ary miara ory @ tompo manjo ny tenanay ary mivavaka mba ho raisin'ilay Ray Zanaka ary Fanahy Masina anie ny Fanahin'ny maty!
32. fijo ( 24/04/2009 20:50)
efa voazavan'i ravato ilay izy ry oay an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503