HAT

1. BlackGasy ( 24/04/2009 08:05)
Hazo Amoron-Tevana kely sisa dia ho vita ny aminy
Mody alefa any France ny vady aman-janaka nefa alefa mitsoaka angamba fa efa an-dohalika ny ranom-bary hihihih :twisted:
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:27
2. halloween ( 24/04/2009 08:46)
Ho vita ny aminy ahoana lety ry black a ! ze olona mandé manao vacances rehetra izao zany ny anlah de vita daholo ny aminy ??

sao koa de tsy natory tsara otran penguin koa elah halina ry lety
3. ravatorano ( 24/04/2009 08:59)
blackgasy < halloween < =)) =)) =)) =))
4. bazylou ( 24/04/2009 09:06)
aza be fialonana ho aho !!!!
5. ravatorano ( 24/04/2009 09:49)
bazy < iza aamin'izy roalahy ireo no mialona
6. Noue ( 24/04/2009 13:09)
zao ny democratie an'ny HAUTE AUTORITE DE TRAHISON

[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
7. fijo ( 24/04/2009 21:27)
tena poakaty mihintsy le izy,fa lasa tao daholo ny atidoany,???????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071