astrologie
1. sitlo
(
23/04/2009 21:57)
Izaho izany tsy mino an'io mihitsy hatramin'izay. Dia rehefa mba mijery an'ireny gazety ireny dia raha vao tsaratsara ilay izy dia hoee, fa raha vao ratsy dia iza koa no hino an'io.
Fa ny vokany dia lasa tsy a la pazy mihitsy aho isaka ny misy io resaka io. Nefa kay be dia be ny olona no mino an'ireny.
Dia misy aza olona, rehefa miaraka iny dia ketriketrehany tsara ny signe sy ny sisa. Tena kozy marina ve io eh? (Eo amin'ny lafin'ny fitiavana no resahiko)

novalian'i Mirananirina ny 24/04/2009 14:55
2. xxx
(
24/04/2009 05:10)
Ny anahako indray dia io horoscope isa-maraina amin'ny radio io no fahainiko isan'andro, fa hitako hoe tsato-piso fotsiny ilay izy, indraindray mifanandrify amin'ny zavatra iainanao ndraindray mifanipaka be.
Bref tsy mino an'ireny izany aho, tsato-piso no betsaka dia rehefa marina sy tsara ny zavatra lazainy dia mino ka miandrandra fatratra ny miracle.
Ny antony ninoako an'ireny indray mande fotsiny, sendra netin'ny ilay namako nijery karatra taminy aho, hitady ny amour perdu ilay namako, namporisihiny aho hanao koa! dia tena nifanandrify be tamin'ilay zavatra niainako ilay nolazainy , teo an-dalana hividianana trano mitsy zahay... dia hoy izy hoe itako eto fa misy resaka trano vaovao ity hoy izy! ary ho azonareo io trano io... dia tenamarina ilay izy , ka izany ve tsy hampino? kanefa itako tsato-piso ihany ilay izy...
Ny resaka fitiavana moa dia tena mora tsatohina mintsiny io sentiment io ka zay hino dia mino zay tsy mino tsy mino e!

3. tsiafoi1
(
24/04/2009 05:36)
Tsisy heviny r'ise ireny fa vinavina ihany, ka mety hifanandrify mety tsy hifanandrify
4. tywa68
(
24/04/2009 06:08)
Resabe ireny ry Sitlo a ! mety hanimba aza raha iny no entina atao base n'lay fitiavana satria tsy ny fò intsony no mitondra azy fa lasa ny saina hoe : ts mety miaraka ny samy scorpions hono... aza miditra @ireny horoscope s blabla ireny fa manakorontana fotsiny ireny e :wink:
5. endrika01
(
24/04/2009 11:34)
Misy tsato-piso de misy kounkou,tsato-by.Tadidiko tsara tamle fotoana mba nijereko horoscope maika be sy koropaka be,teo @zay mpivarotra gazety izay,hi hi,tam voalohadohany Fev teo,fa nitombona le voalaza tao an,ary tadidiko foana .Ozizy we : Vous n aurez pas la langue dans votre poche aujour d\'hui. Tres crue,vous pouriez heurter la sensibilite de vos interlocuteurs.Dites franchement ce que vous avez a dire MAIS avec DIPLOMATIE ! oye,tsy hadinoko mitsy iny tontolo androko iny,satria tsy nampiasaiko le diplomatie,fa tonga de tac,tac,fa tantara wa. :wink: Azo inona ihany fa odiana fanina mba tsy hanahirana ny tontolo andro! :D :P
6. endrika01