commandant charles mamono vahoaka

1. sadeky ( 23/04/2009 20:33)
tena biby tokoa io miaramila io satria izy no ilay nanambana basy teny antanimena ,eto dia tsy tahotra tsy henatra intsony
http://www.topmada.com/2009/04/video-dune-arrestation-musclee-des-militaires-le-23-avril/
novalian'i xxx ny 24/04/2009 07:30
2. fijo ( 23/04/2009 20:40)
io fa manombok ahitann'y izao rehetra izoa ny atao.ary ahita io rangahy io,fa efa fanindroany izao
3. ravalotgv ( 23/04/2009 20:46)
hihihihihihi voalako ve le sipa sao de anaondry zalahy manan ny am... tao koa satria spécialtén dry zalahy io

sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@
4. fijo ( 23/04/2009 21:03)
tsy sahy kosa izy fa mbola mazava ko
5. xxx ( 23/04/2009 21:06)
tadidio tsara zalahy ny endrika reo miaramila reo fa mbola ho avy ny andro hanaovan-tsika azy manema...!!
6. sadeky ( 23/04/2009 21:18)
izany ka miaramila,charles ihany io miseho rambo io,toa hoe maty t@ iny crise iny anie hono ny vadin'i lery e
7. xxx ( 24/04/2009 05:47)
tena tany tsy misy fanjakana intsony,mba ahoana hoy ny fitsarana mahita an'ireny habibiana miseho ireny
8. ravatorano ( 24/04/2009 07:04)
marina tokoa fa namoy ny vadiny ny cdt charles andrianantoavina taminireny crise vao niatomboka ireny ary vao avy nandevina mihitsy izy no tonga tao amin'ny capsat .Gazety hebdo de madagascar no nahitako izay !
9. xxx ( 24/04/2009 07:23)
ahoana mararina no nahafaty ny vadin'i charles e,aleo lery hneha hiaraka ny vadiny ehefa tsy mahazaka ny ojam-piainana e
10. xxx ( 24/04/2009 07:30)
Izaho koa tena nivarahontsana nahita ity film ity !!! Olona v eireto Capsat ireto sa inona e, ny teny ratsy @ izany aoka fotsiny !!! Izany no herin'ny TGV ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1839