tsy heno intsony i Odon fa efa mihinana ny azo eh

1. xxx ( 23/04/2009 16:48)
Aiza taloha ilay fanamelohana ny famonoana sy ny fisamborana vahoaka nataon'ny miaramila.

Kay noho ny an'ny tena no mitondra dia mody mangina.

Avoay i Odon eh
novalian'i xxx ny 24/04/2009 01:25
2. xxx ( 23/04/2009 16:51)
ODON O AIZA IANAO E???? SAO LAHY MBA TSY METY NY MIJERY MITANILA AMINY PIRAY TANINDRAZANA!!! FENO FITAKA NY TANY!!!
3. Noue ( 23/04/2009 16:56)
izy ve moa ho sahy hivoaka eo fa efa samy nahita ny fandehany ireny ny rehetra @ fihatsarambelatsy nataony ee !!! mahonena !!
4. xxx ( 23/04/2009 16:56)
ity misy fanambarana nataon'i odon tao @ radio tsiokavao niaraka t@ Rabelalao

http://www.dailymotion.com/relevance/search/hira+gasy/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
5. Noue ( 23/04/2009 16:59)
au dos ve ?? :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 23/04/2009 17:06)
tokony mba hanaovana hira izao resaka izao rehefa milamina ny tanana
raha vao misy olona besetrasetra dia capsaty surnon :-D :-D :-D
7. ravalotgv ( 23/04/2009 17:42)
mbola mipeka koaitra 8 lery fa nahazo vola ary notapahiny h@ maha pretra azy ee

sniff
tchrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. fijo ( 23/04/2009 19:35)
mbola reven'ny papa i odona fa tandremo.
9. locl ( 23/04/2009 19:44)
aleo iny mangina fa mana oenina ny catholique e
10. xxx ( 24/04/2009 01:25)
Efa nivoaka ny fonja ny havany dia mangina izy eh.

Matahotra ho doran'ny ol koa angaha koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204