Valin-kafatra momba ny olombelona voalohany
1. ndenn
(
23/04/2009 10:01)
47. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 23-04-2009 11:57:56
Lohateny : Re : Vadin\'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin' ny niforonan' ny atao hoe tany " Globe terrestre " ;raha mahalala ianareo dia alaivo sary an-tsaina ary ampitovio @ voasary ny bikabikany .Araka ny fanadihadiana nataon' ny astrophysiciens maro nisy hatramin' izay nielim- patrana eran' izao tontolo izao dia ,planete tsy nisy afatsy rano salée no bikan' ity tany ipetrahantsika ity aman-tapitrisan- taona tsy voafaritra lasa izay ,ranomasina nandrakotra matieres minerales sy visqueuses ( vivantes et inerte en méme temps , dia nisy ny reactions chimiques en chaine ka nipoiran' ny proliferations bacteriennes sy acariennes ary ny evolutions ' ny cellules souches tao anatiny tao ,sy ny sisa tsy mbola voafaritra mazava hatramin' izao .
Vokatr' ireo reactions marobe ireo dia ebulition interne nahatratra 80 milles degré no tao anatin' ny tany tao ,Magma no fahafantaran' ny maro azy @ izao androntsika izao ,ary ny éruption voalohany indrindra teto@ ity planete ity dia niteraka ny fisian' ny antsointsika hoe tany maina anivon' ny ranomasina ,
ka niforonan' ny natao hoe GONDWANA ,ny tiako ho marihina eto dia io no mère continent nisy voalohany indrindra teto an-tany, ary niova sy nisaratsaraka lasa continent maromaro izy @ izao fotoana izao .Dia ny continent amerika , asia,afrika,eropa ,oceania, ny pole nord sy ny sud .
Marihina fa ankoatry ny aina fantatsika dia misy hery hafa tsy mbola voafaritry ny sain' olombelona maro no miaraka @ ireo processus existentiels ireo , ny natiora en general izany ( matière organique ,minerale ,ny anti matiere ,sy ny tsy mbola voafaritra koa).
Ny @ zava-manan' aina misy eto ambonin' ny tany sy anaty rano ary ny any ambanin' ny tany dia azo alaina sary antsaina ny niforonany sy ny nipoirany hatramin' ny nisian' io processus evolutif io ka mbola mitohy hatramin' izao fotoana izao .
Raisiko ohatra ny olombelona ; composition materiologiques et biologiques :
Ny tenan 'olombelona dia misy ireto élément ireto ( izay mbola voafaritra sy hita hatramin' izao ) Oxigene ,Carbone , Azote , Hydrogene ,Calcium ,Phosphore ,potasium, soufre ,sodium ,chlore ,magnesium ,manganese zinc ,cuivre ,iode , cobalt ,nickel ,aluminium ,vanadium ,molibdene ,titane, etain,brome , fluor ,bore arsenic ,silicium.
Ankoatr' izany dia ny composition biologique animale sy vegetale manodidina ny olombelona dia en interaction tanteraka @ fisian' ny erana iraisa- miaina eto an- tany .
Ny resaka instints moteur 'ny élément naturel dia miankina @ centre de capacité de reflexion cerebral sy intuitionnelle ary capacité mobile ananan' ny élément tsi11 misy eto an- tany .
Ny resaka momba ny fisian' ny zava- manan' aina voalohany nisy teto an- tany no resaka eto dia ,raisiko aloha ny fisian' ny biby atao hoe Primeathosore izay biby niforona noho ny incubation atmospherique nitranga tamin' ny vanimpotoana Gondwanais ,des millions d' année taty aoriana dia ringana izy ireny noho ny fiakaran' ny hafanan' ny tany sy ny fipoahan' ny euption volcanique maro . Ary anisan' ireo especes niforona tamin' ireo reaction chimique isan- tsokajiny ireo koa ny biby sy ny zavamaniry ary ny voromanidina ,sy ny biby andrano .Anisan' izany ny espece bipedre dia ny olombelona sy ny nitovitovy aminy .Ka raha miresaka an 'izany olona voalohany nisy teto an- tany izany dia azo valiana amin' ny teny mazava angamba araka ny hevitro hoe ,tsy iray na roa fa maro ny olona niara niforona tao anaty periode de mutation biologique niseho .Tsy manda ny finoan' ny sasany aho @ maha mpino azy na tsia ,satria samy manana ny orientation sy ny conception naturelle ananany isika rehetra , ary ny fanahy no maha- olona hoy ny fitenenan- drazantsika izay ,ka amiko dia tsara sy tsy misy maharatsy azy tokoa ny mahafantatra ny anton-javatra nihavian' ny tontolo ,tsy misy tonga lafatra ny ety antany fa kosa en evolution perpetuelle . Misaotra anareo namaky ny teny tiako holazaina .
:?: :?: :?:

novalian'i deric ny 02/05/2009 06:30
2. fahamarinana
(
23/04/2009 10:12)
:arrow: kay ! vao maika tsy azoko fa aleo vakiana milamina aloha an ! 8) (l)
3. soanja
(
23/04/2009 14:07)
Satria zah no nametraka ny hevitra " Vadin'i Adama..." dia aleoko koa milaza ihany hoe NY GENESISY indrindra ny nahariana ny olombelona dia hatramin'izao dia heveriko fa lovatsofina sy tantara ary mety ho angano hitondrana ny fisian'ny finoana eo amin'ny olombelona sy ny fiodiny ary ny fiantrakan'izany eo amin'ny fiainana eto an-tany. Zany hoe tsy hinoako ara-bakiteny velively io hihariana io ka na i Lilith aza amiko dia nofy sy angano koa ihany.
Amiko i Adama sy Eva dia ireo olona voalohany nifoha tao anaty habibiana ka nitondra ny FANAHY! zany hoe ireo no olombelona voalohany nivavaka sy nahalala ny fisian'Andriamanitra na hoe misy hery mihoatra ny vatantsika isika. Izay mikatsaka lavitra kokoa noho ny tsapain-tanana sy ny mahabiby.
Ireo no olombelona voalohany nahalala fa misy hery samihafa manintona ny fomba iatrehantsika ny fiainana eto an-tany dia ny tsara sy ny ratsy. Afaka manisy fetra ny fijerintsika ny fiainana anefa izany ary afaka manitatra koa. Afaka asiana tanjona mihoatra ny hita na ny fahafatesana ny fiainana.
i Adama sy Eva zany no modely bitro voalavo entina hijerena ny hoe ahoana marina ny atao hoe FINOANA.
Tanjona tiana aleha amin'io fihariana ny zavaboary sy ny olombelona io anaty boky genesisy dia ny Firaisana amin'Andriamanitra! ILAY FITIAVANA TSY MANAM-PETRA!

4. soanja
(
23/04/2009 14:09)
ndenn:
47. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 23-04-2009 11:57:56
Lohateny : Re : Vadin\'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin' ny niforonan' ny atao hoe tany " Globe terrestre " ;raha mahalala ianareo dia alaivo sary an-tsaina ary ampitovio @ voasary ny bikabikany .Araka ny fanadihadiana nataon' ny astrophysiciens maro nisy hatramin' izay nielim- patrana eran' izao tontolo izao dia ,planete tsy nisy afatsy rano salée no bikan' ity tany ipetrahantsika ity aman-tapitrisan- taona tsy voafaritra lasa izay ,ranomasina nandrakotra matieres minerales sy visqueuses ( vivantes et inerte en méme temps , dia nisy ny reactions chimiques en chaine ka nipoiran' ny proliferations bacteriennes sy acariennes ary ny evolutions ' ny cellules souches tao anatiny tao ,sy ny sisa tsy mbola voafaritra mazava hatramin' izao .
Vokatr' ireo reactions marobe ireo dia ebulition interne nahatratra 80 milles degré no tao anatin' ny tany tao ,Magma no fahafantaran' ny maro azy @ izao androntsika izao ,ary ny éruption voalohany indrindra teto@ ity planete ity dia niteraka ny fisian' ny antsointsika hoe tany maina anivon' ny ranomasina ,
ka niforonan' ny natao hoe GONDWANA ,ny tiako ho marihina eto dia io no mère continent nisy voalohany indrindra teto an-tany, ary niova sy nisaratsaraka lasa continent maromaro izy @ izao fotoana izao .Dia ny continent amerika , asia,afrika,eropa ,oceania, ny pole nord sy ny sud .
Marihina fa ankoatry ny aina fantatsika dia misy hery hafa tsy mbola voafaritry ny sain' olombelona maro no miaraka @ ireo processus existentiels ireo , ny natiora en general izany ( matière organique ,minerale ,ny anti matiere ,sy ny tsy mbola voafaritra koa).
Ny @ zava-manan' aina misy eto ambonin' ny tany sy anaty rano ary ny any ambanin' ny tany dia azo alaina sary antsaina ny niforonany sy ny nipoirany hatramin' ny nisian' io processus evolutif io ka mbola mitohy hatramin' izao fotoana izao .
Raisiko ohatra ny olombelona ; composition materiologiques et biologiques :
Ny tenan 'olombelona dia misy ireto élément ireto ( izay mbola voafaritra sy hita hatramin' izao ) Oxigene ,Carbone , Azote , Hydrogene ,Calcium ,Phosphore ,potasium, soufre ,sodium ,chlore ,magnesium ,manganese zinc ,cuivre ,iode , cobalt ,nickel ,aluminium ,vanadium ,molibdene ,titane, etain,brome , fluor ,bore arsenic ,silicium.
Ankoatr' izany dia ny composition biologique animale sy vegetale manodidina ny olombelona dia en interaction tanteraka @ fisian' ny erana iraisa- miaina eto an- tany .
Ny resaka instints moteur 'ny élément naturel dia miankina @ centre de capacité de reflexion cerebral sy intuitionnelle ary capacité mobile ananan' ny élément tsi11 misy eto an- tany .
Ny resaka momba ny fisian' ny zava- manan' aina voalohany nisy teto an- tany no resaka eto dia ,raisiko aloha ny fisian' ny biby atao hoe Primeathosore izay biby niforona noho ny incubation atmospherique nitranga tamin' ny vanimpotoana Gondwanais ,des millions d' année taty aoriana dia ringana izy ireny noho ny fiakaran' ny hafanan' ny tany sy ny fipoahan' ny euption volcanique maro . Ary anisan' ireo especes niforona tamin' ireo reaction chimique isan- tsokajiny ireo koa ny biby sy ny zavamaniry ary ny voromanidina ,sy ny biby andrano .Anisan' izany ny espece bipedre dia ny olombelona sy ny nitovitovy aminy .Ka raha miresaka an 'izany olona voalohany nisy teto an- tany izany dia azo valiana amin' ny teny mazava angamba araka ny hevitro hoe ,tsy iray na roa fa maro ny olona niara niforona tao anaty periode de mutation biologique niseho .Tsy manda ny finoan' ny sasany aho @ maha mpino azy na tsia ,satria samy manana ny orientation sy ny conception naturelle ananany isika rehetra , ary ny fanahy no maha- olona hoy ny fitenenan- drazantsika izay ,ka amiko dia tsara sy tsy misy maharatsy azy tokoa ny mahafantatra ny anton-javatra nihavian' ny tontolo ,tsy misy tonga lafatra ny ety antany fa kosa en evolution perpetuelle . Misaotra anareo namaky ny teny tiako holazaina .
:?: :?: :?:
Misaotra nanazava fa manakaiky tokoa ny fiheverako ny nahatonga ny olombelona hamindra eto an-tany ny zavatra lazainao.
6. niryna
(
25/04/2009 03:53)
Marina tokoa izany: samy manana ny finoany sy ny fomba fijeriny ary ny finoana amin'i kristiana dia zavatra tsy hita maso kanefa hinoana,tsy voaporofo ara-tsiansa io kanefa voaporofo amin'ny finoan'ny tsirairay ka azoko raisika amin'izany ny fahasoavana nomen'Atra ho ahy ary nahatonga ahy mizara eto,tsy fahaizana ,tsy fahalalana fa fahasoavana no nahafantsika mamantatra sy mino izay zaraina eto,tsy ho voatery ho manana fahaizana ambony dia ambony koa fa misy na tsy nandia fianarana na tsy nahay namaky teny aza ka antsoin'Atra izara ny teny soa mahafaly dia ilay Atra no miaraka aminy ary manokatra ny vavany hiteny izay teny izay nomeny izany olona izany:maro dia maro.Isika rehetra izay nandray an'Atra koa dia manana izany fahasoavana izany ary nomeny maimaimpoana mety ny fomba nomeny ny tsirairay no tsy mitovy na vitsy na iray fotsiny fa misy ao ary zahao. :D
Ny tenin'Atra dia manamporofo sy manambara fa vovoka no nanamboaran'Atra ny olona voalohany
7 Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. Gen 2
Dia mbola tohizako ihany koa fa
21 Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony.22 Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy.
Eny fa na ny biby rehetra koa aza dia 19 Ary tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan-aina rehetra, dia izany no anarany. izay no mba kely fantatro
:D
Miteraha ary mamenoa ny tany .Dia teo no nanomboka nilazana fa Adama sy Eva no taranan'ny olombelona voalohany indrindra ,raha misy milaza mahita hafa indray moa dia izay indray izany no vaovao ho henontsika eto k'nou.
Dia mbola misy milaza koa aza ao anatin'ny baiboly fa teny iray ihany no nitenenana taloha ary rehefa nihevitra ny ho olon'olona ho azy ilay firenena iray dia fantatr'Atra izany ary dia nomeny teny maromaro ireo olona ary dia tsy tonga ilay tanjona izay tian'izy ireo atao hi,hi inona tokoa moa ilay tanjona e?

7. soanja
(
25/04/2009 17:13)
ndenn:
47. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 23-04-2009 11:57:56
Lohateny : Re : Vadin\'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin' ny niforonan' ny atao hoe tany " Globe terrestre " ;raha mahalala ianareo dia alaivo sary an-tsaina ary ampitovio @ voasary ny bikabikany .Araka ny fanadihadiana nataon' ny astrophysiciens maro nisy hatramin' izay nielim- patrana eran' izao tontolo izao dia ,planete tsy nisy afatsy rano salée no bikan' ity tany ipetrahantsika ity aman-tapitrisan- taona tsy voafaritra lasa izay ,ranomasina nandrakotra matieres minerales sy visqueuses ( vivantes et inerte en méme temps , dia nisy ny reactions chimiques en chaine ka nipoiran' ny proliferations bacteriennes sy acariennes ary ny evolutions ' ny cellules souches tao anatiny tao ,sy ny sisa tsy mbola voafaritra mazava hatramin' izao .
Vokatr' ireo reactions marobe ireo dia ebulition interne nahatratra 80 milles degré no tao anatin' ny tany tao ,Magma no fahafantaran' ny maro azy @ izao androntsika izao ,ary ny éruption voalohany indrindra teto@ ity planete ity dia niteraka ny fisian' ny antsointsika hoe tany maina anivon' ny ranomasina ,
ka niforonan' ny natao hoe GONDWANA ,ny tiako ho marihina eto dia io no mère continent nisy voalohany indrindra teto an-tany, ary niova sy nisaratsaraka lasa continent maromaro izy @ izao fotoana izao .Dia ny continent amerika , asia,afrika,eropa ,oceania, ny pole nord sy ny sud .
Marihina fa ankoatry ny aina fantatsika dia misy hery hafa tsy mbola voafaritry ny sain' olombelona maro no miaraka @ ireo processus existentiels ireo , ny natiora en general izany ( matière organique ,minerale ,ny anti matiere ,sy ny tsy mbola voafaritra koa).
Ny @ zava-manan' aina misy eto ambonin' ny tany sy anaty rano ary ny any ambanin' ny tany dia azo alaina sary antsaina ny niforonany sy ny nipoirany hatramin' ny nisian' io processus evolutif io ka mbola mitohy hatramin' izao fotoana izao .
Raisiko ohatra ny olombelona ; composition materiologiques et biologiques :
Ny tenan 'olombelona dia misy ireto élément ireto ( izay mbola voafaritra sy hita hatramin' izao ) Oxigene ,Carbone , Azote , Hydrogene ,Calcium ,Phosphore ,potasium, soufre ,sodium ,chlore ,magnesium ,manganese zinc ,cuivre ,iode , cobalt ,nickel ,aluminium ,vanadium ,molibdene ,titane, etain,brome , fluor ,bore arsenic ,silicium.
Ankoatr' izany dia ny composition biologique animale sy vegetale manodidina ny olombelona dia en interaction tanteraka @ fisian' ny erana iraisa- miaina eto an- tany .
Ny resaka instints moteur 'ny élément naturel dia miankina @ centre de capacité de reflexion cerebral sy intuitionnelle ary capacité mobile ananan' ny élément tsi11 misy eto an- tany .
Ny resaka momba ny fisian' ny zava- manan' aina voalohany nisy teto an- tany no resaka eto dia ,raisiko aloha ny fisian' ny biby atao hoe Primeathosore izay biby niforona noho ny incubation atmospherique nitranga tamin' ny vanimpotoana Gondwanais ,des millions d' année taty aoriana dia ringana izy ireny noho ny fiakaran' ny hafanan' ny tany sy ny fipoahan' ny euption volcanique maro . Ary anisan' ireo especes niforona tamin' ireo reaction chimique isan- tsokajiny ireo koa ny biby sy ny zavamaniry ary ny voromanidina ,sy ny biby andrano .Anisan' izany ny espece bipedre dia ny olombelona sy ny nitovitovy aminy .Ka raha miresaka an 'izany olona voalohany nisy teto an- tany izany dia azo valiana amin' ny teny mazava angamba araka ny hevitro hoe ,tsy iray na roa fa maro ny olona niara niforona tao anaty periode de mutation biologique niseho .Tsy manda ny finoan' ny sasany aho @ maha mpino azy na tsia ,satria samy manana ny orientation sy ny conception naturelle ananany isika rehetra , ary ny fanahy no maha- olona hoy ny fitenenan- drazantsika izay ,ka amiko dia tsara sy tsy misy maharatsy azy tokoa ny mahafantatra ny anton-javatra nihavian' ny tontolo ,tsy misy tonga lafatra ny ety antany fa kosa en evolution perpetuelle . Misaotra anareo namaky ny teny tiako holazaina .
:?: :?: :?:
HS be mihitsy ity resako ity an.
Fantatrao ve fa eo amin'ny faritr'Ivohibe miakatra an'iny Isalo iny no triatrin'ilay Continental drift ka nampisaraka ny Gondwanaland faramparany tamin'ny fiatahany. Amin'izao fotoana izao dia mipoapoaka ny ao ambanin'ny tany amin'io faritra io ary mety mbola hitohy ny fitriarany satria mety hiakatra ny magma.
Araho akaiky ny firenentsika fa eo amintsika no hisy ny fisehoan'ny fiovana isan-karazany! Soanja
8. rakaroka
(
25/04/2009 19:13)
Fijery, sy finoana hafa iray koa no entin´i Ndenn , miharo fandalinana misimisy kokoa, mahafinaritra satria mikoja ny "esprit d´analyse" tsy hihanina @ filaza tokana izay tsy "mazava loatra" indraindray .
Dia misaotra mizara re :-* :-* :-*
Dia misaotra mizara re :-* :-* :-*
9. ndenn
(
26/04/2009 16:44)
Ny mahasarika ny saina voalohany manko rehefa tena mandinika tsara ianareo dia ny lanjan\' ny fivavahana eo @ fiaraha- monina eran\' izao ntontolo izao :raha ny tena votoatin\' ny nampiasana ny finoana no jerena dia azo raisina indraindray fa fomba fiarovana manoloana ny zavatra tsy fantatry ny tena eo @ natiora iainana no mety ho fotony ( ny fahafatesana ,ny aretina ,ny loza nitranga ,ny fahatahorana ny fahabadoana ,ny hadalàna ,sy ny sisa ) Ny finoana hoy aho .
Ao anatin\' izany finoana izany:
=>Ny Kristianisma : mino ny maha Andriamanitra avy amin\' Andriamanitra .
Andriamanitra dia iray ,fa tsy hifangaroan- javatra hafa .
Andriamanitra dia tsy hiova tsara na hiova tsy ho tsara (immuabilité)
Andriamanitra dia tsy mana-petra ,(eternité ) .
Andriamanitra dia ivelan\' ny lanitra sy ivelan\' ny fotoana.
Andriamanitra no antoky ny hetsika voalohany( Andriamanitra tsy mihetsika satria ivelan\' ny lanitra)
Andriamanitra no nahatonga ny lanitra rehetra ( ny sisa dia mpandalo daholo)
Andriamanitra no tsara indrindra .
Andriamanitra no saina fara-tampony mandrindra ny lanitra rehetra.
Ireo dia hiraisan\' ny Kristianina ; orthodoxe , catholique ,protestant , anglican ,adventiste .
=>Ny animisme: izay mino ny fisian\' ny fanahy sy hery manetsika ny natiora rehetra.Misy hitovizany kely @ confusianisme sy ny shintoisme ,ary mety hifandray koa @ hindouisme ;izay no tsy hifanarahany @ boudisme.
Nytoetoetry ny animisma @ ankapobeny dia ny fanompoana ny razana sy ny herin\' ny natiora .Fanandratana sy faminaniana ataon\' ny mpimasy sy ny mpanao sikidy ,ny fampiasana ny majika ara- pivavahana izay nampiasaina tamin\' ny politika ,ekonomia ,sy firazanana ,na fihodirana.Mitovy karazana @ vaudou ihany izany ny animisma .Saingy tsy dia mino firy ny fisian\' ny herin\' ny any an- danitra .
=>ny silamo: dia mino ny fahamasinan\' Andriamanitra irery ihany , izay afaka manary na mamonjy ny tiany ho vonjena .Ary mino ny hafatr\' Andriamanitra nomeny an\' i Mahomet ho an\' i Adam , Noe ,Abraham , Moise ,ary Jesosy .
=>ny boudisme:Finoana ny famirapiratan\' i Gautama nahazo hazavana ( illuminé) teo ampototry ny hazo bodhi , ka nahatongavan\' ny bodhisattwa , izay làlana ho any @ fahazavana tanteraka (cheminement vers l\' illumination)
Tanjona telo ho tratrarina :
Boudha \" fifohazana \"(éveil) : fitadiavana fialokalofana ao @ boudha, Dharma , sy Sangha .
Dharma \"fenitra\"( doctrine):manazava fa ny fisiana rehetra dia tsy misy dikany mangarahara sy tsy mahafam- po ary mampijaly(sunya) ;ireo tsy fahafaham- po ireo dia vahana @ alalan\' ny \"fahalalàna ,fanapahan-kevitra ,filazàna ,fanantaterahana ,fomba fiasana manara- dalàna ,ezaka , fitandremana,fahamatorana marina ao anaty ny fiaraha- monina ( sangha)
Sangha \" fiaraha-monina \" ( communauté) .
Finoana ny famirapiratan\' ny boudhah nahazo fahazavana rehetra :
Akshobya , Amishtabha Amoghasidi ,Ratnasambhava ,Vajradhara ,Prajnapamarita ,Bodhisattva Avalokiteçvara .
=>Ny hindouisme : mino ny fisian\' ny fanahy masina tokana manerana ny lanitra \" Brahman\", izay hanànan\' ny tsirairay ampahany @ ntontolo iainana sy ny ntontolo ambadika vokatry ny firaisana kosmika sy ny lalaon\' i Brahman .
Mino ny fitsanganana @ maty ( samsara ) .
Mino ny antom- pisian\' ny zavaboary ( karma).
Mino ny fandraisan\' andraikitra @ natiora rehetra ( Dharma ) [ marihina fa tsy mitovy @ ny an\' ny Boudhisme io dharma io eto ]
Mino ny herin\' i Vishnou , mpitahiry ny lanitra .
Mino an\' i Krishna fitiavana.
Mino an\' i Rudra izay hery mpanimba ny tany aman- danitra no sady mpanamboatra izany koa ( Chivas et Kala respectivement )
Mino an\' i Brahmâ Mpanamboatra ny tany aman- danitra fa tsy dia tena ankatoavina loatra .Tsy afangaro eto i Brahmâ sy Brahman .
Misy Andriamanitra hafa koa ho an\' ny hindouisme , dia i Indra : infinité du ciel , Varuna : la voute du ciel, Agni: le feu ,Kâma :le dieu de l\' amour , Sarasvati :déesse de la science et des arts , Ganesh : protecteur de la science et des lettres , Bhairava : mpiambina ny cercle cosmique ,Hanuma : dieu singe , Laksami , Rhoda ,Sita , Sarya ,Yama.
=>Ny Chamanisme : ........
=>Ny confusianisme:........
=>Ny Lamaisme:...........
=>Ny Jainisme : ........
=>Ny Mazdeisme :........
=>Ny Shitoisme :.........
=>Ny Soufisme :..........
=>Ny Taoisme : .........
=>Ny .............
O ry lanitra ô mba ampio . Vita tompoko .

10. rakaroka
(
26/04/2009 20:03)
[quote=ndenn]
Tsy mitovy @ "concept Bouddhist" nalehako ity ka, satria ´lay maitre
( equivalent @ Boudha mihitsy no nilaza hoe " Ne courez pas apres moi" ary nampianariny tokoa ny principe de detachement eny fa na dia @ tenany aza ! satria koa le destin du soi c嫎st d嫎tre libre ( Atman )
Dia ny eveil sahala @ assimile-ny @ conscience !

11. rakaroka
(
26/04/2009 20:10)
Dia nisy cercle Hindhouiste nifaneraserako koa ary marina fa mihevitra ny natiora koa rizareo . Ho azy sahala @ hoe ny lanitra dia le pere divin, ary ny tany dia "la mere divine" dia ny mere divine tokoa no mitrotro antsika, manome sakafo hohanina sns...Dia ilaina tokoa ny fahaizana miaina mifanaraka @ Natiora ( misy ny Ayurveda sns ).
12. fijo
(
01/05/2009 18:57)
eo amin'io resaka fiforonan'izao tontolo izao io anie,ka mbola mizara roa isika mpijery e.
ny mino ,fa nisy avy amin'ny fiforonana (andriamanitra) izoa rehetra izoa
ny mino,fa nisy izao tontolo izao,noho ny fihovan anisy tao aminy.
fa eto aloh a,dia samy tsy mbola misy hafak aten amilaza hoe ny anay no tena marina ,fa di aizay aloha no hinoana

13. deric
(
02/05/2009 06:30)
Aoka samy hilaza ny filazany, nefa mitendrema fa betsaka no mitatitra anganongano sy arira.
Izao ihany no fantatro: Andriamanitra no nahary ny olona volohany dia adama, Izy koa no nahary ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra eo amin'ny.
Mino ny fisian'Andriamnaitra aho ary mino ny asany.
AMpy ahy ny fahatsarany amiko na dia mpanota aza aho dia be faminram-po izy. Amen