Vaovao mampahery an'Ifiona ???
1. essera
(
23/04/2009 08:57)
Misy fanontaniana vitsivitsy ireto mba hanaitaitra an'Ifiona :
1/ Maninona kay Dada no mampiresaka foana fa tsy mety miverina mihitsy.
2/ Maninona Tabera no tsy nety natao praimnisitra na tsy natao praimnistra
3/ Naninona ny mpanara-dalàna no nivadika silamo mahery fihetsika.
4/ Inona no antony nandavan'ny TIM ilay dinika tao amin'ny ambasadin'ny senegal.
5/ Maninona ny pro-ra8 no tsy tena manana miaramila mazava miandany raha misy izany fa Capsat foana no anaovana bekoretaka, miampy ilay hoe efa miomana ny RM1 ny régiment zatsy sy zaroa ?
6/ Naninona ny sadc no tsy nety niditra lalina tamin'ny raharaha malagasy fa vitan'ny hoe : "miteny an'i andry TGV aho mba hi-se retirer" fa tsy araka ny ataonareo io hoe : MIALA TGV - AONGANY TGV.
7/ Firy isan-jaton'ny eo Ambohijatovo ny mpiasan'ny tiko izay tsy maintsy manao présence ?
8/ Firy ny score tokony henjehin'ny mpanara-dalàna amin'ny olona maty mba hitovy amin'ny maty tamin'ny tolona tgv
9/ Rahoviana ny fotoana hanaovana ny sommet (oups) Ampamoaka ?
10/ Iza marina no tena ao ambadiky TGV ? (iangaviana mba ho valiny misy porofo fa tsy mivadibadika toy ny andro ririnina ny valin-teny)
Afak'andro kosa Ifiona amin'io e ? Mbola misy maromaro ato fa aleo atao dinika manokama mihintsy.

novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:47
2. ifiona
(
23/04/2009 09:05)
mampihomehy fa enao irery dia efa mamaly an'ireo rehetra ireo ary fantatrao tsara zany. Tsy te handany andro hamaly zavatra efa nahazoanao valiny t@ mpiserasera efa ho efa-bolana zay. Raha te hahazo valiny dia ndana avereno vakiana daholo ny dinika eto @ serasera fa mandreraka. Zao fotsiny ny ahy ho fehin'ireo: patience. Faharetana.
Tsy tgv akory izahay ka maimaika be fahatany dia avy eo mitapô amin'ny vahoaka.

3. essera
(
23/04/2009 09:07)
andray Question pour un champion ange io e ? Ary samy manana ny valiny na samy zanaky dada aza. Matahotra piège njay njy a. Efa nataoko mora kely daholo io fa na hanao copie-coller any am dinika any aza ange tsa manah e.
Efa tafakatra 14 000 euros zao ny cagnotte

4. ifiona
(
23/04/2009 09:09)
dia zarao ami'nny vahoaka mahantra ny 14 000 euros fa tsy handaniana fotoana handragitana ny hafa eo e.
5. essera
(
23/04/2009 09:24)
"Vonjeo eeeeeeeeeeee"
"Vonjeo eeeeeeeeeeeeeeee"
Tsotra mora nefa azahoana vola be ve rangah d dinganina.

6. essera
(
23/04/2009 09:32)
mampihomehy fa enao irery dia efa mamaly an'ireo rehetra ireo ary fantatrao tsara zany.
Ny hevitry ny maro mahataka-davitra.
7. ifiona
(
23/04/2009 09:52)
essera:
ny hevitrin'ny ny maro mahataka-davitra.
tsy efa nilaza ve aho tetsy ambony oe:
ifiona:
Raha te hahazo valiny dia ndana avereno vakiana daholo ny dinika eto @ serasera fa mandreraka.
8. essera
(
23/04/2009 09:55)
Raha valiako eo ange ireo ka mivoaka any anaty ahitra sy ny ala rehetra iny ry penguin, noue etc etc... Saingy efa narodanay ilay hoe
izay no mpanao ny lalàna dia izay no mpitsara, dia izay no mandidy ary koa manapaka.
10. essera
(
23/04/2009 10:05)
Non, diso kely. Asaivo inviter-ny aho alohan'ny andehanako congé dia hohitantsika fa omeko ny quote maro be izay resaka asesiny eo.
Valiako par phrase tsara mihitsy. Ny saiko koa mazoto be mihitsy am lé ande congé ka. hi hi hiiiiiiiiiiiii
Raha hiresaka amiko mantsy dia ho rangitra tsara mihitsy aho raha vao omeko ny quote tsirairay par phrase. Manaova ange copie-coller avy any an'anon'anona any dia avy eo raisiko par phrase dia valiako tsirairay. Dia takotra maina no fetra avéo.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

11. fijo
(
23/04/2009 20:47)
ny tsy mampitovy an'i essera sy oay na dia samy tia tGV aza dia izao.i oay misaina kely ihany.fa ity iray kosa,manahirana fa tsy sahiko ni milaza ny aminy