TSY MISANGY FA KAPOBATANA ATTENTION.. RA8 !!

1. besandry ( 23/04/2009 07:32)
RAHA MBOLA MISY NY TSY FANARAHANA NY LALANA

RAHA MBOLA MISY NY DIDIJADONA

RAHA MBOLA MISY AVONAVONA SY MILAZA NY TENANY HO ZAVATRA

RAHA MBOLA MISY NY TENY TSY VALIANA

DIA FANATATRAREO RY ZALAHY ...FA HO AVY FOANA I BESANDRY 8)
novalian'i MONGAB ny 23/04/2009 08:14
2. xxx ( 23/04/2009 07:35)
alefaso any tchernobyl any iny dadatoa a ! fa diso vocation ,chimiste iny fa tsy mpikabary
3. xxx ( 23/04/2009 07:36)
Dia ireo saribakoliny ireo ry dadatoa atao aiza ??
4. besandry ( 23/04/2009 07:38)
IZAY HANAOVANAREO AZY RY ZALAHY FA EFA BEMARENINA SY MODY MANAO TSY
MAHITA NY ZAVAMISY :-o
5. hery ( 23/04/2009 08:01)
Mampiresaka tena indray i besandry :-)
6. xxx ( 23/04/2009 08:04)
ary rahery ? mampiresaka inona ? sary ??? :D
7. MONGAB ( 23/04/2009 08:14)
azo atao dolidoly izay tiana eto e ! na mampiresaka tena , na hanely tsaho , na hitantara valamaty sns... mazotoa daholo fa izany no trainkefa
ny tenanay koa dia torak'izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.083