mitohy ny lisitrin'ny mpamadika
21. Oay
(
23/04/2009 12:59)
Miala tsiny fa tsy izay ny namaritako ilay eso-teny, fa raha io famaritanao anazy io tokoa aloha d tena vexant, malveillant ilay izy é! fa apetrako tsara fa matoa za nampiasa ilay teny frantsay hoe métaphore d satria io no noheveriko fa azahoako manazava ilay eson-teny, ka io moa ry i ifiona d efa nolazaiko fa ny anay anie ny teny frantsay tsy tenindrazana ary izahay tsy mba niteny an'izy io raha tsy efa taty ampiasana satria any ambanivohitra any iza no hiresahanao @ teny frantsay é! fa na izany aza anefa d nihezaka ihany an!
Ka mbola averiko fa ilay eson-teny amiko d midika toa izao: employer un terme concret dans un contexte abstrait par substitution analogique, sans qu'il y ait d'élément introduisant formellement une comparaison d io ilay hoe image!
Ataoko angamba fa mazava an!

22. ifiona
(
23/04/2009 13:04)
samihafa tompoko ny image sy ny eson-teny, dia eson-teny dia efa mazava fa miaraka amin'ny ESO= moquerie
raha image fotsiny dia be ny fomba hilazana azy, métaphore, parabole, etc...
ohatra: nantsoinao hoe Sarah aho, image io fa raisiko ho eson-teny koa satria fantatra ny tsy fitiavanao an'i Ra8.
ohatra hafa: ny fampiasan'ny tgvistes hoe "zanak'i Dada" dia entina HANESOANA ireo izay mankasitraka an'i Ra8.
Ka io arakarak'ilay olona miteny an'ilay izy, izay no antony hilazako hoe manao eson-teny enao noho ny fahanfatarako ny tsy fitiavanao azy.

23. Oay
(
23/04/2009 13:30)
Aleo aloha azava fa tsy afaka miteny ianao fa tsy tiako i Ravalomanana!
Azavaiko: Ny fomban-Dravalomanana no tsy tiako d ireto izany:
_Miavonavona
_Mizahozaho,
_Manao ny hafa tsy hozavatra!
_Manenjika ny efa resy!
D ireo zavatra ireo ananako porofo!
Fa efa niteny teto aho fa raha miova ny toetran'i Ravalomanana tao aorian'izao nahazo anazy izao d vonona ny hiaraka hiasa aminy aho.
ifiona a! anakiroa ny mpanolotsaina manokan'i ingahy Ravalomanana no mifankatia amiko ny iray moa d otran'ny dadako ny hitondrako anazy, ny iray indray d zokibe no fiantsoako anazy! izy ireo d efa nanao proposition tamiko ny hiarahana miasa fa tsy nety za sady tsy navelan'i dadanay! misy solombavambahoaka ny TIM ihany koa ny zanany d mpianatro d tena mifankatia be izahay ary noho ireo relations ireo no nahafatarako zavatra maro momba an'i Ravalomanana, d tiako raha miova izy satria mampalahelo anie ny mandre hoe mpanolotsaina manokan'ny prezida no miteny anao manao hoe "nihinana ny .... i Ravalomanana satria mafy loha sarotra atoro"
Mbola averiko ary tadidio tsara fa i Oay tsy afaka miaramiasa @ i TGV noho ireo goaika antitra ao ambadika ireo, fa i Oay raha sitrak'Andriamanitra ka miverina i Ravalomanana ka manaiky ny hiova d tsy misy olana fa afaka miaraka miasa @ i Ravalomanana i Oay raha mbola mitady anazy iretsy namany izay nolazainy etsy ambony iretsy.Raha ohatra moa ka sitrak'Andriamanitra ka afaka miresaka mivantana @ i Ravalomnana izy indray andro any d tadidio fa tsy maintsy miady hevitra momba ny fanompoana an'Andriamanitra i Oay sy Ravalomanana. Ka manomboka izao d alao ao antsaina fa i Oay d tsy tia Ravalomanana
Ny tsy tian'i Oay d ny jadona! sy ny fikasana hanao Andriamanjaka kanefa na ny taranak'andriana aza efa tsy mikasa ny hanao izany intsony! ka maika fa ny tsy taranak'andriana!

24. ifiona
(
23/04/2009 14:01)
Oay:
Ny tsy tian'i Oay d ny jadona! sy ny fikasana hanao Andriamanjaka kanefa na ny taranak'andriana aza efa tsy mikasa ny hanao izany intsony! ka maika fa ny tsy taranak'andriana!
Ka inona ary ilay ataonao hoe jadona. Samihafa mantsy ny fandraisan'olona an'io.
Ary mila hazavaina amin'ny vahoaka tsara io teny io, satria be ny manafangaro ny "dictature" sy ny "fermeté", na koa toy ny filazan'ny sasany azy hoe "main de fer".
Ohatra iray. Raha nasaina nanao fehikibo ny mpitondra fiarakodia rehetra dia hita sy tsikaritra fa ny akamaroan'ny mpamily dia manala ny fehikibo raha vao miditra lalana tsy goudronné. Zany hoe ny antony hanaovany fehikibo dia mba tsy ho voasazin'ny polisy raha tratra. Raha vao misy tratra mantsy ka voasazy dia eo mitaraina ra-malagasy oe: tena didy jadona mihitsy izy ty.
Ka hoy aho hoe: mila hazavaina tsara ny antony mahatonga ny fisian'ny fehikibo, ny mety ho fiantraikany.
Ny tiako tsindriana amin'io dia hoe mila fermeté ny gasy, fa raha avela manao amin'izay tiany dia tsy hivoatra mandrakizay. Ohatra iray hafa dia ny tsy fanajana ny lalam-pifamoivoizana na code de la route. Raha vao tsy misy polisy eo dia betsaka ny malagasy manao amin'izay lohany fotsiny.
Tsy voatery ho jadona ny fangalàna fepetra, fa toy izany anie ny any @ tany mandroso rehetra e.
Satria ny dikan'ny teny hoe jadona dia fahefana politika eo am-pelatanan' olon-tokana izay mampihatra herisetra mba hitazomana an'izany fahefana izany.
25. Oay
(
23/04/2009 14:26)
ifiona:
Tsy voatery ho jadona ny fangalàna fepetra, fa toy izany anie ny any @ tany mandroso rehetra e.
Satria ny dikan'ny teny hoe jadona dia fahefana politika eo am-pelatanan' olon-tokana izay mampihatra herisetra mba hitazomana an'izany fahefana izany.
i Oay d te ho atao hoe démocrate républicain noho izany d apetrany tsara fa ny tany tsy maintsy tandalanà (Etat de Droit ilay droit d efa mi-embrasser an'ilay devoir na ilay obligation fa tsy ilay prérogative ihany an!) noho izany d tsy manohitra izay atao hoe principes républicains i Oay fa miaro an'izany @ fomba rehetra manaja ny zon'olombelona aza no ataony.Porofo omena an'i ifiona i Oay d tsy midina andalambe maka fanjakana d izay no anisany nahatonga an'i Oay tsy niaraka t@ TIM ary tsy niarahany t@ TGV.
Ny jadona d azo jerena eo @ fomba firafitrin'ny fanjakana (Eléments constituants de l'Etat) ohatra efa voalaza fa raha loko tokana ny antenimierampirenena d tsy tsara izany satria tsy maneho ilay maha démocrate an'ilay firenena! azo porofona ny fahamarinan'izany raha ny teto Madagsikara ohatra nojerena satria tadidio fa na ny MFM aza d nangataka ny hanovana ny lalampifidianana kanefa inn no navalin'i Ravalomanana an'izany : Vao maika nohamafisiny ny fahefan'ny prézidà ka nanao référendum izy hanome alalana anazy hanao hitsivolana tsy mandalo antenimierampirenena!
D izay ilay jadona ny prézidà d afaka manao izay tiany, jereo fotsiny fa isakin'ny misy vola mihodina @ toerana iray ka tsy TIM ny maire d apetraka ny PDS satria amin'izay azo atao ilay manodikodina.
Mila alamina kely ilay fomba fanazavako fa raha fintinina d izao é: tsy nety iny fanjakana nisy teo iny satria saika lasa teo antanan'olo tokana ny fahefana ka ny sisa d saika figurants daholo. Alanino kely d ho hitanao ilay izy fa za koa sady mikandra kely é! fa azontsika tohizana ilay izy an!
26. ravalotgv
(
23/04/2009 20:10)
tena mety tsy ho tafody na i deba na i ra8 raha izao no mitohy
tokony hamboly maromaro nareo dia fohana ny vaonininy
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
tokony hamboly maromaro nareo dia fohana ny vaonininy
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
27. fijo
(
23/04/2009 20:57)
de aiza daholo ny miaramil arehetra ,fa tsy ireo ihany n omiaramila ao mada