tsy hanaiky mihitsy izahay raha tsy miala i HAT
1. sadeky
(
22/04/2009 18:07)
Araka ny fantatra dia tsy te hifampiraharaha @ fitondranan'i ra8 mihitsy ny HAT io fa dia midongy toerana eo,koa mivonona isika tovolahy vonona hiady f'efa betsaka ny miaramila sy zandary ary police manampy antsika na tia en tenue civile aza ireo,izao no fanararotana sady efa sous pression ny HAT
veleso dia ny mafana ny vy ......
veleso dia ny mafana ny vy ......
novalian'i halloween ny 23/04/2009 10:56
2. xxx
(
22/04/2009 18:20)
Miala roindefo mpandainga dahalo,fony PM teny teny andalambe elahy dia tsy nisambotra an'elahy ra8 fa najaina ny connerie an elahy izaho tsy mentra akory mitady hisambotra an'i Manadafy,adino sahady ve nefa vao 1mois izay
TGV indray izao dia tsy avelan'elahy hilahatra ny olona haneho ny heviny,hidin'elahy radio,
Kotonandrasa indray nilaza f'efa nametraka balizy izany hoe ny miaramila tsy natao hirim pamoretana nefa izao ela mamono ny vahoaka au moins t@ andron'i ra8 tsy mba namono olona ny emmo nat

3. ravalotgv
(
22/04/2009 18:42)
tena mety marina io fa tsy ampy dozy kely nefa mety ho diso ihany koa io raha mivadika indray ny tantara
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
5. patrick2002
(
23/04/2009 00:28)
sadeky:
Araka ny fantatra dia tsy te hifampiraharaha @ fitondranan'i ra8 mihitsy ny HAT io fa dia midongy toerana eo,koa mivonona isika tovolahy vonona hiady f'efa betsaka ny miaramila sy zandary ary police manampy antsika na tia en tenue civile aza ireo,izao no fanararotana sady efa sous pression ny HAT
veleso dia ny mafana ny vy ......
na miaramila gasy aza tsy hitan'ialahy fa miaramila sadeky no mba hianteherana koa hiady ah!~ hiady .
6. fanou14
(
23/04/2009 05:48)
dia mbola mahasahy miteny izany ihany ry sadeky , tsy mampaninona anao zany hoe misy atao sorona ny mpiara mitolona satria tsy mahomby ny fandrangitana ny miaramila ? dia atao manao tenue civile ny police dia atao mitifitra ny namana ?sao mba tsy gasy ary enao io ???? mampalahelo ny toe-tsainao , hanody anao sy ny mpitarika anao izany satria ny aina tsy an'olombelona fa an'Andriamanitra irery ihany koa nahoana no hisoparana tahaka izany , izaho , ianao dia mindrana ny tany eto fotsiny ihany koa aza dia manao izany fisainana izany , samy ho vovoka avokoa isika rehetra , refa mamonjy fahoriana ianao dia tsarovy fa ianao koa dia ho vovoka koa maninona no hifamono sy hifankahala ety an-tany nefa ny andro hiainana aza tsy fantatra akory na haharitra na tsia , mba mivavaha ihany fa mahonena ahy enao ,
7. halloween
(
23/04/2009 10:56)
Araka ny fantatra dia tsy te hifampiraharaha @ fitondranan'i ra8 mihitsy ny HAT io fa dia midongy toerana eo,koa mivonona isika tovolahy vonona hiady f'efa betsaka ny miaramila sy zandary ary police manampy antsika na tia en tenue civile aza ireo,izao no fanararotana sady efa sous pression ny HAT
veleso dia ny mafana ny vy ......
AZA MANAO ZE MANA PATSINAY LETSY RY SADEKY A ! DE MANOMANA ELAH ZANY VATA PATY BEDEBE , SY LAMBAMENA AMINA METATRA MAROMARO ! DE TONGA DE HAMETRAKA VELOMA LETSY A