La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à «

21. fijo ( 22/04/2009 20:39)
ô ry zareo an,rehefa fantatra fa olon adonto sy tsy misaina no hiresahana ,di any fomba firesany no ampiasaina vao mandaitra.
ny HAT efa hita fa olona donto sy tsy mahay miresaka hafa tsy herisetra,noho izany herisetra ihany vao hampiala azy eo;fa tsyhoe avy izahay dia hanery anao hamerina ny fahefana,tsssss resaky ny hendry izany ka tsy handaitra eo
22. patrick2002 ( 23/04/2009 01:03)
ianareo Ravalomananiste rehetra ireo no olona poaka'aty ,donto aby ,tsy hitako izay hiadina hevitra aminareo ,ka aleo hatao resaka bomanga ity resaka ity ,aiza koa ny sasany gasy izao mivavaka hidirany miaramila SADC ,namono olona Ravalomanana teny Ambohitsirohitra lazaina fa izay olona nbitondra olona teny no tompon'andraikitra fa tsy izay nitifitra mihintsy ,izao vao olona ray no maty efa lazaina fa mpamono olona TGV .
23. patrick2002 ( 23/04/2009 01:20)
BeraMuc:

... toa ambany dia ambany ny fiseraserana eto izany
indraindray aho miereitreritra hoe, avy eny Andavamamba sy Besarety daholo ve ny ankamaroan ny mpisera eto e ??



f'angaha lety ny fisainany olona tsaraina @ toerana hipetrahany :roll: :roll: :roll: , ary hitako ialahy voany fandrekirekena @ Ravalo kay izy mipetraka eny Faravohitra no hanohanan'ialahy azy ,ary hitako nyu PM honoris causa nareo miady ny hiasa ao Andafiavaratra kou. :roll: :roll:
24. pyar24969 ( 23/04/2009 12:08)
Sao de haton'ialahy hoe mamolava leitsy zahay `a.... Aiza koa hisy miaramila hatahotra fahavalo manafika ny taniny.... de Inona fotsiny zany ireny galona sy grady ireny...sa tsy natao hiady ny miaramila tsika.. mampahatsiahy ny histoaran'ny Zanadambo namaky barazy tany bevilany toliara koa zany... Ny lehiben'izalahy manontany ny position hoe aiza ho aiza ny Zanadambo ...jerena tsy mamaly ilay Radio kay lematy fa lasa nitsoaka...De ny zokilahiko no lasa naton'izalahy sorona tao....Andry kaky o...
25. fijo ( 23/04/2009 21:00)
hihihiihihii resak aTGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071