HAMPAMOAKA

1. papala ( 22/04/2009 13:05)
Tsy lany LAINGA mihintsy moa le HATay reo zao de hamorona dossier handotona foana an-président R8 foana. EFA fantatry no olona 98% n'ny MALAGASY ny lainga tsara alahatr'ireo. KA NOHO IZANY DE NY HENDRY HONO MODY VOKY FA NY ADALA MANESIKA IHANY.
- efa hitam-poko hitam-pirenena fa tsy zone rouge tetsy anosy ,nefa de notifirina fotsiny ny mpitaky ny ara-dalana.
- efa lasa adala mihintsy angamba re HATay reo :evil: :evil: :evil:
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:46
2. salopard ( 22/04/2009 13:19)
aoka mba tsy ho ampamoaka economika ihany, fa tsy hanaiky izahay raha tsy misy ampamoaka sexuel koa ,
ny vadin-dry minisitra
ny vadin-dry deputé
ny vadin'ny ....
ny vadikeliko izao lasa'ny leiry t@ fotoana'andro...

tsy maintsy betsaka koa ny hilahatra eto hoe very vady nadritran'ireny fitondrana 2002-2009 ireny

fa ity misy hono, honohono a! saingy lazaiko ihany: Ny Kala sasany TIM eto @ serasera toa nisy nahazo ranondranony, ranona yaourt io a! (sa , ranondranony hon, fa asa aloha e... tsaho io ry kala TIM , saingy lazaiko ihany...

tsy ampy dôzy aloha e!

snif... tchouf...
3. essera ( 22/04/2009 13:36)
Mpandefa : papala [ Valio ] 22-04-2009 15:05:41
Lohateny : HAMPAMOAKA
Tsy lany LAINGA mihintsy moa le HATay reo zao de hamorona dossier handotona foana an-président R8 foana. EFA fantatry no olona 98% n'ny MALAGASY ny lainga tsara alahatr'ireo. KA NOHO IZANY DE NY HENDRY HONO MODY VOKY FA NY ADALA MANESIKA IHANY.
- efa hitam-poko hitam-pirenena fa tsy zone rouge tetsy anosy ,nefa de notifirina fotsiny ny mpitaky ny ara-dalana.
- efa lasa adala mihintsy angamba re HATay reo


ô rangah ty a, noforonina ve ny halatra nataon'i ra8 teto ???
Raha vao miteny ratsy mihitsy aloha ianao koa dia diso foana n'inon'inona teneninao eo e. Tonga dia ilay toe-tsainao mihitsy izany no tena tsy ampy fanabeazana.
Azo atao ny miteny ratsy mihoatra ny teny ratsy amin'ny fomba mihaja nefa tsy misy zavatra voantonona ao. Izay mba anaovana exercice kely aloha fa lasa ny tenanao hany no asitrikao any anaty maloto.
Tadidio fa toy ny eo Analakely ianao ato amin'ny forum ka ahoana raha miteny ratsy be ianao : HISY HANOME VONINAHITRA ANAO VE EO ????
Mety hisy ny hiteny anao hoe lasa adala. torohevitra ihany fa tsy atao plivava le hoe :

[center]KA NOHO IZANY DE NY HENDRY HONO MODY VOKY FA NY ADALA MANESIKA IHANY[/center]
4. xxx ( 22/04/2009 15:20)
Ka na i TGV koa aza anie zao efa mba namoahana didy tsy mahazo mivoaka an`i Mada satria nihosin-drà koa e ! Etsy andaniny ilay "investiture" tsisy fondement juridique iny koa hono dia efa nandaniana firy miliara sahady . Toa tsy dia nisy nandrirotra iny kôzy iny ny mpanao gazety nefa toa flagrant be koa iny !
5. fijo ( 22/04/2009 20:46)
essera an,ny atao hoe mamorona dia izao.milaza teny amin'ny 13 mai fa tsy nandoa hetra 10000 miliara mahery ny tiko.
tonga teo amin'ny fitondrana,dia lazaina indray fa mbola hodinihina marin ahoe firy miliara ny tena hetra tokony ho nalohany,de avy eo indray milaza fa eo amin'ny 23 miliara ny merty ho tokon hoalohany.
rehefa misy de lazao asio profo fa tsy hoe misy de mety ho izao sy izao.izan yno atao hoe mandainga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464