Aiza foana dada fa sasatra ny zanany etsy Ambohijatovo???

1. ronaldo09 ( 22/04/2009 08:33)
Ho avy i dada e,ho avy dadanay!Ela ihany zay no niandrasana an'ambatobevohoka fa tsy hita faty i dada, sasatra sy tsemboka ry very seza sy very sakafo hoe hiverina amin'ny sabotsy idada nefa aiza zay dada eo!
Tsy mandatsa na maneso anareo aho ry tsy maty voalavo an-kibo fa zaran'ny dada aza tafatsoaka any swazi koa ianareo hiandry hoe oviana ny fatiny no ho avy?Raha i Pierrot no andrasanareo dia tena ho avy tokoa izy,fa raha ilay raika lahy iry dia efa miandry azy ny TANKY eny Ivato sady ny Minisitra Ny Hasina koa moa nilaza fa tsy hisy SADC hanatitra ny fatiny zany eo ,eo mitabataba sy mandihiza maina eo fa ho avy eo ry Paoly sy Lisy (polisy) hisambotra n'itena isany!
Izy ity anie ry zalahy ka tsy kilalao e!Ka hoe namory ny TGV dia hamory koa nareo very seza ,nisy maty ny TGV dia hifampitifitra koa nareo samy nareo dia hatao hoe maritioran'ny Tolona ny namanareo zay nareo ihany no mamono azy!
Hoy ilay rangahy iray izay hoe: ady sahala fa samy nisy maty na ny TGV na ny TIM fa samy nisy maty fa saingy resy amin'ny GOLY AVERAZY ny TGV raha ny isan'ny maty no jerena sady ny TIM koa namono tena fa tsy novonoina,de mbola tafihana koa Ratsirahonana omaly!
Mivorivoria pour rien eo Ambohijatovo fa tena isany no ho maty sy lany kaloria eo ry tsy misy saina ireto!!!
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:30
2. xxx ( 22/04/2009 08:48)
efa nampirafy i dada, efa nanka swazi....

dada-MANANDAFY moa dia mihinana ny vola adala-tompo avy any swazyland, mandeha tsara ny PMU-ny eny @ kianjan'amboja
3. essera ( 22/04/2009 08:48)
Io ange raharaha tadiavina raronaldo.

TIAN NY PRO RA8 SY NY TIM HO JUSTIFIER-NA HOE NOVONOINA IZAHAY.

NY TENA ATAO AMIN IO DIA HOE TIFIRO IZAHAY. MIANGAVY ANAREO RE MBA TIFIRO MAFY TIFIRO TSARA TIFIRO MIARAKA E.

4. ravalotgv ( 22/04/2009 08:48)
sao de mba miverina tampoka eo kosa iny ko
ary aleo amizay hivadika palitao ianareo tim fa manjary tsy mahazo môly be tsony

snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@
5. ronaldo09 ( 22/04/2009 08:52)
Kozy ve !! Ka ry adala isany mbola mandihy tsy afatavony etsy Ambohijatovo hay moa iDada mampirafy ,fa maninona ianao ry dada no manao an'izany , :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
6. ronaldo09 ( 22/04/2009 08:56)
Kozy ve !! Ka ry adala isany mbola mandihy tsy afatavony etsy Ambohijatovo hay moa iDada mampirafy ,fa maninona ianao ry dada no manao an'izany , :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
7. essera ( 22/04/2009 10:01)
5. Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 22-04-2009 10:56:47
Lohateny : Re : Aiza foana dada fa sasatra ny zanany etsy Ambohijatovo???
Kozy ve !! Ka ry adala isany mbola mandihy tsy afatavony etsy Ambohijatovo hay moa iDada mampirafy ,fa maninona ianao ry dada no manao an'izany ,

Mifanena amin'ny bandy teny am tanana pro-tim a zao d sepotra d sepotra lery oe nanomboka teo am Senat hono mandrapahatonga tary am Hotely Josiane no nenjehina. d oz a mants an lery oe fa maninona no mila raharaha fa i Dada ange tsy azo antenaina akory fa nareo no ADONANY AM POTO
8. zoam ( 22/04/2009 10:18)
mbola hoavy izy e f'aza malahelo e
9. fijo ( 22/04/2009 21:30)
izao no atao hoe rediredy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4477