Olona tsara fanahy sy marina
1. soanja
(
22/04/2009 08:04)
Lasa ato ny eritreritro mandinika hoe olona tahaka ny ahoana marina no azo antsoina hoe tsara fanahy sy marina.
Nisy an'ity tantara marina ity zany nitranga. Nandritra ny nahaveloman'ilay rangahy dia tsy nahalala mihitsy ny vady aman-janany sy ny mpiara monina aminy fa mpamono olona matianina voakarama ilay rangahy. Gaga tokoa ny olona nony fantatra izany. Ny rehetra dia tsy nino mihitsy hoe io rangahy io izay noheverin'ny rehetra fa tsara fanahy satria nahavita be tokoa teo amin'ny fiarahamonina sy ny ankohonany (be fitiavana) no nandray karama tamin'ny famonoana olona. Rehefa nohadihadiana koa anefa dia ny olona manakarama azy dia olona miady amin'ny kolokolo misy eo amin'ny toerana iainan'izy ireo satria mpanao tsolotra sy tsy manao ny marina ny polisy/ mpitondra fanjakana tamin'ilay tanana. Zany hoe manao heroism miafina zany ry zareo satria efa manjaka loatra ilay Mafia amin'ny tanana sy manerana. Dia eo ny resaka hoe raha mpamono olona izy nefa ny antony dia hanovana sy nohon'ny tsindry hazolena misy ka manadio ilay toerana izy dia inona marina no ilazana azy? Mbola tsara fanahy sy olo-marina ihany ve zany le olona sa ahoana?
Anareo ary?

novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:36
2. fahamarinana
(
22/04/2009 08:23)
:arrow: Kay ! saro-baliana fa araka ilay fomba fijery tokoa no azo hamaliana azy !
Ny ahy manokana ,na izany na tsy izany ,dia tsy misy olona na iray aza afaka hamono olona fa efa misy fitsarana sy ny lalana misahana izay ! Nefa amin'ny lafiny iray azoko an-tsaina ilay resaka mafia fa tena tsy misy afatsy reglement de compte lava izao ihany koa !
Ilay fandraisana karama angamba no nampiavaka sy tsy nampa-tsara fanahy azy satria lasa tahaka ny asa aman-draharaha ilay famonoana fa tsy tena hoe heroisme tsony !Hero manko dia tokony ho maimaim-poana,amiko aloha an!...Fa koa azo lazaina ho marina izy satria miady amin'ny tsy rariny ! Averiko fa hevitro monja zay ka mety ho diso !! :)
(l)

3. soanja
(
22/04/2009 13:00)
Eo amin'ny fandraisana karama eo tokoa ry Faha no vovonana ahitana ny rariny. Zah koa dia mihevitra toy izany. :-* :-* :-*
4. xxx
(
04/05/2009 04:14)
Io aloha dia miakina @ consciencen'ilay olona no fijeriko azy. Misy olo-patatro izay zao dia mitovy @ lazain'i Soanja io no asany taloha, fa izy aloha mbola tsy maty . Ny azy indray dia fantatry ny vady aman-janany ilay asany. Nefa moa izay no anto-pivelomany ary namelomany ny vady aman-janany koa atao ahoana.
Ilay rangahy dia niasa tao @ fonjan'i Tucson Arizona. Ka ny famonoana ireo jiolahy sy jiovavy ho vonoina (death row) no asa nataony. Misy effect psycologique aloha ilay asa raha ny filazany nefa hoy izy dia izay no nanendrana azy ka dia nototosaina ary retrety tao i ngahy rainy.
Araka ny filazany dia matetika izy no tsy mahafantatra izay antony hamonona ilay olona akory fa baiko avy any ambony no tanterahiny.

5. sapele
(
08/05/2009 14:36)
olona maro no mihevitra fa rariny raha manao ny asany izy ireny,ary tsy misy zavatra manameloka ny sainy mihintsy otran'ireny maramila alefa miady an-tanin'olona ireny ,fa amiko na de tsy hisy asa sahaza ahy aza,amiko ny aina de an'Atra irery iany.Ka izay mandatsaka ny ain'olona de melohan'ny lalan'Atra.