tsy izahay no hanaiky ny tsindry hazo lena ataon-dra8

1. namanabe ( 21/04/2009 09:24)
Azafady re ry ra8 fa ny tsindry hazolena ataonao amin'ny vahoaka madinika dia miverina aminao ankehitriny ARY TSY HO ZAKANAO mandrampahatongan'ny famindrampon'izay manana fahefana amin'izany

mitohy ny tantara
novalian'i fijo ny 21/04/2009 21:56
2. namanabe ( 21/04/2009 09:27)
ny zanakao no azonao ampandohalihana su karavasiana fa tsy ny olon-kafa mbà takatry ny sainao ve izany sa dia mieritreritra ny tenanao ho maranitra loatra ianao ka tsy maha-takatra izany akory ??

hajao ny olona !
3. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:28)
Eny hoa rizakaiza ka zahay koa tsy hanaiky ny fanjakan'ny baroan'ny HAT

KELY SISA E
4. namanabe ( 21/04/2009 09:30)
bras de fer hatramin'ny farany izany dia izay tsy mahatanty miala ho fantatrao amin'izay hoe inona no mety vitan'ny vahoaka madinika rehefa mitroatra izy

tsy kely sisa ny anay fa i8 efa vita
5. xxx ( 21/04/2009 09:40)
entin'ny 8 any tsiafony ny saribakoliny handaniany andro
6. rabaradaka ( 21/04/2009 09:50)
Tsy hisy bras de fer ela io dadatoa a, kely sisa dia ho rava io TGV io. Fantatrao ve ny ady saritaka ao amin'ny HAT ? Saika nifanao totohondry i Alain sy Sareraka. Zany ve no mpitondra ?
7. Mirananirina ( 21/04/2009 10:02)
Rabaradaka a;izahay koa tsy manaiky ny tsindry hazo lena ataondra tgv 8O
8. penguin ( 21/04/2009 10:20)
Fanaratsiana izany fa ny VAHOAKA MADINIKA MANITATRA SY MAMPIASA SAINA TAFAVOAKA NANDRITRA NY FITONDRAN-DRAVALOMANANA. Ny zatra tantanana sy atosika no sahirana. Ny tena mahantra fadiranovana moa dia hafa ny fanampiana azy ary lainga raha tsy nisy izany QUATRE'MIS izany nadritra ny fitondran'ireo lazaina MADIO SY MITADY FAMOTSORAN-KELOKA FAOBE.
Aminay dia TSY MAINTSY MIALA NY HAT TGVENDRANA
9. majakely ( 21/04/2009 12:53)
:oops:
10. MONGAB ( 21/04/2009 16:35)
peng a! ny vava no tsy atao be ny hamerenana azy no sarotra , mangina ianao fa i monga ihany ty mahafantatra ny miandry antsika
11. molota ( 21/04/2009 18:11)
ka zao leitsy ry Penguin a! tadiavin\'ny ry foza orana anié ny hanaterana vola isan-tokatranony éé!! fa ny firenena avelao any é :-D :-D
12. fijo ( 21/04/2009 21:56)
de aharitra firy volana indray izy ity e????efa mankaleo le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.763