IZA IREO MANELY TSAHO HOE RAVA TGV

1. manelatra ( 21/04/2009 08:58)
i ra8 no rava , efa tsy misy raisina intsony nohon'ny tsy fahaizany mitantana ny fireneny , ireo ministra miaraka aminy dia saribakoly avokoa

Aiza izao izy ilay hoe ho avy eo : mijinja ny nafafiny iny vao mitontonana eo
efa miandry ny capsat , ireo be sandry , bruce leee sy mpanao politika mitondra ny any ampita any 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
novalian'i fijo ny 21/04/2009 21:53
2. xxx ( 21/04/2009 09:00)
tsy mivoakavelona izany lé8 e ! tsy izay resaka théatre any akory no hanaovana analysen' ny raharaha-mpirenena

ny théatre avelao hijanona théatre , ny raharahampirenena avelao hijanona ho raharahampirenena
3. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:04)
Manjelatra kely fotsiny io manelatra a : Ekena fa miandry ao ny CAPSAT sy ny tariny fa io indray gona :

RETOUR EN ECLAT DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR
4. manelatra ( 21/04/2009 09:05)
Hitohy ny tolona ary hitondra fiovana be dia be eo amin'izay mitady hanao
fanjakan'ny baroa izahay

Aza manonofy atoandro fa tsy rava tgv , aza dia mihainohaino ireny voici ireny fa
mampvadika ati-doha
5. manelatra ( 21/04/2009 09:08)
Manjelatra be fa aza matahotra ianao ratsiafo , hainao fa ny tsy mpanarà-dalàna
sy ny mpanao abus de pouvoir , sns ireny tena mankany tsiafo mihintsy

ka raha anisan'ny saribakolin'ny lé8 ianao dia mitadrema entiny manaraka azy any tsiafo any
6. xxx ( 21/04/2009 09:09)
izahay pro tim mihitsy no somary vendrana ,soa ihany fa natao ho lecon iny fiakaran'i tgv iny teo @ pouvoir .
tsy maharitra io fitondrana efa nahafaty olona sahafy en 1mois nitondrana,en plus efa betsaka ny olona no tonga saina hoe aleo ihany t@ andron'i dada .Jereo fa ny tantara mitohy
7. xxx ( 21/04/2009 09:10)
aza hamelana i ra8 mpampahory vahoaka e !
8. essera ( 21/04/2009 09:13)
RETOUR EN ECLAT DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR


RETOUR EN PETITS ECLATS DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR

Raha adikako am teny gasy moa izany dia maniry kintana mihitsy.
9. manelatra ( 21/04/2009 09:13)
Mifanohitra ny zavamitranga EFA TONGA SAINA IREO REHETRA KELY TSY MBA NAMINDRO KA NIHARAN NY ABUS DE POUVOIR NDRY RA8 INTRNATIONAL
VONONA HILATRA HILAZA NY NANJO AZY AVOKO ENY ANOSY mitohy ny tolona tsy maintsy mandresy ny mandeha amin'ny lala-mahitsy sy mitaky ny rariny
10. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:14)
Tsiafoy tsy matahotra satria tsy nanao ratsy, sady tsy marionnette.

Tsy asiana kabary be io gona a:

Ny tantara tsy maintsy mitsimbadika

RETOUR EN ECLAT DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR
11. xxx ( 21/04/2009 09:15)
aza sangiana ra8 fa manao kely tsy mbà mamindro lasa izao ry vahoaka madinika a!
12. ravatorano ( 21/04/2009 09:16)
:-D :-D :-D
tsy d itako loatra izay tena ady hevitra ato fa toa fifampiranitana sy fihantsiana no bobaka kle
ntssssssss
13. manelatra ( 21/04/2009 09:17)
efa nitsimbadika io ny tantara amin'ny faveur ndry andry ka akory atao ny zava-misy no jerena fa tsy ny kintana maniry no mbanjinina sa ahoana ?? oui
14. xxx ( 21/04/2009 09:19)
ravatorano koa ve politika avokoa kosa ireo e , ndàna manmpy isa ny vahoaka madinika fa i lé8 efa lany lasantsy tsy miroul intsony io
15. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:21)
Fantatry ny devoly fa kely sisa ny androny de mandrovi-tsihy : Contre manif @'ny Alarobia e, alamina ny fampiasana ny kianjan'Amboja e, tifirina ny vahoaka e, de ahoana koa ny manaraka???

Fa na hirarak'ireo Capsat hamoto ny tany aza ny ran'ny vahoaka maro an'isa. Vao maika hitrebona ny tolona.

RETOUR EN ECLAT DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR

:D :lol: :D :D :D :D =D> =D> =D> =D> :-$ :-$
16. essera ( 21/04/2009 09:26)
[center]
RETOUR EN PETITS ECLATS DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR
[/center]

dia ny mapmé am ndry legaliste zan :
Etsy daholo aloha :



=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
Ary mampahonena fa dia nianatra daholo ihany fa dia

8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
17. namanabe ( 21/04/2009 09:34)
devoly io no teny famerimberin'ni lé8 tsy misy saina maha-sahy manondro ny hafa ho devoly dia tena saribakoliny mihintsy ianao ry tsiafo

izany ve no toe-tsain'ty lé8 sy ny saribakolina NDANA MIPITIKA ANY TSIAFO ANY fa miteniteny foana

Ny miteny aza tsy hay
18. Oay ( 21/04/2009 09:37)
Taraiky be i tsiafoi1 fa nofohanana ny fahazahoana manao fohetsiketsehana rehetra eto Madagsikara izay no nolazain'ny praiminisitrin'ny HAT tao aorian'ny filankevitrin'ny minisitra.
D ny Minisitrin'ny raharahambahiny koa moa d nanao tatitra ny vokatrin'ny fihaonany t@ solotenan'ny SADC! mbola tsy tsara ny milaza ny vaovao eto fa aleo miandry izay avokan'ny SADC d confrontena ilay izy avy eo ahitana ny marina satria tsy tsara ny mitelina tsy mitsako!
19. namanabe ( 21/04/2009 09:38)
Dia mbola mampirisika ny vahoaka rehetra mahatsapa ny tenany tsy ho devoly
io teny tsy voahevitra ataon'ny lé8 sy ny saribakoliny hanamafisana ny tolona
20. Mirananirina ( 21/04/2009 10:12)
efa miandry ny capsat , ireo be sandry , bruce leee sy mpanao politika mitondra ny any ampita any

ahoana ary ity miantso olona efa maty ity!!!!!!!!! :^)
Iza hono ireto be zandry? :-D
Raha tsy adala ny any ampita rehetra ko hivaky la téte aminao,ny azy ary manahirana azy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0648