TGV t@ mbola mpianatra
1. princ
(
21/04/2009 07:26)
Misy namako izay niara nianatra t@ Andry Rajoelina iny tao @collège de France. i Andry iny ono no tena antitra indrindra tao an-dakilasy. tsy vitan'izany fa faran'izay maditra sy mafiloha indrindra ary mpigafy mihitsy ary izao dia nitantarain'ilay olona fa nony lehibe aza izy dia naditra toy ireny jiolahim-boto ireny. zany mantsy no filoha!!!!!
novalian'i princ ny 27/04/2009 05:54
2. tsiafoi1
(
21/04/2009 07:30)
Ka na tsy nambaran'ialahy aza izany tantara izany, de tonga de tsapa amin'ilay koposorokabe ataony, fa tena manao loham-boto be.
5. essera
(
21/04/2009 07:41)
Bavin'lisany ve efa naboridany ry ravalotgv.
Le "ono" aloha esory fa manjary tsy matsiro le iz ry princ a.
Le "ono" aloha esory fa manjary tsy matsiro le iz ry princ a.
6. xxx
(
21/04/2009 09:36)
[quote[Misy namako izay niara nianatra t@ Andry Rajoelina iny tao @collège de France. i Andry iny ono no tena antitra indrindra tao an-dakilasy. tsy vitan'izany fa faran'izay maditra sy mafiloha indrindra ary mpigafy mihitsy ary izao dia nitantarain'ilay olona fa nony lehibe aza izy dia naditra toy ireny jiolahim-boto ireny. zany mantsy no filoha!!!!! ]
ie de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an
Mampememe tsssssssssssssss
ie de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an de hono an
Mampememe tsssssssssssssss
7. xxx
(
22/04/2009 01:00)
Zay ndray ilay toe-tsaina Gasy. Raha ny lasa sy ny fahazazan'ireo filoha sy mpitondra ireo ve no hotanisaina sy hitsarana azy hiisy filoha intsony eto M/car?
I ngahy Ravalomanana izao niaraka nianatra tamiko tao EPP Imerikasinina. Dia raha vao misy vola (gouter) ankizy very ao andakilasy dia tratra any aminy avokoa ilay vola rehefa atao ny fisavana. Ary na ny volan'ny direktera aza efa nagalarany tao anaty vata. Izy rahateo dia nalaza mpanolana ankizivavy tany anaty ala-mozaha foin'ny mbola teny @ CEG.Ary taty aoriana dia malaza mpivarotra ronono mitapo-drano.
De iza ary no tsy nanota mba ataontsika filoha e???

8. princ
(
27/04/2009 05:54)
za lesy ry xxx ataov prézda fa za ts nanota be toy ny ravalon'la sy tgv an'ry zalà. lazaivo fa tsy tia vola ndray i ravalo @zao? enao iany ne de milaza an'le iz e!. sady ny toetran'la t@ kely no hitarafana an'la refa lehibe elà