rahoviana indray i Rakotonandrasa vao

1. dofinois ( 20/04/2009 22:19)
Mba raovina ary ireto kapisaty ireto vao mba hilaza indray hoe : TSY HANAIKY ho ATAO HERIM-PAMORETANA ny VAHOAKA INTSONY IZAHAY
novalian'i xxx ny 21/04/2009 13:34
2. xxx ( 20/04/2009 22:22)
rehaefa tsy ampy tsony ny karamany é
3. xxx ( 20/04/2009 22:23)
rehefa lany ny saosy mazava hoazy ,izao lery dia efa navoaka vavabe t@ tele menace direct mihitsy ny vahoaka
4. xxx ( 20/04/2009 22:47)
tena natakaolony tsolotra marina ny tanindrazany
5. zoam ( 21/04/2009 03:48)
bandy ohatran'ireny colonel noel sy ndrenarijohn ireny ,le fanetry be ny firenena ,ary tsy hamelana mihitsy raha tsy fahaizina maf mihitsy.Tia vola loatra ka tsy mieritreritra afa tsy vola azony ihany
6. essera ( 21/04/2009 05:32)
bandy ohatran'ireny colonel noel sy ndrenarijohn ireny ,le fanetry be ny firenena ,

Azo eritreretina fa izao, tsy fanetry tampoka izy rehefa sahy nandrodana an'i Valokely tia jadona sy mpangoron-karena ary mpanimba fianakaviana malagasy maro natao sorona ho an'ny Empire Tiko.



ary tsy hamelana mihitsy raha tsy fahaizina maf mihitsy.Tia vola loatra ka tsy mieritreritra afa tsy vola azony ihany

Raha hisy izay dia alefatsika misesy :
Manomboka any am Ratsiraka mitohy mitohy .....
Mandalo hatram Ra8
Dia ahoana ???? Tohizana sa ts sah
7. tsiafoi1 ( 21/04/2009 05:41)

Aza taitra fa ny tantara tsy maintsy hitsimbadika. Manam-petra ny zava-drehetra.
Aleo halan'Andriana, toy izay halam-bahoaka.
8. Oay ( 21/04/2009 06:30)
tsiafoi1:


Aza taitra fa ny tantara tsy maintsy hitsimbadika. Manam-petra ny zava-drehetra.
Aleo halan'Andriana, toy izay halam-bahoaka.



tsiafoi1 a! ilay tohananao ve mba misaina na nisaina toa izao fisainanao izao!
9. xxx ( 21/04/2009 07:14)
[quote=essera]
Azo eritreretina fa izao, tsy fanetry tampoka izy rehefa sahy nandrodana an'i Valokely tia jadona sy mpangoron-karena ary mpanimba fianakaviana malagasy maro natao sorona ho an'ny Empire Tiko.
[quote]

Ra8 teo firy taona tsy nisy nahita hoe mpanao jadona, ny TGV vao 1 volana dia efa HORERA ... Oust !!!

10. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:42)
Ozy tsy asiana kabary be fa nolalaovina t@'ny resaka communication VIVA ny vahoaka.

FAKAFAKAO fa mba mahiratra ihany

TOTAL + SHELL an'i Frantsa - JOVENNA an-dry Karana Ben Laden sy ny tariny. Na de efa nidina ambany be aza ny vidin'ny solika eran-tany, Nahoana ireo no tsy nampidina vidina solika mihitsy, raha fony teo @'ny fitondrana ny Filoha Ravalomanana ??? Valiny : Satria te hanakenda an'i MAGRO @'ny vidin'entana, fa efa nofehezin'ny MAGRO daolo manko ny PPN sy ny tariny rehetra.

Tsy nahita irika intsony ny orinasan-dry Ben Laden rehetra (afatsy SIPROMAD sy MAKIPLAST), fa efa nanomboka voafehin'ny malagasy tera-tany (MAGRO - BLUEPRINT - TIKO - IMADA - JOCKER...) ny bizna rehetra. Hany herin'izy ireo nividy maivan-doha mba hamadika tanindrazana. Tsy asiana analyse na kabary be fa mandehana mijery tsena sy miditra grande surface, de jereo ny marchandises mivelatra rehetra eny, fa entana vahiny sy an'ireo orinasa vahiny daholo sisa no mivelatra eny (sauf Savonnerie tropicale). IZA IZANY NO NAHAZO TOMBOTSOA TAMIN'INY COUP D'ETAT INY = Valiny NY VAHINY.

Vao nitsangana indray ny TIKO OIL, niditra actionnaire @'ny fitrandrahana petrole any Bemolanga, izany no natao de mba hahafahana mifehy ireo compagnie petrolier vaventy ireo, de niafara @'izao fanapotehana ny tompony izao ny tantara. Vokany = Manjaka tokana ny vahiny fa efa lavo ilay mba hany malagasy tokana afaka hifaninana.

TSY HITSAHATRA NY TOLONA ARY TSY MAINTSY MANDRESY, TSY AVELA HANJAKAN'NY VAHINY NY FIRENENA.
11. xxx ( 21/04/2009 12:45)
tsy menatra akory le kolonel kely minisitr'i ny defense raha namaly an'ny radio rfi,hita mihitsy ny maha gidro azy na ny famaliny za tena c un provocateur
12. xxx ( 21/04/2009 13:34)
Angamba tokony efa hiditra am`guerilla urbaine am`zay dia ireto kapisaty ireto no tena atao lasibatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398