Mihasarotra ny raharaha

1. rabaradaka ( 20/04/2009 08:16)
Dadatoa a, mihasarotra ny raharaha amintsika miteny izao. Ireo Généraux maro tsy miteny ireo dia misy dikany goavana. Vao mainka moa nahatezitra tanteraka ny tafika ny nanendrena an'i Colonel Noel (CAPSAT) ho Ministre de la défense.
Ny Ambohijatovo indray toa miaina anaty tebiteby ny Pro-Ravalo satria tsy hita izao izay tohiny, i Manandafy ve tena henoin'ny communauté internationale marina ? Efa niresaka tamin'i Ravalo tokoa ve izy ? Efa misy liste des ministres ve any amin'ny ?
Andry TGV ndray de tena mampiseho herisetra diso tafahoatra loatra ay hampitroatra ny vahoaka tsy ho ela io.
Ny vahoaka valalabemandry mitaintain-dava hoe inona indray no hiseho ?
Raha tsy vita ato ho ato ny fandaminana dia manahy aho dadatoa fa hisy ady eto . Samia mivavaka mba tsy hisian'izany
novalian'i pyar24969 ny 20/04/2009 14:45
2. ravalotgv ( 20/04/2009 09:17)
aleo tairina kely aloha ny gera zany eee

snifff
tchrouffff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
amizay mora misosa ny sigarabe
tany ankaratra ianao no nantsoiko ka eto ianao no manentoento

tchroufff
3. essera ( 20/04/2009 09:19)
Avereno kosa rangah dadan'zalah.

hi hi hi hiiiiiiiiiiiii

Elah zé tsy ho mendy eto.... sa ahoana penguin
4. BOYSGOSS ( 20/04/2009 10:13)
Azo atao tsara ny mampiasa hery satria samy mahay manambotra cocktail molotov, azo atao ohatra rehefa mahita beret rouge mandeha irey dia vonona dia hahantona, azo atao heo ilay vadina CAPSAT miara miasa @nay tonga dia vonona dia soratana hoe "TOY IZAO NO HAHAZO NY VADINAREO SY NY ZANAK'AREO RY MIARAMILA MPAMADIKA TANINDRAZANA",
saingy ny "HERY TSY MAHALEO FANAHY ARY ANDRIAMANITRA NO TOMPON'NY AINA" raha tsy hoe ianao mintsiny no manao zay hamonona anao ka manantona zone rouge
5. Mirananirina ( 20/04/2009 11:45)
ary mihasarotra hatrany :(
6. daomania ( 20/04/2009 12:43)
Miha-mitombo ny eny Ambohijatovo, ampian'ireo mpanohana TGV manomboka tonga saina !
Miha-entitra ny communauté internationale milaza fa Ra8 ihany no président de la République !
Manomboka mandrangaranga blindés sns ny CAPSAT ! lany ny vary sy menaka azo t@ makarakara natao varo-boba ! manakaiky ny faran'ny volana andoavana ny karaman'ny fonksionera !
Les putchistes sont aux abois de manao ramatahora isan-karazany. Idina hatramin'ny radio satria miha-mahazo vahana ny tsy maha-ara-dalàana sy ny hadalàna @ coup d'état !
Quand les chiens grognent et montrent leurs canines, c'est parce qu'ils ont peur !!!
7. pyar24969 ( 20/04/2009 14:45)
"Aza matahotra izay mahafaty ny tena, fa matahora kosa izay mahafaty ny Fanahy..".tout le monde va passer `a la passoire....devant le grand Dieu na io basinareo io tsa hipoaka ary na ianao miaramila io hangorohoro ary hadinina aminareo ny ran'ireo olona nalatsakareo na koa ianao zay nahatongavan'izao fanafitohinana izao aza de tsy hialamaina... hisokatra ny lanitra de hifampizaha ianao sy Andriamanitra....dia hoy Izy hoe aiza ilay didimpitiavana izay nandidiako anareo... Tiavo ny namanao...tiavo ny Tanindrazanao ary manompoa azy amin'ny Anarako...de ho'zizy ianao hoe...Inona... aza mandainga fa ho heno am megaphone zy valinteninao satria tsy hisy miafina ny fitsarana re tompoko o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529