assises militaire le 20avril

1. xxx ( 20/04/2009 07:29)
nisy general iray izay nilaza fa hisy assises national momba ny militaire gasy androany ary koa fanambarana
novalian'i ifiona ny 20/04/2009 08:42
2. xxx ( 20/04/2009 07:32)
http://fr.allafrica.com/stories/200904170504.html
3. penguin ( 20/04/2009 07:33)
Nolazaina fa miray hina ny Miaramila koa inona marina no fampihavanana atao sa fandaniana andro. Ny jeneraly mila baikon'ny caporal sy sergeant ary izay no nampalaza ny CAPSAT ka boribory ny tany ka iarahana mahita eo.
4. rabaradaka ( 20/04/2009 07:44)
Zao dadatoa a, ex-millitaire aho ary misy dikany io fahanginan'nireo Généraux ireo. Misy dikany io. Vao mainka loza moa ny nanendren'y TGV an'i Colonel Noel izay fantatro tsara fa sady jiolahim-boto no koa mpanamoly. Zao vao mihamafy ny fisarahan'ny tafika. Hisy raha ato ho ato dadatoa
5. halloween ( 20/04/2009 07:56)
Rehefa votsotra ry zalahy ny Fitondranareo de miake de mipetraha fa aza mivvovoh eran'ny forum eto fa mankarenintsofina a ,, resaka hafa resahina ,, ohatra ny hoe , ahoana ry zalah no fomba entintsika hampandroso ity forum ty , sy ny hoe inona no anjara biricky mba entina ahampandrosoana ny firenena ry zalah ,, fa tsy eo no mifanabosibosy amin'ny ratsy eo
6. mion ( 20/04/2009 08:11)

voam boatavo ny atidohan'là ry halloween ka tsy mahagaga raha betsaka ny zavatra tsy fantatrélà sy tsy zakan'là
7. KALACK ( 20/04/2009 08:19)
Mion ==tsy misy diso mihitsy io filazan halloween io fa le masonareo mihitsy no tena efa otran'ny mit^pina de tsy mandinika ny zava marina sy ny azo ekena intsony fa manao dian tsoavaly mirifatra fotsiny , mba saino ny efa lasa , de tsinjovy vetivety ny ho avy ,, fa efa vovoka i dada ary hody vovoka indray , mionona mionnnnn aa !
8. ifiona ( 20/04/2009 08:42)
rabaradaka:

Zao dadatoa a, ex-millitaire aho ary misy dikany io fahanginan'nireo Généraux ireo. Misy dikany io. Vao mainka loza moa ny nanendren'y TGV an'i Colonel Noel izay fantatro tsara fa sady jiolahim-boto no koa mpanamoly. Zao vao mihamafy ny fisarahan'ny tafika. Hisy raha ato ho ato dadatoa

merci less dadatoa

efa fantatra mitsy fa tsy maintsy mpanamoly vao mahavita an'ireny toetra biby ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3859