ahona le tao amin'ny matv alina iny E???

1. bazylou ( 18/04/2009 14:21)
Ahaona ndray ty fika Rinah ty!!!

ireo pro ara-dalàna no mandroba, mangalatra, mamono olona, mampihorohoro eran'i M/car @ zao fotoana izao!!!

Ary iza moa no milaza azy fa exilé politika??

Zahay hono tsy nisy nangalatra (2 milds tao Bank Suisse t@ anaran'iza?), tsy nisy nanapotika zvt, tsy nisy namono olona, fa natao haza-lambo fotsiny @ tsy antony.

Merci matv et rinah
:-D :-D :-D
répondu par xxx le 19/04/2009 08:13
2. locl ( 18/04/2009 14:39)
Ny 2 milliards ao banky Suisse aloha dia tsy andravalo fa an'i Tantely, fa hono ho a bazylou, UBS sa credit Suisse le banque?Mba valio azafady
3. xxx ( 18/04/2009 15:05)
bazylou:

Ahaona ndray ty fika Rinah ty!!!

ireo pro ara-dalàna no mandroba, mangalatra, mamono olona, mampihorohoro eran'i M/car @ zao fotoana izao!!!

Ary iza moa no milaza azy fa exilé politika??

Zahay hono tsy nisy nangalatra (2 milds tao Bank Suisse t@ anaran'iza?), tsy nisy nanapotika zvt, tsy nisy namono olona, fa natao haza-lambo fotsiny @ tsy antony.

Merci matv et rinah
:-D :-D :-D



ory ry rabazilou an f'angaha misy matv aty ivelan'ny madagascar e :-D :-D :-D
4. pikatti ( 18/04/2009 15:47)
bandy mitapy anie io bazily io é :-D :-D :-D
5. ravalotgv ( 18/04/2009 16:31)
asaivo hajanony aloha le tsindrona fa asaivo mifoka lery fa manjaru mamono oul

:{ :{ :{ :{ :{ :{ :{
6. bazylou ( 18/04/2009 16:52)
ny olonaanie ry zalahy milaza ny zavtra hitany sy azony fa tsy ohatra ny tim mpilaiso sy mpidedaka etsy sy eroa e!!
TSy misy matv eto andafy ???!! tsssle ianao no tsy mahita de hoe tsy misyy ve!! aleo izahay hijery e!! za tsy hikozy e!!! :-D :-D :-D :-D
7. bazylou ( 18/04/2009 16:53)
locl, aleo tsy tohizana fa be ny safotra eto !!
8. pikatti ( 18/04/2009 16:55)
zay vao tena mitapy le bazily :-D :-D :-D :-D
9. ravalotgv ( 18/04/2009 16:59)
bazilu rfa mitapy hatrizey fa moli io asevo ajaniny

8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
10. pikatti ( 18/04/2009 17:05)
marenina leity elah ry bazily a, refa tsy zaka de ajanony ny daina , tsy resa-jaza akory ny eto :-D :-D :-D
11. bazylou ( 18/04/2009 22:54)
tratra dia hoe akombony e!! tsssle , ialahy isanyno tsy nahzo de mimenomenona eo!! marina mihitsy ireny lazain'ny matv ireny !! ny anareo jereo ty lainga ee!! :-D :-D :-D :-D
12. tsimatimanota ( 19/04/2009 07:02)
IRENY NY TIM ERINA REHEFA MIJORO @ FAHAMARINANA
FA TSY KENDAN NY LAINGA TOAN "NY JOMAK ANTANANARIVO TGV
13. xxx ( 19/04/2009 08:13)
bazylou:

ny olonaanie ry zalahy milaza ny zavtra hitany sy azony fa tsy ohatra ny tim mpilaiso sy mpidedaka etsy sy eroa e!!
TSy misy matv eto andafy ???!! tsssle ianao no tsy mahita de hoe tsy misyy ve!! aleo izahay hijery e!! za tsy hikozy e!!! :-D :-D :-D :-D


ka izay anie no nolazaiko hoe soa koa ary elahy ity any @ planete de singe miaraka an'i rabingo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402