afp hoy aho eh!
1. sitlo
(
18/04/2009 11:20)
Ianareo koa ve mahatsapa fa mody fanina ny AFP?
novalian'i Mirananirina ny 19/04/2009 13:36
6. Mirananirina
(
18/04/2009 12:26)
Hoy i Mirananirina:
Modio fanina koa e
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
Inona no tianao hambara e?????????????? :roll:
7. xxx
(
18/04/2009 13:49)
na mody fannn izy na tena fannn , na salama na marary,
votre dada n'est pas venu
ha hah hahahahhahahhahah
indrisy ry kamboty velon-dray isany, ndana minaonaona eny ambohijatovo e, ha ha ha, ndana mitomany an'i Dada any, ndana daholo,
Manana dada adala nareo koa, atao ahoamna moa??????????
mamela ny zanany irery aty, nefa ny zanany mitomany ao Ambohijatovo, ndryyyyyyyyyyyy :-D :-D

8. pikatti
(
18/04/2009 16:00)
tsy azo afenina io na dia mody fanina aza reo ny tolona mitohy hatrany ka,fanjakana nangalarina ve de avela eo , sady ty izy toa mirodana ho azy ary :-D :-D :-D :-D
9. Mirananirina
(
19/04/2009 13:36)
tsy azo afenina io na dia mody fanina aza reo ny tolona mitohy hatrany ka,fanjakana nangalarina ve de avela eo , sady ty izy toa mirodana ho azy ary
pikatti,tena marina io fa mirodana hoa zy eo.