fa angaha moa tsy izay foana le izy e!!!
1. bazylou
(
17/04/2009 22:55)
tsy maintsy hoe ambany saina ny atsy sy aroa satria tsy mitovy hevitra aminao e!! izany an!! lojika tim !!!
ny olona mpidedaka ho be saina indrindra anefa no tena vok.......y!!! :-P :-P :-P

novalian'i Oay ny 18/04/2009 12:02
3. andrywui
(
18/04/2009 11:29)
Zay mihitsy letsy ry bazylou !! ny an 'TIM rehefa tsy TIM zay lz olona de Vfndrana , tsy mahay ninoninnn fa izy no tena finx , izy no tena manandoha be fa ny ankoatra izay gogole !! fomba fisinan'iza ary zany ?? iza le manao ny asan'ny Praiministra , y ministra ny manoeuvre sy ny labonne ?? ilay dada tsy hita zay !! izy ihany no mahay ny zavadrehetra fa ny rehetra mpanara drenirano ,, de izay mihitsy io roetra azon TIM ato amin forum io ,,, araho tsara anie cny fomba fiteniny lety ry bazylou e,!! fanambaniana olona sy mihevitra azy ho tapitr'ohatra
4. Oay
(
18/04/2009 12:02)
andrywui:

Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé