efa tonga eto dago i ra8

1. ra8enforce ( 17/04/2009 21:59)
fanina mihitsy ry tgv sy ny capsat mandefa miaramila eny ivato hoe hitsena an'i ra8 nefa izay efa eto dago t@ alakamisy niaraka delegasion sadeky.Adinonareoa angaha fa i ra8 anie t@ 17mars efa tany swaziland nianga tany antsirabe ny avion avy any afrika du sud,nefa isika rehetra teto nieritreritra hoe i ra8 ao @ ambassade usa . :-D :-D :-D :-D :-D ho be no diso fanantenana eto .Alefa ra8 =)) =)) =))
novalian'i Oay ny 18/04/2009 12:03
2. bazylou ( 17/04/2009 22:56)
tssssle! hita be hoe kobaka ambava ny tim le izy !!!!!
l'espoir fait vivre les imbeciles :-D :-D :-D
3. xxx ( 18/04/2009 05:44)
hita be hoe mpakasitraka coup d'Etat i bazy
4. KALACK ( 18/04/2009 10:26)
manonofy ndray elah ra8enforce en !! tamin firy moa elah no natory halina ?? zay no mampanofy ratsy anlah !!
5. Mirananirina ( 18/04/2009 10:44)
Hita fa manantena ny hitifitra eny vato ry zalahy??????????????
Fa ry zareo rery ve no be ati-doha e :lol:
6. xxx ( 18/04/2009 10:58)
bazylou:

tssssle! hita be hoe kobaka ambava ny tim le izy !!!!!
l'espoir fait vivre les imbeciles :-D :-D :-D

ela rabazy no tena imbeciles eto,HAT tsy alehany io no mba arovana f'angaha mitady hianjera sahady e

7. Oay ( 18/04/2009 12:03)
xxx:

bazylou:

tssssle! hita be hoe kobaka ambava ny tim le izy !!!!!
l'espoir fait vivre les imbeciles :-D :-D :-D

ela rabazy no tena imbeciles eto,HAT tsy alehany io no mba arovana f'angaha mitady hianjera sahady e





Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596