Ny jeneraly sy Kolonely
1. essera
(
17/04/2009 12:20)
Jeneraly eto amintsika ange tsy manana ny fiandrianany efa ela. Tsotra ny antony. Efa toy ny marionnette. Ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia ra8 no voalohany président tsy mnao "mon général" rehefa miresaka fa "ELAH" tsotra izao, tsy any ami'ny toerana manokana io fa imason'olona amina lanonam-panjakana.
Rehefa fehezina dia tsy nanana ny fahaleovantenany efa ela ny tafi-bahoaka ry havana isany.
Normaly be raha tsy niditra tamin'ny directoire militaire satria vao miha-mikorontana io. Ao ve ?
Misy marionnette tena efa hary fomba be teto Mcar na téléguider-na eny amin'ny volana aza mety tsara ny réception-ny. En bref, na teknolojia avo lenta aza mbola sahirana vao mahay ny vitan'ireo marionnette ireo.
Dada manana joystick milay be koa....
hi hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiiii

novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:38
2. Mirananirina
(
17/04/2009 12:24)
hoatra ny mahatsiaro votonotonona ny dadako e,marina aloha io teninao io e.
Tsy misy hajany ny miaramila,efa nilaza an'io baininay,

3. Oay
(
17/04/2009 12:31)
io ra essera d amiko tena misy olana ny fiarahamonina malagasy satria izao:
_Ny fahaizana mitantandraharaha d tsy miankina @ grady a!
Azavaiko:
_Raha any @ strategie de guerre d marina fa mipetraka ilay hierarchie ny grady satria ny Jeneraly manana traik'efa noho ny Kaporaly!
_Fa raha any @ fitantanandraharaha kosa d olona afaka manao synthèse mandanjalanja ny hevitra rehetra niposaka sy navokan'ny mpiaramiasa no ilaina ka izany d tsy miankina @ grady fa na ilay formation na ilay bon sens, otrany hoe manager iray é! na io iné na io ianarana d avy eo @ izay miankina ny aptitude ny tsirairay!
_JEREO fa raha vohizina anie d i Ravalomanana izany no tsy nanome hasina ny tafika voalohany satria tadidio fa VEVAVY no minisitrin'ny Fiarovampirenena é!
Tsy marina anefa izany satria amiko d tsy voatery ho miaramila no ahay hitantana ny fampandehanana ny raharahampanjakana eo anivon'ny tafika!
Ka amiko d tsy mitombina ny hoe :"Kolonely tsy afaka hibaiko Jeneraly" satria ny teny Malagasy d milaza fa "Izay malady havanana"

4. Mirananirina
(
17/04/2009 12:35)
amiko d tsy mitombina ny hoe :"Kolonely tsy afaka hibaiko Jeneraly" satria ny teny Malagasy d milaza fa "Izay malady havanana"
Oay ,aminao izany fa tsy aminy miaramila mihitsy
5. Oay
(
17/04/2009 12:48)
Mirananirina:
amiko d tsy mitombina ny hoe :"Kolonely tsy afaka hibaiko Jeneraly" satria ny teny Malagasy d milaza fa "Izay malady havanana"
Oay ,aminao izany fa tsy aminy miaramila mihitsy
Mirana mbola averiko fa raha tonga ny ady d ny Jeneraly no tompon'ny stratégie ampiasaina d manantanteraka ny Kolonely!
Fa raha ohatra kosa ny resaka fitantanana ny Kabinetra ny Fiarovampirenena ohatra d tsy voatery hoe izay ambony grady indrindra no hitondra ao, ary izany d efa nataon'i Ravalomanana ohatra satria ny minisitrin'ny fiarovampirenena teto Madagasikara ohatra d vevavy fa tsy Jeneraly, mety tsy hofantatr'i ranabavy mirana izany satria ianao any andafy, fa tadidio fa t@ 7/02/2009 d nametrampialana ramatoa minisitrin'ny fiarovampirenena rehefa avy nitifitra ny GP! ataoko fa mazava an!
D apetrao koa ny fanontaninana manao hoe i Jeneraly d ny diploma ananany d momba ny fitsaboana i Kolonely anefa d nanao géstion d iza no manana capacité hitondra ny fitantanandraharaha i Jeneraly sa i Kolonely! misy lojika tsy maintsy arahina é!
6. essera
(
17/04/2009 12:51)
Ny olana tena nahatonga an'io zavatra io raha omeko sopapa kely ianareo. Misy namako iray commandant ao amin'ny Capsat ao izay tsy dia ilaina loatra angamba ny hahafantarana azy fa entiko ilazana hoe misy tena misy :
- Efa ela be izy no nilaza fa tao am capsat dia tsy nirevy an'i dada mihitsy. Raha hatreo fotsiny moa naninona fa hatrany amin'ny Régiment hafa koa nisy an'io.
- Hoy Dada : "Tsy mahatoky miaramila aho" ary dia marina tokoa ny noteneniny satria :
1/ Tsy nokarakarainy toy ny polisy sy ny zandary ireo (resaka karama io).
2/ Ary fantany ny vokany io hitantsika io.
Io commandant resahiko io anefa no anisan'ny nihinana mihitsy tamin'ny faritry sava iny tamin'ny fanenjehana tamin'ny voalohany ary avy eo koa nenjehin'ny mpanohitra tany. nalefan'i Ra8 tany amerika lery fa vita hatreo koa après fa anisan'ny tena tsy nirevy an'i Dada rehefa nifanena tamin'ny noho io toetrany tia manambanimbany iray, ary manao teny tsy voahevitra io.
Tsy dia zavatra tsy noeritreretina loatra izany ilay hoe nidiran'ny capsat tamin'ilay zavatra oe nokaramaina na tsy nokaramaina, fa ny zavatra teo aloha dia efa ampy nanazava ny tohin'ny tantara.

7. Mirananirina
(
17/04/2009 12:52)
tsy voatery hoe izay ambony grady indrindra no hitondra ao,
d'accord aho amin'io ka; raha raharaha tsy resaka miaramila samy miaramila.
Ministre ve moa raha capitaine tsy hibaiko commandant izy.
8. penguin
(
17/04/2009 13:05)
Ataovy kaporaly sy serzan ny Ministra ry tgvendrana fa ireny no favy a.
9. Oay
(
17/04/2009 13:08)
essera:
Ny olana tena nahatonga an'io zavatra io raha omeko sopapa kely ianareo. Misy namako iray commandant ao amin'ny Capsat ao izay tsy dia ilaina loatra angamba ny hahafantarana azy fa entiko ilazana hoe misy tena misy :
- Efa ela be izy no nilaza fa tao am capsat dia tsy nirevy an'i dada mihitsy. Raha hatreo fotsiny moa naninona fa hatrany amin'ny Régiment hafa koa nisy an'io.
- Hoy Dada : "Tsy mahatoky miaramila aho" ary dia marina tokoa ny noteneniny satria :
1/ Tsy nokarakarainy toy ny polisy sy ny zandary ireo (resaka karama io).
2/ Ary fantany ny vokany io hitantsika io.
Io commandant resahiko io anefa no anisan'ny nihinana mihitsy tamin'ny faritry sava iny tamin'ny fanenjehana tamin'ny voalohany ary avy eo koa nenjehin'ny mpanohitra tany. nalefan'i Ra8 tany amerika lery fa vita hatreo koa après fa anisan'ny tena tsy nirevy an'i Dada rehefa nifanena tamin'ny noho io toetrany tia manambanimbany iray, ary manao teny tsy voahevitra io.
Tsy dia zavatra tsy noeritreretina loatra izany ilay hoe nidiran'ny capsat tamin'ilay zavatra oe nokaramaina na tsy nokaramaina, fa ny zavatra teo aloha dia efa ampy nanazava ny tohin'ny tantara.
Ô ry essera zavatra tsotra be ilay izy:
Apetrao ny fanontaniana manao hoe: "Inn ny andraikitrin'ny polisy sy ny zandary?"
Omeo valiny hafa za raha tsy marina ity lazaiko ity :"Fitandrona ny filaminana anatiny sy andavanandro"
Ary inn ny andraikitrin'ny miaramila tsotra :"fiarovampirenena"
Noho izany d manana intérét kokoa ny mpanao politika hanome sy hikarakara (ao @ mpanao gazety moa d io ilay atao hoe felaka) ny zandary sy ny polisy satria raha vao misy korontana d ireo no tsy maintsy handamina fa rehefa tena mitombo ny korontana ka tsy ampy ny zandary sy ny polisy d izay vao antsoina ny miaramila.
Mbola averiko wa ny tantaran'ity polisy iray izay dadan'ny mpianatro:
@ misasakalina d natsoin'i Ravalomanana ary ity ngahy jeneraly,
D refa tonga ingahy jeneraly d manao velo d'appartement Ravalomanana
D nandeha ny resaka tsy nisy dikany fa hoe tsy mahita tory Ravalomanana d nantsoina fotsiny i jeneraly, d nanontanian'i Ravalomanana i jenaraly nanao hoe "Elah moa letsy zany ry J........... efa tena be grady be an! ka inn indray izany izao no azo omena an'elah, d avy eo nasaina nody ingahy jeneraly!
D mbola io jeneraly io ihany koe no voavazavaza imasombahoaka nataon'i Ravalomanana hoe :" any anadahandrenin'elah angaha io hélicoptère io"
10. patrick2002
(
17/04/2009 14:01)
D mbola io jeneraly io ihany koe no voavazavaza imasombahoaka nataon'i Ravalomanana hoe :" any anadahandrenin'elah angaha io hélicoptère io"
izany no hataony mpivaro-dronono vao nanana :-D :-D :-D
Fa hiverenako ilay loha-hevitra ,i Ravalomanana no filoha nanomboka voalohany ny tsy fanajana nu rafitra mifehy ny miaramila .
Tsy azo ekena mihintsy @ miaramila izany kolonely mibaiko jeneraly izany ,ary na dia samy izy jeneraly azy dia misy ny atao hoe freres d'armes ,na promotion ,raha promotion zandriny ianao dia tsy mibaiko zoky mihintsy na dia samy jeneraly aza , raha misy kolonely efa tokony ho jeneraly nefa tsy nahazo an'izany noho ny antony samy hafa dia halefa retraite haingana iny kolonely iny .
i Ratsiraka dia efa nanao hadisoana satria nampidiriny resaka politika ny miaramila ,eo @ fanomezana grady .
Ravalo moa dia vao maika loza satria tena ny rafitra mifehy ny miaramila mihintsy no tadiaviny hovaina .
11. Oay
(
17/04/2009 15:37)
Ka apetrako wa ilay fanontaniana manao hoe:" i Jeneraly nianatra mathématika d i Kolonely nanao géstion d iza no tokony hitantana ny admnistration"
12. xxx
(
17/04/2009 16:02)
aza adino ry oay fa nandalo kôlônely koa i jeneraly vao tonga aminy toerany maha jeneraly azy an, izany hoe, efa nanao gestion koa zany izy fony mbola kôlônely! ao ve?
13. Oay
(
17/04/2009 16:12)
xxx:
aza adino ry oay fa nandalo kôlônely koa i jeneraly vao tonga aminy toerany maha jeneraly azy an, izany hoe, efa nanao gestion koa zany izy fony mbola kôlônely! ao ve?
Zany hoe raha azoko tsara izany d ireny Jeneraly rehetrarehetra ireny d manana diplômes momba ny Admnistrations Economiques et Sociales daholo an! raha fitinina d hoe manana capacité de management! mbola averiko fa tsy miresaka fibaikona ady (Gestion na stratégie de guerre) za fa fitondrana raharaha (gestion na direction admnistrative)
15. xxx
(
17/04/2009 17:03)
NY TIAKO LAZAINA ETO DE TSY VOATERY HO NY KOLONELY NO HITATANA NY RAHARAHA
16. fijo
(
17/04/2009 21:38)
samy olon anianatra na kolonel n ajeneraly,fa noho ny fahaelan adia ny haja atolotra ny jeneraly aloha,ary tokony hanaiky an'io ny kolonely,satria mbola hiditra jeneraly koa