CAPSAT: HENDRY DIA HENDRY ireo miarammila ireo

1. rabingogilabanga ( 17/04/2009 11:36)
Tsy manainky ny hidiran'ny SADC eto izy , ireo, eto dia fahendrena izany amiko

RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???

farafaharatsiny torinao @ tribonaly izy, fa tsy ho vonoinao hitadiavanao vahiny hanampy anao

ireny demarche ataon'ny pro-RAVALO mankany @ quai d'orsay, na mankany @ ambassade ireny ireny mety tsara mihintsy

LE LINGE SALE SE LAVE EN FAMILLE
répondu par fijo le 17/04/2009 21:51
2. xxx ( 17/04/2009 11:54)
lazao ra bingo hoe iza moa no tena tohananareo an,le demostration aloha tena tsara
3. Mirananirina ( 17/04/2009 11:57)
Hendry hoe???????????? 8O
4. hery ( 17/04/2009 12:10)
Marina ilay hoe

RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???

Saingy:

- Mbola Rahalahy ve raha mahavita mamono anao?
- Mbola rahalahy ve raha mandoro ny fananan'ny tena rehetra?
- Mbola rahalahy ve raha mahavita mampihorohoro anao sns?

Angamba tsy rahalahy => noho izany tsy mitombona intsony ilay hoe tsy hiantso olon-kafa.
5. Oay ( 17/04/2009 12:19)
hery:

Raha ireo kosa aloha no nataony d efa tsy rahalahy intsony é!

Fa ny fanontaniana mipetraka mila valiny mahitsy ry Hery d hoe: "Ianao ary ve tena mampirisika hoe ampidiro ny miaramila avy any afrika hamono ny Malagasy tsy mitovy fijery sy fomba fisainana aminao?"

6. Mirananirina ( 17/04/2009 12:39)
RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???

Be ny mpirahalahy mifamono izao a
7. xxx ( 17/04/2009 13:07)
Eny rabingo fa tena METY dia METY ny ataon'ny CAPSAT a, ireny mandroba fivarotana ireny , manao menace ny mpitondra ireny , ireny mihintsy no tena izy

Aleo izahay ho faty tsy misy mpiaro eto fa ireny no tena fahendrena

Ianao angamba raha vonoin'ny rahalahinao araka io lazainao io dia miandry darofany eo fa tsy hiantso vonjy, ka rahalahy io koa !
8. jakaka ( 17/04/2009 14:41)
Oay:

hery:

Marina ilay hoe

RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???

Saingy:

- Mbola Rahalahy ve raha mahavita mamono anao?
- Mbola rahalahy ve raha mandoro ny fananan'ny tena rehetra?
- Mbola rahalahy ve raha mahavita mampihorohoro anao sns?

Angamba tsy rahalahy => noho izany tsy mitombona intsony ilay hoe tsy hiantso olon-kafa.

Raha ireo kosa aloha no nataony d efa tsy rahalahy intsony é!

Fa ny fanontaniana mipetraka mila valiny mahitsy ry Hery d hoe: "Ianao ary ve tena mampirisika hoe ampidiro ny miaramila avy any afrika hamono ny Malagasy tsy mitovy fijery sy fomba fisainana aminao?"

aza miteniteny fotsiny ry akoho a
9. mion ( 17/04/2009 15:19)
CAPSAT hendri-pouur innn e,
CAPSAT sy Coutiti lti mitovy ry kddd ty a

Hihinannn'ny ammmmmmmmmmmmmmmnnn ny Capsatn'là , PROTECTOR de rajoelina= KAPAOTY
10. menalamba ( 17/04/2009 16:33)
Rehefa tonga ilay ora na "top" dia efa voakinendry daholo ny misy ireo foza ,dia mivimbina antsilava daholo ireo pokona ... dia tetehana sahala @ hena hamidy tsirairay ireo fa fanetriben'ny tany . Miomankomana fa aza mandry @ alina ry foza fa ho avy tsy ho ela fingaka :^) :^)
11. xxx ( 17/04/2009 20:49)
ty vava ry le menalamba mpamosavy milevina amoron-dalana ity a ! elà io no ataonay haza hao fa aza mipetsompetsona amin'ty vava maimbo eo :twisted:

elà no foza orana tsy misy coco kouah !
12. ravalotgv ( 17/04/2009 21:43)
efa misy maramila capsat hono eny ivato fa de tsy hay izay fisehony rehefavieo an 8) 8) 8) 8)
13. fijo ( 17/04/2009 21:51)
hoy rabingo hoe miantso olon kafa,ary hadino sahady ngah afa tao amin'ny ambasady frantsay i petatsang ano nisitrik anony natahotra,ny ambasady anie rabingo ka tany vahiny e,izany hoe niantso olon kafa ny anao lahy fa ts ynahatoky ny teto an toerana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554