mbola mijoro hatrany ny fanjakana legal

1. sadeky ( 17/04/2009 08:45)
10H55 : Selon la HCC hier ’aucun décret ni arrété n’annonce ni la suspension ni la dissolution des deux chambres, assemblée nationale et sénat. Les députés et les sénateurs sont officiellement toujours en fonction

novalian'i bazylou ny 17/04/2009 23:08
2. essera ( 17/04/2009 09:09)
D tsy maintsy apetraka raha marina io ny wé
- solombavambahoaka tsy mahatapak'ahitra
- sy sénateur budgétivore"
Tsy misy fifidianana ange ao amin'ny chambre basse ho an'izay tsy mahafantatra fa formalité tsy maintsy arahina.

Sénateur : na ra8 aza efa nikitika an'io fa Rajemson no niteny hoe ilaina io. Kanefa aiza moa izao ...
3. xxx ( 17/04/2009 09:15)
aleo hifampitady eto hoe iza no tena marina sy legal e
ny miaramila sy ny zandary ary ny police ny baolina ,izay maha saky mividy lafolafo an'ireo no tompony fahefana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. Noue ( 17/04/2009 09:19)
sadeky:

10H55 : Selon la HCC hier ’aucun décret ni arrété n’annonce ni la suspension ni la dissolution des deux chambres, assemblée nationale et sénat. Les députés et les sénateurs sont officiellement toujours en fonction
dia mbola mitohy hatrany ny lainga tssss ! zany ny aina ka te hanao !!! ahahahaha ! misy midy V indray ao dia mody oe tsisy dissolution ahahahahaha


5. essera ( 17/04/2009 09:21)
Aiza ry ngah no hisy an zany hoe chambre basse ny antoko iray 100% latsaka kely. D eritrereto oe tsy misy fifidianana. (niady tam tenany tsin tam fifidianana).
Ny tena mahatsikaiky izany dia hoe :
Ariako aloha ity kitapoko ity dia avy eo tsiponiko hoy i Valo kely. Ohatran'ny tantara Isambilo sy Ngabeh
6. bazylou ( 17/04/2009 23:08)
mijoro sy mandeha hatrany koa ny gvt hat!!!!!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1214