Manandafy!!!!

1. xxx ( 17/04/2009 00:43)
Tena mampihomehy mihintsy ireto mpanao politika gasy ireto :-D :-D :-D samy mifidy PM dinozoro tsy lany match t@ fifidiana taloha izany ny andaniny sy ny ankilany. Tsy ampy olomanga i M/car ka ny eo ihany no averimberina.
2. xxx ( 17/04/2009 01:10)
Raha izany ve lesy tsy tgv=fozaorana, i ra8=voalavo,i deba= papango

3. ravatorano ( 17/04/2009 05:28)
tena marina fa ohatran'ny hoe raha tsy misy ireo mpanao politika dibnozoro ireo dia tsy ho afaka handeha mihitsy ny raharaha eto amin'ny tanana
Ny TGV feno dinozoro ity ndray koa ny tim niantso dinozoro efa kokan'ny fitaninan'andro hatry ny 1972.
Aiza ireo tanora e !
sa ry zareo ireo tsy mahasahy toa andry dinozoro mianakavy :?:
4. xxx ( 17/04/2009 05:58)
Ela ny ela ka nahazo seza ingama! :lol: :lol: Bozaka efa bonbongolo koa zao no sesika natao ao @ ilay seza ao an! :-D :-D be indray no ho kofona voan'ny sery marina tokoa!
5. xxx ( 17/04/2009 05:59)
aza mikorapaka e ,aleo izy aloha hiasa hanafahaizana an'i capsat sy ny hiverenan'ny fandriampalemanan no tena mission ny :* :* :*
6. rabaradaka ( 17/04/2009 07:01)
Ny marina dadatoa de izao : tsy misy olona afaka hiresaka amin-dRatsiaka sy Zafy hafa-tsy Manandafy irery ihayn ary izao koa efa niresaka izy ireo talohan'izao fanendrena izao. Zao zany : Manandafy dia PM handamina ny fifanarahana Dakar I sy Dakar II, avy eo handamina koa ny HCC I sy HCC II tamin'ny 2002 ary handresy lahatra an'ny Fillon PM Frantsay. Zay no mission précise
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3763