l'espoir fait vire les imbeciles

1. bazylou ( 16/04/2009 23:58)
tim and co, sy ny namany..... dia ho hita eo moa izanytafaverina izany kleee! tsy maintsy hifanao 1 sy 1 eto izany sady efa samy manana ny gvtny izao an!!!
de olona efa nitsoaka sy niala bala ve no hizity sy hamely ny efa nak anyadidiny izay natolotra azy fa tsy hoe nangalariny tamin'ile 8 akory!!
ieee, ka nomen' ilay vice amiraly ka!!!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
Manara dalana koa anie le olona nanohan le tgv e!!!!! aoka hazava.
MAnara dalana koa anie ny olona tsy miteny sy tsy mandany andro eny ambohijatvo sy trocadero sns eee. :-D :-D :-D :-D :-D
MAro be izy ireny !!!!!! jereo ny vaovao ary henoy ny radio
novalian'i bazylou ny 17/04/2009 11:18
2. xxx ( 17/04/2009 05:37)
mandihiza aloha e! ho hitanao ny surprise be hiandry anareo avy eo, mbola tsy togna aza izy d'efa betsaka ny mikoropaka sy may volo tratra mamory mpanao gazety, mbola aiza anefa e! ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina! :lol: :lol: :lol:
Mbola ho avy ny fotoana hanambaran'ny HCC ny ten zava nisy marina t@ ireny fotoana ireny f'aza taitra na dodona akory!
3. xxx ( 17/04/2009 05:56)
i rabazy ela no tena imbeciles eto,hita fa ca marche pas mbola le HAT mbola be espoir ihany ela io :-D :-D :-D
efa akaiky ny farany e
4. xxx ( 17/04/2009 07:09)
bazily imbecile no manantena tgvendrana :-D :-D :-D
5. penguin ( 17/04/2009 07:45)
Tsy maintsy ONGOTANA @ fomba rehetra ny TGVendrana.
6. bazylou ( 17/04/2009 11:18)
tsy maintsy asorina koa ny tim e!! amin'ny fomba rehetra!!!
ntssso reto trondro maty mpanara drenirano e!!! aza manambe!!! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437