Omeo 20 minitra avy aminao I Madagasikara

21. soanja ( 19/04/2009 16:08)
ikaretsaka:

Amiko ry soanja dia 2 ihany no tena fototry ny fahagagana:
1) ny nampisy anao
2) ny fahatsiarovanao saina @ nahatonga anao ho misy sy ny anjara lahasanao vokatr'izany.
Ny sisa rehetra dia sampan'ireo daholo "mba hahatsara ilay fisianao sy ny antom-pisianai)


Ekeko tokoa izany.


22. ikaretsaka ( 20/04/2009 14:55)
Dia tsy @ zao fotoana izao ihany no 20 miinitra fa ny fiainanao manontolo.
All the things that u do with the intention to make them perfect is the most simple & beautiful form of prayer
23. soanja ( 20/04/2009 15:22)
ikaretsaka:

Dia tsy @ zao fotoana izao ihany no 20 miinitra fa ny fiainanao manontolo.
All the things that u do with the intention to make them perfect is the most simple & beautiful form of prayer



Tsy misy mahadiso ny tenin'Ika mihitsy fa ny fiombonam-bavaka sy ny fiahiana arahina fifantohana manokana dia manampy tokoa ny hisian'ny fahagagana avy amin'Andriamanitra.

Isan-karazany ny fisehon'ny vavaka; na mijery fotsiny sy mibanjina ny lanitra sy ny hatsarany ary misaotra an'Andriamanitra noho izany dia efa vavaka izay na koa hamoritra tanan'akanjo hangady lavapiringy ho an'ny tsy manana azy ka hampianatra sy hanabe ary ahano modely ny fampiasana azy ary midera an'Andriamanitra amin'ny fahavitan'ny asa.

Amiko dia ny aina ao anatinao dia nisy satria noho ny fitiavan'Andriamanitra. Izany fitiavana izany dia iainana isanandro amin'ny zavatra atao amin'ny tenanao/ sy ny hafa. Ny zavatra tsy tratran'ny tanana/ vatana dia ny fo, ny saina ary fanahy kosa no irohotra hamita izany.

24. ikaretsaka ( 20/04/2009 19:24)
le mitanin'andro de hanantena fahagagana mihitsy no tsary mety amiko ka.
aides toi et le ciel t'aidera hono e...
\Atra tsy manampy ny tsy manampy ny tenany
raha ny mitanin'andro no mahalasa any an-danitra de feno mamolava sy voay tany hoy ilay mpampianatra anay fahiny izay.
amiko ny miracle dia ny fiara miasa fa tsy ny fiaraha mandinika..
we lead not lecture hoy raprezintsika
25. fijo ( 06/05/2009 20:43)
za indray milaz ahoe olan apolitika io,ka politik aihany no mahavaha azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047