Soavaly be lohalika
1. xxx
(
16/04/2009 11:53)
DE nomena tsiny I TGV fa hoe dinosaure no betsaka.
izao ka MANANDAFY NO PM ny sasany
De ahoana io ??? AUSTRALOPITHeQUE sa neenderthal
satrobory hono no toa hoe tsahoana ho president ny senat
izao ka MANANDAFY NO PM ny sasany
De ahoana io ??? AUSTRALOPITHeQUE sa neenderthal
satrobory hono no toa hoe tsahoana ho president ny senat
novalian'i fijo ny 16/04/2009 20:38
2. andrywai
(
16/04/2009 12:02)
Samy avy amin'ny vahoaka ireo fa ny sasany tsy manaiky ny fakana seza ankeriny ary ny sasany mandala ny ara-dàlana koa izany no mendrika fa tsy ny barofo. TGVendrana hazera faingana satria tsy ampy rora hoy ny akama ao aloha ao.
3. salopard
(
16/04/2009 12:07)
ka io le MATCH:
FOZAORANA vs FOZATORANA (efa torana ho faty manko ny TIM matoa niongana, dia olona efa ho torana no PM)
alllez foza torana !!!!
tsy ampy dôzy alloha e!
sniff...
tchouf...
fa aiza ilay fozatorana YUKA e!
FOZAORANA vs FOZATORANA (efa torana ho faty manko ny TIM matoa niongana, dia olona efa ho torana no PM)
alllez foza torana !!!!
tsy ampy dôzy alloha e!
sniff...
tchouf...
fa aiza ilay fozatorana YUKA e!
4. penguin
(
16/04/2009 13:02)
Ny olom-belona torana mitsangana ihany sahalan'ny mpanao totohondry ary mbola afaka manatorana avy eo. Fa ny fozaorana tsy fihinana satria mihinana ireo atokon'ny sasany rehetra eny. =)) =)) =))