Vehivavy mandala ny ara-dalàna: Mendri-piderana ny hetsika.

1. bozyboleta ( 16/04/2009 08:08)
Isaorana manokana Ihanta Randriamandranto izay mandrindra ny hetsika ataon'ireo vehivavy mandala ny ara-dalàna.
Nahomby hatrany ny hetsika nataon'ireo vehivavy ireo hatr@ izay nanombohana ity fitakiana ny fiverenan'ny ara-dalàna ity.
Androany rehefa niainga teo Antanimbarinandriana ireo vehivavy marobe dia nihazo an'Ambohidahy ary manodidina ny HCC izy izao. Mihira hiram-pivavahana ry zareo ary samy mitondra voninkazo daholo.

novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:26
2. Oay ( 16/04/2009 08:30)
Marina ny an'i bozy, fa ny tombony d satria mamela anazy haneho hevitra ny rafitra misy satria voatazona t@ vavany i TGV d ny @ fanaganana ny demokrasia izany!
D manaraka izany ny TGV koa tsy afaka mandefa olona hanakorontana satria ny filaminana no ahafahany maka ny fahatokisan'ny vahoaka sy ny fianakaviambe iraisampirenena.
Raha toa ka t@ fitondran'i Ravalomanana d afaka nandefa olona hi-s'infiltrer tao @ ilay fihetsehambahoaka mba nentina nanaovana asa fandrobana sy asa jiolahy nentina nandotoana ny TGV.
3. BOYSGOSS ( 16/04/2009 08:35)
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. bozyboleta ( 16/04/2009 08:39)
Iza ndray no mpandroba sy manao asan-jiolahy????
Raha toa ka t@ fitondran'i Ravalomanana d afaka nandefa olona hi-s'infiltrer tao @ ilay fihetsehambahoaka mba nentina nanaovana asa fandrobana sy asa jiolahy nentina nandotoana ny TGV.

Fohy tadidy koa ange nareo zany e!
D manaraka izany ny TGV koa tsy afaka mandefa olona hanakorontana satria ny filaminana no ahafahany maka ny fahatokisan'ny vahoaka sy ny fianakaviambe iraisampirenena.

Matanjaka be zany eraser-nareo zany fa adino sahady angaha ny natao teo Analakely t@ foza nalefa hitora-bato sy ny miaramila vendrana nalefa hamono ny olona avy teny Ambohijatovo???

5. bozyboleta ( 16/04/2009 08:43)
Ny solontenan'ny SADC mitazana eo @ lavarangan'ny Colbert ka avereno reny t@ 28/03 ireny raha mbola mahasahy.
Efa capsat tsisy saina koa fa mamon-drongony raha sahy hila vaniny @ ireo vehivavy bobaka be eo Ambohidahy reo.

Mankasitraka ny vehivavy @ zao hetsika ataony izao fa ianareo tokoa no hoe "VEHIVAVY HENDRY ILAIN'NY FIRENENA VANONA"
6. Oay ( 16/04/2009 08:52)
bozyboleta:

Iza ndray no mpandroba sy manao asan-jiolahy????
Raha toa ka t@ fitondran'i Ravalomanana d afaka nandefa olona hi-s'infiltrer tao @ ilay fihetsehambahoaka mba nentina nanaovana asa fandrobana sy asa jiolahy nentina nandotoana ny TGV.

Fohy tadidy koa ange nareo zany e!
D manaraka izany ny TGV koa tsy afaka mandefa olona hanakorontana satria ny filaminana no ahafahany maka ny fahatokisan'ny vahoaka sy ny fianakaviambe iraisampirenena.

Matanjaka be zany eraser-nareo zany fa adino sahady angaha ny natao teo Analakely t@ foza nalefa hitora-bato sy ny miaramila vendrana nalefa hamono ny olona avy teny Ambohijatovo???

T@ ireny mbola nahamay be ny tantara fa tato anatin'ny herinandro mba porofoy aminay ary fa mbola nisy izany é!
io wa mbola averiko fa tsy indray andro no fanaovana an'i Parisy! ka hoe vao avy nikorontana be d tonga d filaminana be!

7. xxx ( 16/04/2009 09:21)
i aoy aloha tsy ra8 e nefa koa mody tsy tgv, marina ny ani oay tsy fantatra izay fiovana afaka 2 na 3 andro eo kou, mahay milalao pôlitika mihitsy izy ary avo lenta! :)
8. Oay ( 16/04/2009 09:33)
Aleo azava fa tsy misy atahoran'i Oay eto ka tsy hitenenany fa miaraka @ TGV izy raha izany no marina!
Mbola averiko fa ny zavatra tokony hotakiantsika Malagsy d ny:
_FAHAFAHANA MANEHO HEVITRA. (Liberté d'expression)
_FAHAFAHANA MANAO IZAY ASA TIANA. (Liberté d'entreprendre)

Noho ireo zavatra ireo voatohitohina t@ fitondran'i Ravalomanana no mahatonga an'i Oay somary mifandona @ mpomba an'i Ravalomanana, fa mbola averiko fa raha miova i Ravalomanana ka miverina eo @ fitondrana ka miantso an'i Oay ny ekipan'i Ravalomanana hiarahiasa aminy d vonona i Oay (Aleo azava fa maro ny TIM ilay miasa aty ambadika aty no naman'i Oay)!
Za mantsy mahita fa raha tena arahan'i Ravalomanana arabakiteny ka ataony hita mivohitra @ asany ny finoany an'Andriamanitra d tena milay i Ravalomanana.
Kanefa moa misy kozy nandeha manao hoe:"La sagesse et la politique ne font pas bon ménage" kanefa d mino ihany i Oay fa mbola ho avy izany.
9. bozyboleta ( 16/04/2009 10:52)
FAHAFAHANA MANEHO HEVITRA. (Liberté d'expression)
_FAHAFAHANA MANAO IZAY ASA TIANA. (Liberté d'entreprendre)

Io fahafahana io no mbola mila famaritana be mihitsy.
Ny ankamaroany dia manafangaro an'io @ baranahiny ary tsy te-hahalala mihitsy fa izany fahafahana izany dia mila arofanina.
"Ny fahafahanao dia mitsahatra eo @ fanombohan'ny hafa ny azy"
Rehefa voafehin'io arofanina io ny be saina dia mivazavaza fa tsisy fahafahana e, faneriterena e, fanampenam-bava e, atao antsojay e,...

10. Oay ( 16/04/2009 10:59)

Marina ny an'i bozy fa kosa nampalahelo anie ny mpanohitra teto Madagsikara fa na namory vahoaka aza tsy azo natao intsony teto é! D raha tsy nahita an'iny fika mody nitokana kianja demokrasia iny ny TGV d tsy nisy fika satria raha vao mihetsika d hoe manohitohina ny fiandrianampirenena d tonga d Tsiafahy!
Ny nahatonga ny mpitondra nandrara ny famoriambahoaka moa t@ izany d satria efa fantany fa misy tsy mety ao ka hirongatra ny vahoaka raha vao misy mitarika d izao ny fiafarany!
11. bozyboleta ( 16/04/2009 11:17)
Fika io lazaina fa tsy nahazo namory vahoaka io fa ny tena marina tsy nahavory vahoaka. Iza moa no tena mpanohitra crédible teto ka nahavory "vahoaka"?
I tgv @ maha-tanora sy vaovao eo @ politika azy no afaka nitarika olona satria mody nampiseho endrika victim teo @ maha-mpandraharaha azy, izay efa tafiditra tany anaty paik'ady daholo efa nokotrehina elabe.

Jereo @ ireo Hazo Amoron-Tevana manodidina an'i tgv ireo. Reo ve raha namory vahoaka dia nahazo na dia 1.000 fotsiny aza?
Fohy tadidy angamba ianao fa ry vonimbozaka sy ny namany ange efa namory vahoaka teo anoloan'ny zaridaina Mahamasina t@ 1er mandat an-dRavalomanana afaka nanao izay malalaka tsara fa ny vahoakan'Antananarivo mihitsy no nandroaka azy teo @ estrade teo ary saika tsy nahita ny lalana hitsoahany raha tsy niditra tao @ polisy Mahamasina e!
12. tsiafoi1 ( 16/04/2009 11:39)
Mankasitraka ny hetsika ataon'ny vehivavy fa tokony hidina eny @'ny 13mai amin'izay ny rehetra ahitana izany liberté d'expression izany marina tokoa. Fa tsy hoe mandalo eto @'ny tanana ny SADC de mody democrates ry TGV, fa rehefa lasa ireo de vonomoka no asetry ny mpitolona, programme ny kianjan'Ambohijatovo no arangaranga sahady. Mbola ho aiza ny enim-bolana toy ny t@'ny 2002????
13. andrywai ( 16/04/2009 11:53)
Ala sirika ny an'i oay satria olona avy teo amin'ny 13 mey no nentina handoro ny RNM, MBS, Magro sns ary faly sy nibitaka niverina teo amin'ny 13 mey ihany avy nanao ny asa ratsiny koa inona no tokony ilazan'ity oay oay ty resaka hafa. Madio ny hetsika ataon'ny olona ary mihaja sady tsy mampiady olona ny hetsika ka nohon'ny henatra mafy dia lazaina fa ny fitondrana TGVendrana indray no mendrika. Tia hamono fa sendra ny fahendren'ny olona dia fanina ny TGVendrana.
14. Oay ( 16/04/2009 11:55)
bozyboleta:

Fika io lazaina fa tsy nahazo namory vahoaka io fa ny tena marina tsy nahavory vahoaka. Iza moa no tena mpanohitra crédible teto ka nahavory "vahoaka"?
I tgv @ maha-tanora sy vaovao eo @ politika azy no afaka nitarika olona satria mody nampiseho endrika victim teo @ maha-mpandraharaha azy, izay efa tafiditra tany anaty paik'ady daholo efa nokotrehina elabe.

Jereo @ ireo Hazo Amoron-Tevana manodidina an'i tgv ireo. Reo ve raha namory vahoaka dia nahazo na dia 1.000 fotsiny aza?
Fohy tadidy angamba ianao fa ry vonimbozaka sy ny namany ange efa namory vahoaka teo anoloan'ny zaridaina Mahamasina t@ 1er mandat an-dRavalomanana afaka nanao izay malalaka tsara fa ny vahoakan'Antananarivo mihitsy no nandroaka azy teo @ estrade teo ary saika tsy nahita ny lalana hitsoahany raha tsy niditra tao @ polisy Mahamasina e!

Tsy fika kosa ilay izy é! Tadidio ny tenin'i Herizo Razafimahaleo t@ ireny raharaha Mme Quartz ireny, d mba tadidio hoe oviana no niteny farany tao @ TVM ny mpanohitra.
Ôtrany tsy mety ihany ilay valitenin'i bozy hoe: "ny tena marina tsy mahazo olona" ka raha toa efa fantatra d ny mialoha fa tsy ahazo olona tsy navela ve anao izay nataony teo d amizay wain be!
Ny prémier mandat kosa aloha tsy resahina fa ilay faraparany t@ ilay prémier mandat sy début ny second mandat d nazava fa raha nangataka fanovana ny lalampifidianana ny mpanohitra d inn ny valiny: "fanamafisana ny fahefan'ny filou" mampalahelo ilay izy satria ôtrany mampiseho tsy fahatokisantena satria amiko raha tena tsapanao fa tena tin'ny vahoaka ianao d tsy matahotra enao na inn na inn fanovana ny lalampifidianana, ny gaigy anie d ilay doublons @ ilay lisi-pifidianana é!
Marina fa resapolitika daholo izany fa ny mampalahelo d hoe "lasa feno tahotra ilay fanaovana politika ka natsangana daholo ity rehetrarehetra ity hiarovana ny zavatra mety nitranga" i Babylon aza kanefa rava ka maika fa izay mbola fitondrampanjakana Malagasy izay miankindoha @ any ivelany d io rava io aloha hatreto!

15. bozyboleta ( 16/04/2009 12:13)
Aleo samy hiaiky fa raha tsy nisy ireo
maramila gasy
mina-taiparasy
mpangalatra glasy
vendrana niaraka t@ ty tgv ty tsy ho tafa.
Voarombaka ny fitondran-dRavalomanana satria basy no nampiasain'itgv sy ny forongony. Fa na nivorivory teo @ 13 mai teo nandritra ny taona aza reo foza reo tsy ho tafa raha tsy nisy ny kapsatana. Jereo fotsiny ny fihenana am-pitoerana nisy teo @ 13 mai taorian'ireny vakitrano sy asan-jiolahy ireny.
Tofoka ny olona afaka nisaina, fa ny foza ve moa mahalala an'izany fa notohizany ihany ny tornike sy kosoka kapoaka teo. T.. no ao an-dohany.

Ireo fomba mamohehatra ireo ka nakana fanjakana an-keriny no anisan'ny toherin'ny vehivavy ka antony nanaovany ity hetsika nitohy androany ity.
16. Noue ( 16/04/2009 13:08)
andrywai:

Ala sirika ny an'i oay satria olona avy teo amin'ny 13 mey no nentina handoro ny RNM, MBS, Magro sns ary faly sy nibitaka niverina teo amin'ny 13 mey ihany avy nanao ny asa ratsiny koa inona no tokony ilazan'ity oay oay ty resaka hafa. Madio ny hetsika ataon'ny olona ary mihaja sady tsy mampiady olona ny hetsika ka nohon'ny henatra mafy dia lazaina fa ny fitondrana TGVendrana indray no mendrika. Tia hamono fa sendra ny fahendren'ny olona dia fanina ny TGVendrana.
aleo ho fanina any tssss ! mbola ho aiza nefa no ahazo an'ireo eee

17. bozyboleta ( 16/04/2009 13:24)
Olona nokaramaina daholo no nanimba sy nanakorontana teto.
Jereo ny fihodin'ny tantara fa ry ambany tanàna koa zao no mangataka toerana ao @ io tatezana mitatra io. Nilaza reo fa nahay nitady azy tgv sy ny namany t@ fanonganana an-dRavalomanana fa tsy misy mijery an-jareo intsony refa nahazo toerana.
Satria tsisy vola intsony hanakaramana an'ireo fa samy mamihina ny any am-paosiny avy tsy te-hizara reo lehibe dia jereo raha misy intsony ny mpitora-bato sy mpanakorontana ny olona avy teny Ambohijatovo.
Androany aza filaharana km maro niala teny Antanimbarinandriana, Ambohidahy, Antaninarenina, Analakely, Ambohijatovo tsisy nanakorontana satria ny foza ve hiady tsisy karama eo.

Mihodikondina ny tantara e! Zay tsy mahay fanina.
18. Oay ( 16/04/2009 15:26)

_Aleo azava ihany koa fa tsy voaloha ny vola raha ireny olona teo @ Kianja ny 13 Mai ireny no nomena vola daholo!
_Aleo azava fa matoa koa ny miaramila nisy nivadika d satria nahatsapa ny jadona ry zareo!
_Aleo azava fa diso fanantenana ihany koa ny olona satria nampanantenaina fa hanakarena ny Malagasy ka farafaharatsiny hanana 4L isan-tokatrano!
_Marina tsy misy ady hevitra fa tantara mbola mitohy io, ary tsy vita ny tantarampirenena raha tsy tapitra izao tontolo izao!
Mila fitsaboana i Madagasikara ka olona tena dedaka @ mahaMalagasy anazy no tadiavina!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0158