az manatena tsy misy e!!

1. bazylou ( 15/04/2009 22:53)
l'espoir fait vivre les imbeciles hoy ny frantsay izay!!! lolll.
Dia ianareo rehetra ve dia hino fa hiditra gratosy eto i le8 dai ho tsenaina mofo sy hazandrano e???!! Izahay aloha tsy trondro matin'ny tim ka hinohino foana izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao e!!
TSY MISY IO E!!!! :-P :-P :-P :-P :-P
novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 10:34
2. xxx ( 15/04/2009 22:57)
ka ela no voalohany ho tapaka lalandra eto ko,i ra8 tsy maintsy tonga,na @ sabotsy na afaka 1mois maxi
3. bazylou ( 15/04/2009 22:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@
Andana letsy midasika fa manonofy ela kle!!!!!
4. xxx ( 15/04/2009 23:04)
gouvernement tsy complet ,ny mpitondra incompetent,ny vola tsy misy fa miha ritra,ny grevy etsy andaniny misy foana ary vao maika miha mitombo,ny miaramila efa mizarazara ,dia ho lazain ela fa tsy ho tapitra tsy ho ela izao filme izao :-D :-D :-D
5. pikatti ( 15/04/2009 23:21)
ndana marina elah dodo le bazil ty fa manao resak'etotra eto klé
6. bazylou ( 15/04/2009 23:27)
koa raha competent ialahy isany naninona no tsy netina le firenena ary e?? hita hoe trondro maty ialahy isany . hann,
efa 1 volana izao io no teo tsyhita izay nafitsoka f avazavaza fotsiny ny eo!!!
NY alika mivovo ary ny tgv ara potona sy tsy aky andry marary e!!!!

Efa mba nahita prezda gasy nahazo 20h amin'nytf1 ve lisany , ??? ankoatra'ny tgv ?? , le8, tsiranana, zafy, ratsiraka , aiza ??? :-D :-D :-D
7. xxx ( 16/04/2009 00:02)
Dia naninona no tsy nomena ny 13 Mai, raha tsy natahotra ny foza.

Fozaorana ho'a
mitorotorona
Fozaorana ho'a
biby mitorona
8. pikatti ( 16/04/2009 00:56)
ary le bazily ty ve mba misaina é,refa lèche cul ve elah tsy vao maika omeny ny frantsy ny ventiny :-D :-D
9. xxx ( 16/04/2009 09:50)
tena tsy misy sina ity bazy loup ty ka na defa ho lasany frantsay mbaminy baviny sy ny mamany angamba mbola hitehaka foana le adala ty :^)
10. ralevazou ( 16/04/2009 10:34)
Aza omena tsiny lery fa voky an lé recette "crabe-pluie"é =))
Misy saina ve lery de zany no mba raisonnement ny ?
anontaniako ankamantatra oé elah ry bazil ra mahavaly? :-w
inona àry zany:
karazana crustacé le izy
marche arrière iany no hainy
mora bé ny vidiny ray kapôka
ny zavatra mitovy aminy ihany no mihinana azy
Vô haingana izy no nisongadina nefa efa aringana sahady fa manimba ny hafa
Mihinana maloto koa izy!
Mety ny frantsay angamba no nampiditra azy teto!


Teneno aho refa afapo elah ra bazil â!
:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0913