LASA AHO FA VELOMA RAPOLITIKA
1. Mirananirina
(
15/04/2009 13:56)
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =((
Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff
Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-*
Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff
Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-*
novalian'i Mirananirina ny 16/04/2009 13:06
2. salopard
(
15/04/2009 14:08)
ahoa kosa no lasa e!
MBOLA TSY TONGA I DADA (@ sabotsy vao tonga); DIA LASA KOA IZANY I MAMA;
dia ahoana, aiza no dia ho sara-nono sahady izahay ankizy e!
mila savaina alohan'ny handeha indry , sao misy volan'ny banky central koa lasan-dry any
bedin-dRakoto ramenasofina indray izao io , dia mody hoe lasa, fa tsy tianareo...
tena tsy ampy dôzy, mba amela dôzy kely ary raha handeha ihany e!
sniff...
tchouf...

3. Noue
(
15/04/2009 14:28)
Mirananirina:oadray kosa akia Miarana aa!! fa ahoana akia zany ??? fa iza no leo andry eto ee ?? dinika anie akia no atao eto ee!! tsisy lasa zany akia aaa !!! raha mba oe leo politika ndry mba azoko ihany fa oe leo andry zany ny olona ??? marina aloha fa be ny be taimbava eto @ dinika politika fa tsy mitondra lavitra akia zany aaa ! samy manana ny heviny ny tsirairay fa aza miala zany akia aaa !!! :-* :-* :-* :-* :-*
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =((
Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff
Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-*
4. Oay
(
15/04/2009 14:29)
Mirananirina:
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =((
Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff
Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-*
Mandrapanoratra indray ary é! Bisous zany fa lasa enao ranabavy kanefa enao no mba namelombelona teto fa toa efa nipitipitika daholo ny sasany!
Mampamangy ary an!
5. Mirananirina
(
15/04/2009 14:35)
MBOLA TSY TONGA I DADA (@ sabotsy vao tonga); DIA LASA KOA IZANY I MAMA;
dia ahoana, aiza no dia ho sara-nono sahady izahay ankizy e!
Mbola eto aho aloha fa tsy hiverina intsony e avy eo.
Misaotra ry radio vazo gasy amin'izao hira mandeha izao
Raha tianao dia hitsena an'i dada aho.
bedin-dRakoto ramenasofina indray izao io , dia mody hoe lasa, fa tsy tianareo...
tsy misy mibedy ahy na iza na iza
tena tsy ampy dôzy, mba amela dôzy kely ary raha handeha ihany e!
sniff...
Ka ilay dozy tsy mbola tena haiko tsara hatramin'izao
7. Mirananirina
(
15/04/2009 14:38)
oadray kosa akia Miarana aa!! fa ahoana akia zany ??? fa iza no leo andry eto ee ?? dinika anie akia no atao eto ee!! tsisy lasa zany akia aaa !!! raha mba oe leo politika ndry mba azoko ihany fa oe leo andry zany ny olona ??? marina aloha fa be ny be taimbava eto @ dinika politika fa tsy mitondra lavitra akia zany aaa ! samy manana ny heviny ny tsirairay fa aza miala zany akia aaa !!!
Noue a,marina e,tena tsy hiverina eto intsony aho fa tsy takatry ny saiko angamba ny politika dia izaho no henjehina fa tsy ny tim sy tgv intsony,ary betsaka izany ao ambany ao.
8. Mirananirina
(
15/04/2009 14:40)
Mandrapanoratra indray ary é! Bisous zany fa lasa enao ranabavy kanefa enao no mba namelombelona teto fa toa efa nipitipitika daholo ny sasany!
Mampamangy ary an!
Ka za anie eto ihany fa tsy ho ato aminy politika intsony e,zany hoe mbola manoratra foana,misaotra ranadahy
9. Mirananirina
(
15/04/2009 14:45)
aza miala zany akia Mirana aaa !!
Ny antony anie aky dia izao e:
Za tsy tia mainty tgv.
Izaho nefa française koa,ny TIM tsy tia français;DIA HO AIZA ARY AHO IZANY.
10. Oay
(
15/04/2009 14:55)
Mirananirina:
aza miala zany akia Mirana aaa !!
Ny antony anie aky dia izao e:
Za tsy tia mainty tgv.
Izaho nefa française koa,ny TIM tsy tia français;DIA HO AIZA ARY AHO IZANY.
Mampalahelo ana i Mirana entre l'enclume et le marteau!
Mahafinaritra ilay fahatsorana é! Mandalondalova ihany ranabavy a!
11. Mirananirina
(
15/04/2009 15:08)
Mampalahelo ana i Mirana entre l'enclume et le marteau!
Mahafinaritra ilay fahatsorana é! Mandalondalova ihany ranabavy a!
Oay:Io indrindra e,tsy maninona e,mety miverina ihany aho rehefa tonintony e,indrindra ho anao ranadahy dia ho anareo koa e
12. Noue
(
15/04/2009 15:21)
Mirananirina:aza afangaro @ ndry akia ny politika aa ! betsaka anie ny gasy eto manana nationalité hafa koa ee ! omeko ohatra 1 ndry ! jereo fotsiny i tgv, io anie ka nationalité française eee ! nefa dia io izy miseho azy ho prezidà io
Ny antony anie aky dia izao e:
Za tsy tia mainty tgv.
Izaho nefa française koa,ny TIM tsy tia français;DIA HO AIZA ARY AHO IZANY.
:^) :^) :^) :^) :^)
mino aho fa eto @ serasera koa dia be dia be no manana nationalité hafa à part ny gasy, dia ahoana zany no atao?? dia tsisy hidinika momba ny politika intsony zany satria hafa nationalité?
ny tiako lazaina eto dia ny oe misy dia misy ny TIM eto @ sehatra politika français na française, midika inona moa zany? tsy hanala velively anao ho malagasy akory zany! ary eto dia politika no resahina ka tsy hitako zay olana!
zay fotsiny eee! tsy ny maha nationalité française andry akory no tazanin'ny mpisera na dia tsy tia frantsay aza ny TIM, de toute façon, jereo koa ny lojikan'fandehan-zavatra, TIM tsy tia frantsay ozy ndry?? nefa dia manana nationalité frantsay ara-dalana ireny TIM ireny, dia inona zany no ataony?
13. Oay
(
15/04/2009 15:54)
Ny hitako hoe olana nahazo an'i zokivavy Mirana d tsy mahazatra anazy ny miady hevitra ka miafara @ teny ratsy sy fanompana ilay ady hevitra! kanefa tadidio fa i Pety sy Voninahitsy tokoa anie ka efa saika nanao totohondry raha tsy nisy nanasaraka é!
Fa rehefa tsy mampety an-driii aki le izy zokivavy d adaboy any d mandalondalova fotsiny manala azy a!
Fa rehefa tsy mampety an-driii aki le izy zokivavy d adaboy any d mandalondalova fotsiny manala azy a!
16. Mirananirina
(
16/04/2009 13:01)
Maka congé politique kely aloa de miverina ihany avy eo e.
tsiafo :Vita ny congé ka,hiverina amin'izay aho ,hanampy isa anareo sao mihena eo ny mpisera e
rehefa tony ny fo,miverena hanaka
Tony sahady re ry Fijo a,izaho anie miramirana foana na dia eo aza izany e.Sa ahoana ry fijo
17. Mirananirina
(
16/04/2009 13:03)
mino aho fa eto @ serasera koa dia be dia be no manana nationalité hafa à part ny gasy, dia ahoana zany no atao?? dia tsisy hidinika momba ny politika intsony zany satria hafa nationalité?
ny tiako lazaina eto dia oe misy dia misy ny TIM eto @ sehatra politika français na française, midika inona moa zany? tsy hanala velively anao ho malagasy akory zany! ary eto dia politika no resahina ka tsy hitako zay olana!
Misaotra Noue a,tena manome hery tokoa izany,efa nandinika aho tamin'ny alina dia tapakevitra ny hiverina e,eto indray isika hiady amin'ireo tgv ireo e
18. Mirananirina
(
16/04/2009 13:06)
Ny hitako hoe olana nahazo an'i zokivavy Mirana d tsy mahazatra anazy ny miady hevitra ka miafara @ teny ratsy sy fanompana ilay ady hevitra! kanefa tadidio fa i Pety sy Voninahitsy tokoa anie ka efa saika nanao totohondry raha tsy nisy nanasaraka é!
Fa rehefa tsy mampety an-driii aki le izy zokivavy d adaboy any d mandalondalova fotsiny manala azy a!
Oay a,tsy izany mihitsy no izy zandry lahy a,efa zatra miady hevitra sy miady vava aho ,fa na teny ratsy aza dia zakako.Na daroka aza zakako.
fa ilay hoe mankahala Frantsay io mihitsy no tsy voako dia izay.Misy ra vazaha mikoriana ihany ato anatiko ato,na gasy aza ny raiko.