SPECIAL MIRANANIRINA

1. BOYSGOSS ( 15/04/2009 12:55)
EFA HOE MIALATSINY ZAH FA LE RESAKAO MIHINTSY NO TSY NAZAVA TAMIKO
FA AZAFADY FA ZAH NIHEVITRA FA MPIASAM-PANJAKANA NO TINAO ASIANA @ ILAY SORATRAO.

TSY TEZITRA TSONY AN!!!!

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
2. Mirananirina ( 15/04/2009 13:00)
Ny mpiasa-panjakana ary mihinan'ny fatiny,koa haratsiako ahoana;
Ary za hoa tsy mety tezitra izany mihitsy na voaopa ary,tsara FO za. :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
3. BOYSGOSS ( 15/04/2009 13:03)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

MARINA ZANY, ZAH NDRAY TSY ZAKAKO RAHA MISY OUL TEZITRA AMIKO INDRINDRA FA OUL MANANA LOGIQUE SY MJERY NY RARINY SY NY HITSINY
4. Mirananirina ( 15/04/2009 13:05)
eny re bogossy a,hay moa boysgoss ko....,ny atsika vahoaka ihany no tsinjovina fa ny mpitondra toerana ihany no iadivany eo.
be izay fanampiana vitako izay fa aleo angamba hijanona amin'izay.
5. Noue ( 15/04/2009 13:22)
politika marina ny ato =)) =)) =)) =)) =)) =))

Mirana :-*
6. BOYSGOSS ( 15/04/2009 13:24)
Noue:

politika marina ny ato =)) =)) =)) =)) =)) =))

Mirana :-*




:-D :-D :-D :-D :-D :-D
salut Noue
7. Mirananirina ( 15/04/2009 13:25)
Noue resa politika ihany ty e :-*
8. Noue ( 15/04/2009 13:28)
eny oa akia aa ! politika daholo oa zany ee :-D :-D :-D slt BOYSGOSS :-D :-D :-D :-D
9. Mirananirina ( 15/04/2009 13:44)
boysgoss ,sady resaka bisous koa e,
izany ry noue a,angamba retsy aho hiala eto aminy politika eto fa hoary aminy chat ary indray,veloma daholo e. :-* :-* :-*
10. Noue ( 15/04/2009 14:29)
Mirananirina:

boysgoss ,sady resaka bisous koa e,
izany ry noue a,angamba retsy aho hiala eto aminy politika eto fa hoary aminy chat ary indray,veloma daholo e. :-* :-* :-*
aza miala zany akia Miarana aaa !! mijanona miaraka aminay eto akia aaa !! :-* :-* :-* :-*


11. halloween ( 15/04/2009 20:12)
Aaatssssiahh !!inona ty ataon'i Mirana sy boygoss ? voalohany aloha , alazako i Mirana tt d swit , arahats omen'i mirana S aho de alazako , fa hay nareo ry bougosse ..... hita be
12. fijo ( 15/04/2009 20:43)
hay misy fifanakalozana fitiavan abe toa izao ato ko.tsssssssssss
13. xxx ( 15/04/2009 21:30)
ahoana indray izao declaration d'amour be nareo izao e,efa vita ny an'i wiwi sy noue dia niditra ny an'i ifiona sy oay dia izao indray ny tourny mirananirina,ho tezitra mafy izao i salopard mahita an'io aza hitako :-D :-D :-D :-D :-D
14. fijo ( 15/04/2009 21:39)
ity no tena hoe:"manaova fitiavana fa aza miady" ary rah ahiady ihany aleo mampiady fipipizana
15. xxx ( 15/04/2009 21:50)
dia ahoana raha samy basy lava ?
16. fijo ( 15/04/2009 22:03)
toa misy samy manana basy nefa mampiady ko......
17. xxx ( 15/04/2009 22:13)
toa hoe alefa any @ sodome sy gomore hono ko :-D :-D :-D
18. Mirananirina ( 16/04/2009 12:55)
ity no tena hoe:"manaova fitiavana fa aza miady" ary rah ahiady ihany aleo mampiady fipipizana

Andray kosa ry Fijo,inona ary ity,ny vava ihany dia vitae hahaha
19. Mirananirina ( 16/04/2009 12:56)
Aaatssssiahh !!inona ty ataon'i Mirana sy boygoss ? voalohany aloha , alazako i Mirana tt d swit , arahats omen'i mirana S aho de alazako , fa hay nareo ry bougosse ..... hita be

hallowen,alazanao amin'iza ary aho e,de hitomany aho an,aza manao an'izany
20. Mirananirina ( 16/04/2009 12:58)
aza miala zany akia Miarana aaa !! mijanona miaraka aminay eto akia aaa !!

Noue ,marina ny anao,efa nandinika aho alina tontolo dia hiverina handringana ireo tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491