manao pâte génoise fotsiny ianao ka.
Ahenao fotsiny ny siramamy; Ny ahy araky ny ahaben'ny moule no amarako azy:
30 gr de farine par oeuf
4 oeufs
30 gr de sucre par oeuf koa
azo ovana araky ny ahaben'ny moule io fatrany io.
Kapohana ela dia ela ny atody sy ny siramamy mba ho ferme tsara, izanyhoe arotsaka tsy kelikely ny siramamy; 10 à 20 mn eoeo io dia vonona.
Arotsaka tsikelikely amin'izay ny farine, tsy mihato mikapoka ianao!
Masahana anty lafaoro température moyenne. Trandremo tsy ho may fa vetivety kely dia masaka.
Manaova crème au beurre:
manao crème anglaise aloha, avela hangatsiaka io.
Maka beurre mitovy temperature am'ny crème anglaise.
Kapoaha ny doubera ho malama tsara. arotsay tsikelikely ao ny crème angalaise mitovy température aminy.
Tandremo fa raha mafana ny crème anglaise dia tsy hety mihitsy ny crème au beurre.
Ny crème au beurre no asesika eo afovoan'ny gâteau efa voadidy roa, dia andravahana azy koa.
Bon appétit