MITADY HIJAPY TRAIN NY AREMA
21. xxx
(
14/04/2009 12:04)
2002 nisy ny election, fa taminity tsy nisy fa tonga dia capsat nanao copsoorka. sao ary elah de mbola tsy teraka taminy 2002 ka tsy nahatadidy anzany?
22. andrywui
(
14/04/2009 12:08)
Fanonganampanjakana no natao tam 2002 ee!! ze olona tsy lany rehetra amin'ny fifidianana zany de mahazo mamorona reservistes daolo de mamono olona eran'ny Nosy daolo de maka Fahefana amin kery !! zay no nataony tam 2002 fa ny HCC efa nilaza fa tsy lany 1er tour de vita zany izy !!
23. xxx
(
14/04/2009 12:18)
tena mbola tsy teraka marina lety taminizany ngamba ka, rehefa nikomy ny vahoaka de nilaza ny marina ny hcc taminy 2002, fa taminity rehefa nanambana basy ny capsata de nanaiky tsy satry ny hcc, ary dadanlà ve zao mbola manao afera maizina ihany ao bira ao? miaraka amdry jônesa sy ry denis be, ela aloha raha hitako eny andoharano eny de mamay ialahy
24. andrywui
(
14/04/2009 12:22)
manatona ahy mitapitapy eo ary fa ataoko goaka koa elah lesy !!! fantatrelah tsara angamb ny dikanzany !!! laniako amlah ny cartouche -ko !! 9 balles de 9mm !!ha ha ha ha !!
25. halloween
(
14/04/2009 13:29)
Aza mahery fihetsika andrywui fa lasa ataon'ny olona hoe mpanao kamikaze eo ianao ! na mpamono olona satria efa betsaka izay olona maty teto amin'ny firenena izay
26. mion
(
14/04/2009 13:57)
Fanonganampanjakana no natao tam 2002 ee!! ze olona tsy lany rehetra amin'ny fifidianana zany de mahazo mamorona reservistes daolo de mamono olona eran'ny Nosy daolo de maka Fahefana amin kery !! zay no nataony tam 2002 fa ny HCC efa nilaza fa tsy lany 1er tour de vita zany izy !!
lany t@ premier tour izy ka, fa ny andaniny no tsy nahatanty resy .
mbola tsy teraka marina elà t@ zany ry wiwi an, tsy naharaka film
27. andrywui
(
14/04/2009 14:03)
Hay ve i mion le mpiteny ah oe mbol tsy teraka fon io e!!!
--inona ny porofon'ni Mion miohatra ny an'ny HCC norohonana tamin'izany ireny !! saika ho vitain dravalo anie ny HCC tamin'izany rah tsy namadika resaka hainga tsy tamin'ny fo oe : Ravalomanana Marc ndray no lany fa tsy marina le 2em tours e !!! de lohamboto xbe toy izany xve nataonao xde ref atao ko vao hoe zao aho z&

28. mion
(
14/04/2009 14:11)
Porofo mitohoka t@ tenda: lany t@ premier tour Ra8 54% nahery teo fa tsy tadidiko le virgula tao rian'io 54 io.
Tsy za le mpiteny oe mbla tsy teraka elà fa za zao vao tonga

29. andrywui
(
14/04/2009 14:16)
hay ve les azafady ary les mion a!! mialohan'io 54% nolazainlah io ry mion de tadidio fa efa valimpifidianana natao tany Mantasoa fa tsy io 54% io akory !!
31. mion
(
14/04/2009 14:30)
nentin'i ratsiraka nandositra ny HCC t@ zany lty a, ary norahonana mintsy. Sady ny valimp-pifidianana tany mantasoa zany koa tsy ara-dalana e, maninn no tsy tetsy @ Ministeran'ny atitany tesy anosy no natao fa entina any mantasoa, ny navoakan'ny ati-tany zany no ara-dalàna ary mbola eo @ io ara-dalàna io foana no mipetraka resaka hatram zao.
Bref, ra8 mintsy zany no mpanaraka ny ara-dalana

32. Oay
(
14/04/2009 14:34)
mion:

Mba misy fanontaniana fa naninn no volana juillet 2002 vao nanaiky an'i Ravalomanana ny be kintana?
33. mion
(
14/04/2009 14:40)
de oay ve manantena fa @ volana jolay hanaiky ny HAT koa ny be kintana. efa isaina ny androny ka , kely sisa
34. Oay
(
14/04/2009 14:56)
mion:
de oay ve manantena fa @ volana jolay hanaiky ny HAT koa ny be kintana. efa isaina ny androny ka , kely sisa
Tena manahy aho fa alohan'ny volana jolay! fomba fijeriko anefa izay!
Azavaiko kely:
_Ny ONU sy ny UA no niantso ilay dinika d niala ny TIM satria hoe otrany mi-favoriser ny HAT ilay izy! d ozy za hoe "surprise surprise an!"
Tandremo ary tadidio fa RaAsterix sy ny potion magique-ny no nametraka an'i Ravalomanana t@ 2002 é!
35. xxx
(
14/04/2009 15:52)
[quoteHOY ANDRYWUI ]hamerina andratsiraka hatao prezida d'honneur de i ravalo praiministrany !!! tsy ratsy kosa ko !!!! samy assassins izy mtsamy !!! samy nahafaty olona mihotra ny zato !!! de niray latabatra hamoo ny gasy rehetra ndray !! ppppffffffffff!! vizana ianao ry gasikaroko noho ireto gaigy reto[/quote]
VALINY
VALINY
HOY ANDRYWUI message
antso avo ho an'ny capsat ndray ty ::::: ze tim mivorivory ka mitady hevixtra handrofdananan ny Fanjakana efa mijoro ry capsat de tifiro faty any
andrywui [ Valio ] 14-04-2009 14:22:04
Lohateny : Re : MITADY HIJAPY TRAIN NY AREMA
manatona ahy mitapitapy eo ary fa ataoko goaka koa elah lesy !!! fantatrelah tsara angamb ny dikanzany !!! laniako amlah ny cartouche -ko !! 9 balles de 9mm !!ha ha ha ha !!
36. fijo
(
14/04/2009 21:32)
koditra hatraminn'y arema ve letsy ,vao maheno hoe hiverina ravalo le.maik amo afa i petatsanga
37. xxx
(
14/04/2009 21:42)
i tgv efa mitaraina marary kibo lava mieritreritra ny fiverenan'i ra8 :-D :-D :-D
sa koa namboarin'ny capsat ny ny entana :-D :-D :-D
sady i le PM sy tgv koa anie ohatrany mampanahy be ihany e

39. fanou14
(
15/04/2009 07:33)
matoa ny arema niala dia satria tsy nahazo lay amnistie noheveriny fa ho zao fotsiny @ zao , dia lazaiana fa tsy ara dalana ny HAT ,
i xxx hoa tsy mba olona matotra mintsy ny haim-pirenena anie no resahian eto e ny mba hivoahana @ crise ,
sao dia ra8 no matahotra dia ny SADC aloha no atao mialoha lalana ,
dia tsy menatra ery milaza fa ilay maire Antsirabe hoe maro ny vahoaka manaraka nefa alaina ankeriny eny ampiasana ny mpiasa -panjakana , dia lay affaire mada autruche , mba renim-pianakaviana ihany nefa manimba ny fananan'olona , ny olona no mifofo mandritra 15 ans dia enao maka azy ao anatin'ny 1 andro , ireny zavatra mitranga ireny dia anisan' tsy hitiavan'ny mpamatsy an'i ra8 tsony , dia faly ery ry ra8 mianakavy hoe tsy misy vola ny fanjakana nefa anie efa t@ fin 2008 no tsy nety nanome vola ny partenaire satria tsy mazava ny fitantanam-bola 2008 e , dia maka ny mpiasa-panjakana hitokona , noho ny adalany ve no tsy andraisana karama dia mbola anaraka azy ihany , nihevitra ny tenany tena mahay be fa na dia efa nodiovina aza ny taratasy retra tao @ finance, ny tao @ impôt dia ny tsy tao an-tsaina hoe misy olona nanao archive mba amoahana ny tena marina tao , pareil pour la douane .
dia mion milaza fa ara dalana ny valim-pifidiana lainga daholo zany ,zay fanjakana teo h@ zay dia fangalaram-bato avokoa , ka mba mivavaha mafy ary tena mivavaka @ fo fa tsy atao anafenana ny ratsy an mba tsy hisian'izay fangalaram-bato izany intsony